Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Indray mijery

Momba ny toetry ny andro anio, ho an’ny tolakandro, hanorana tandrifin-drahona arahin-kotroka any Diana sy Sava, miampy ny any Menabe , Atsimo Andrefana ary Androy. Hanorana malefaka ny faritanin’i Toamasina, Antananarivo sy Fianarantasoa. Handrahona na handrahona vitsy ny faritra sisa rehetra. Betsaka sahady ny toerana difotry ny rano, omaly, vokatry ny orana nijojo ny asabotsy alina sy omaly hariva teto an-dRenivohitra. Tsy vitsy ny tantsaha no miandrandra rotsak’orana eto Antananarivo sy ny manodidina satria mila rano ny vokatra rehetra.

Les commentaires sont fermées.