Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Fantina sy fintina

Namoaka tolotr’asa hisahana andraikitra eo anivon’ny sampandraharaha sy tale maromaro ny eo anivon’ny Vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana (Ceni). Tafiditra amin’ny fampidirana mpiasa vaovao eo anivon’ity rafitra iray misahana sy mikarakara ny fifidianana ity izany.

Feno 41 taona amin’ny 5 febroary izao ny nanoloran’ny Jly Ramanantsoa Gabriel ny fahefana feno ho an’ny Kly Ratsimandrava, minisitry ny Atitany ho filoham-panjakana. Tsy nandà izany ity « Rain’ny fokonolona sy ny Alaolana » ity ka teo no teraka ny hoe « Tsy hiamboho adidy aho mon géneral ».

Les commentaires sont fermées.