Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Notanterahina omaly teny Andohalo ny fifamindram-pahefana teo amin’ny lehiben’ny Etamazaorin’ny jeneralin’ny tafika (Cemgam) teo amin’ny Jly Rasolofonirina Beni Xavier (Cemgam teo aloha) sy ny jly Razafindrakoto Lantoarinjaka (Cemgam vaovao). Samy nanamafy ireto manamboninahitra ambony ireto fa mitohy ny asa amin’ny fitandroana ny filaminana. Marihina fa nivoaka tao amin’ny andiany faha-15 tao amin’ny Akademia Miaramila ny Jly Razafindrakoto Lantoarinjaka.

Les commentaires sont fermées.