Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Fantina

Randriamananjara Philibert no misolo toerana ny depiote teo aloha, Ramarosoa Emiline, tamin’ny lisitra Fitarikandro, tao Amparafaravola, araka ny fanapahan’ny HCC ny 3 febroary,  nivoaka ny 5 febroary. Noho ny fahitana fahabangan-toerana izany, fa nametra-pialana ny depiote Ramarosoa Emiline, izay voafidy ho loholona, tamin’ny listra Mifanasoa, faritany Toamasina.

Hanatrika ny fihaonana an-tampon’ny Frankôfônia hatao eto Antananarivo, ny 19-20 novambra 2016,  mpanjakan’i Maroka, Mohammed VI, araka ny tatitry ny gazety boky Jeune Afrique. Fantatra fa hitsidika ny toerana nanaovana sesitany ny raibeny, Mohammed V, taona 1954, any Antsirabe, izy. Niara-sesitany tamin’izany koa ny rainy, Hassan II.

Les commentaires sont fermées.