Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tontolo iainana : namoaka teknisianina 179 ny Isseg

Tontolo iainana  : namoaka teknisianina 179 ny Isseg

Efa mahasarika ny tanora amin’izao fotoana izao ny lafiny tontolo iainana. Tsy vitsy ny misafidy ny hanaraka fampianarana ambony miompana amin’ny tontolo iainana manokana. 93 ny tanora nahavita fiofanana ka nahazo ny mari-pahaizana teknisianina ambony ka hatramin’ny diplaoma Master tao amin’ny Sekoly ambony momba ny siansan’ny tontolo iainana sy ny fitantanana (Isseg). 82 nivoaka avy amin’ny lalam-piofanana fitantanana ary efatra momba ny psychosociologie. 179 ireo teknisianina ambony nahavita fiofanana ary hirotsaka amin’ny sehatry ny asa. Nisalotra ny anarana Kintana ny andiany nivoaka farany teo teny Ivato.

Vonjy

Les commentaires sont fermées.