Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Fantina sy fintina

Efa tafaverina an-tanindrazana ny ben’ny Tanàna, Ravalomanana Lalao, rehefa avy niatrika ny fivorian’ny ben’ny Tanàna aty amin’ny ranomasimbe Indianina, tatsy amin’ny Nosy La Réunion ny herinandro teo.  Nifampizara traikefa sy ny fomba fitantanana ary nitady fiaraha-miasa ny tenany tamin’izany.

Hamoaka ny bokikely mirakitra ny fanambarana nataony tamin’ny taona 2015 ny fiarahamonim-pirenena Sefafi, ny zoma izao. Hotanterahina etsy Ambodivona izany ary harahina valandresaka ho an’ny mpanao gazety

Les commentaires sont fermées.