Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Indray mijery

Momba ny fanovana ny fanoratana ny teny frantsay, mbola mandalo eny anivon’ny filankevitra nasionalin’ny fanabeazana ny tolo-kevitra na hanaraka izany isika eto Madagasikara na tsia. « Tsy mbola mahamaika ny amin’izany aloha hatreto », hoy ny fanazavana. Ny famerenana ny kalitaon’ny fanabeazana no tanjona goavana. Miaraka amin’izay ny fanajana ny kolontsaina malagasy sy ny soatoavina mampiavaka antsika. Anisan’ny zava-dehibe koa ny famerenana ny fanabeazana ho olona vanona satria very ao anatin’ny fanatontoloana ny hasina sy fanajana ny fananana iombonana ary ny fahaiza-miaina.

Les commentaires sont fermées.