Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Fantina sy fintina

Ambasadaoro vaovaon’i Afrika Atsimo hiasa sy honina eto amintsika i Maud Vuyelwa Dlomo. Nanatitra ny taratasy manendry azy amin’izany toerana izany tamin’ny filoha Rajaonarimampianina eny Iavoloha ny tenany, omaly.

Nandimby toerana ny ambasadaoro teo aloha, Gert Johannes Grobbler, izy io.

Maherin’ny 500 ny fangatahana onitra noho ny « Raharaha 2002 sy 2009 » voarain’ny eo anivon’ny FFM, araka ny nambaran’ny filohany, ny jeneraly Rabotoarison Charles. Mila 100 miliara Ar izany fanomezana onitra izany. Vola mbola hotadiavina anefa ary iarahana amin’ny sehatra iraisam-pirenena.

Les commentaires sont fermées.