Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Indray mijery

 Haharitra hadimiana ny atrikasa momba ny fametrahana ny antoka momba ny kalitaon’ny lalam-piofanana amin’ny fakiolte telo eny amin’ny oniversiten’Antananarivo. Tafiditra ao ny fakiolten’ny fianarana ho mpitsabo, sekoly ambony momba ny fambolena sy ny fiompiana ary ny fitantanana. Iarahana amin’ny tomponandraikitry ny univesité de Liège ny asa ary ahitana manam-pahaizana avy any. Hifarana ny alatsinainy ny dinika izay atao eny Andrainarivo.

Tsy afaka mandalo fitsarana teknika intsony ny fiara manana familiana ankavanana no sady tsy mahazo fiantohana amin’ireo orinasam-piantohana misy eto amintsika. Vokany, tsy tokony hivezivezy manerana ny Nosy intsony ireo karazana fiara ireo satria tsy manana ny fepetra feno ahazoany manao izany. « Na nahazo rariny tany amin’ny filankevi-panjakana aza izy ireo satria ny lalàna efa mihatra eto Madagakasikara », hoy ny talen’ny Sampandraharaha misahana

Les commentaires sont fermées.