Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Dahalo efatra indray maty voatifitry ny zandary nandritra ny fifandonana tao Miarinarivo, kaominina ambanivohitra Ambohijanahary Amparafaravola, afakomaly. Nanohy ny fikarohana ireo omby tsy tamina halatra omby nitranga tao Vohitsoa, ny 19 janoary teo ny zandary ka tamin’izany no nahatrarana ireto dahalo ireto. Saika hisambotra ireo dahalo anefa ny zandary nony tonga tao Miarinarivo ka nitifitra tamin’ny basy avy hatrany ry zalahy. Tsy mbola hita kosa ny omby. Mitohy ny fikarohana ataon’ny zandary ao an-toerana.

Les commentaires sont fermées.