Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Radio Alliance 92 FM : hiverina ny fandaharana « Ho aiza isika »

 Hanomboka hiverina ho henontsika indray ny fandaharahana « Ho aiza isika », eo anivon’ny onjampeo Alliance 92 FM. Hanomboka anio amin’ny 6 ora sy sasany hariva ny fandaharana amin’ny fiteny frantsay, « Topic news ».
Ho an’ny fandaharana « Ho aiza isika » kosa, isaky ny zoma amin’ny iray ora latsaka fahatelo antoandro ary haverina ny asabotsy amin’ny 12 ora sy sasany.

Hitondra ny famakafakana amin’izany ny talen’ ny famoahana ny gazety Taratra sy Les Nouvelles ary ny News Mada, Franck Ramarosaona. Horesahina avokoa ny lafiny politika ; ny toekarena ary ny sosialy. Fa eo koa ny famakafakana ireo vaovao iraisam-pirenena.

Randria

Les commentaires sont fermées.