Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Fantina sy fintina

Honerana ara-bola ireo horavana trano sy tanimboly amin’ny fanamboaran-dalana : Ivato-Tsarasaotra araka ny nambaran’ny minisiteram-panjakana misahana ny tetikasan’ny filoham-pirenena (Matep). « Nanorina trano eo amin’ny tanim-panjakana izy ireo sady tsy manana « titre »… ka tsy maintsy esorina. Hanaovana tombana anefa izany ka homena vola izy ireo, ho fiahiana ny maha olona », hoy ny minisitera, omaly tetsy Anosy.

Mizotra ny asa fanajariana ny tobim-piantsonan’ny fiara mpitatitra eny Andohatapenaka sy By Pass, araka ny nambaran’ny Matep, omaly tetsy Anosy. « Hitondra ny vola ireo mpandraharaha ara-tsolika roa raha hiantoka ny tany kosa ny fanjakana. Hatao manara-penitra izany tobim-piantsonana izany », hoy izy ireo.

Les commentaires sont fermées.