Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Fantina sy fintina

Nitondra fanampiana toy ny rano sy sakafo masaka ary kojakoja samihafa ho an’ny mponina tratry ny kere any atsimon’ny Nosy ny filoha mpanorina ny Mapar, Rajoelina, ny andron’ny 7 febroary teo.

Ho feno 41 katroka ny 11 febroary izao ny namonoan’ny fahavalom-pirenena ny Kly Ratsimandrava Richard  teny Ambohijatovo Ambony. Herinandro taorian’ny nanoloran’ny Jly Ramanantsoa ny fahefana feno azy hitondra ny tany sy ny fanjakana izany ka nilazany ilay teny hoe « Tsy hiamboho adidy aho mon general ».

Les commentaires sont fermées.