Flash
Préc Suiv

NS Malagasy

Distrikan’Ambohidratrimo : notohanana ny fiharian’ny vehivavy

Distrikan’Ambohidratrimo : notohanana ny fiharian’ny vehivavy

Nakotroka sahady ny fankalazana Andron’ny vehivavy ho an’ny distrikan’Ambohidratrimo izay notontosaina tao amin’ny kaominina Ambatolampy Tsimahafotsy, ny asabotsy teo. Nisongadina tamin’izany ny fanohanana ny fiharian’ny vehivavy mba hahaleo tena amin’ny fivelomana. Notoloran’ny vadin’ny filoham-pirenena, Rajaonarimampianina Voahangy zana-kisoa, zanak’akoho ary zana-trondro ireo vondrom-behivavy tao amin’ireo kaominina 24 ao anatin’ny distrikan’Ambohidratrimo. Ankoatra izany ny masomboly sy ny […]

ONN : ampianarina nahandro ara-pahasalamana ny olona

ONN : ampianarina nahandro ara-pahasalamana ny olona

Namahana olona maherin’ny 1.000 teny Ambatolampy Tsimahafotsy ny ONN ny asabotsy teo. Nampianarina hahandro sakafo ara-pahasalamana ihany koa ny olona tamin’izany. Tarigetra voizina ny hoe “Sakafo ara-pahasalamana, antoka iray ho an’ny fanjarian-tsakafo « . Nanaporofo izany tamin’ny mponina eny an-toerana ny ekipan’ny ONN. “Manankarena vokatry ny tany isika indrindra ny mponina eto Ambatolampy Tsimahafotsy kanefa mbola […]

Hipoka ny lapa : tsy mbola lefy ny Mahaleo, lasa avo telo heny ny tapakila!

Hipoka ny lapa : tsy mbola lefy ny Mahaleo, lasa avo telo heny ny tapakila!

Nifanitsakitro! Samy niezaka naka ny anjara fahafinaretany avokoa ireo mpijery nameno ny lapan’ny Fanatanjahantena. Tsy mbola lefin’ny taona maro nolalovany ny tarika Mahaleo. « Ravorondreo« . Tamin’ny 7 ora katroka, naneno ny feon-gitara voalohany ary io hira marodona hain’ny maro io avy hatrany no nanombohan’ny tarika Mahaleo ny fampisehoana. Zara raha nisy ampahefatry ny efitranon’ny lapan’ny Fanatanjahantena […]

Kolontsaina : manomboka anio ny hetsika Taom-baovao malagasy

Kolontsaina : manomboka anio ny hetsika Taom-baovao malagasy

Sokafana amin’ny fampirantiana lehibe etsy amin’ny Tahala Rarihasina Analakely, anio amin’ny 10 ora maraina ireo, hetsika mifandraika amin’ny fankalazana ny Taom-baovao malagasy. Fampirantiana an-tsary sy an-tsoratra ary amin-javatra mivaingana ireo fomba amam-panao malagasy. Hisy rahateo ny fanazavana ataon’ny tompon’andraikitra eny an-toerana. Tohizana amin’ny loabary an-dasy izany ny tolakandro. Lohahevitra hofakafakaina : « Ny fanabeazana ny tanora sy […]

Faritra Boeny – Page/Zip : nomena fiofanana hanara-penitra ireo mpiompy tantely

Faritra Boeny – Page/Zip : nomena fiofanana hanara-penitra ireo mpiompy tantely

Tohanan’ny fiaraha-miasa amin’i Alemaina Page/Zip (Programme d’appui à la gestion environnemental) ny vondron’ny mpiompy tantely any amin’ny faritra Boeny. Fanofanana faharoa nomena azy ireo tao Mahajanga izany, ny 3 marsa lasa teo.   Nomena fiofanana momba ny fanatsarana ny fiompiana sy ny varotra ireo vondron’ny mpiompy tantely any amin’ny faritra Boeny. Roa taona izao ny […]

Kitra – Cnaps Sport : «Hamafisina ny famonoam-baolina», hoy i Hery Be

Kitra – Cnaps Sport : «Hamafisina ny famonoam-baolina», hoy i Hery Be

 Efa ao anatin’ny tsipika mahitsy farany, amin’ny fanomanana ny lalao faharoa, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, “Champion’s league 2016”, ny Cnaps Sport, ankehitriny. Manao fanitsiana ireo pitsopitsony, ankehitriny, ny mpanazatra.   Amin’ny asabotsy ho avy izao no hiatrika ny lalao ampaha-16-n-dalana mandroso, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ny Cnaps Sport. Mialoha […]

Tsenam-panjakana  : andrasana ny mangarahara

Tsenam-panjakana  : andrasana ny mangarahara

 Nanantanteraka ny fianianany teo anatrehan’ny mpitsara eo anivon’ny Fitsarana tampony ny tale jeneraly vaovao misahana ny tsenam-panjakana na ny Autorités de éégulation des marchés publics (ARMP), , ny herinandro lasa teo. ARMP, fahefana iray eto amin’ny firenena mandrindra ny tsenam-panjakana. Lafiny telo ny tsy maintsy arahina amin’izany : mamolavola ireo rijan-teny mifandraika amin’ny lalàn’ny tsenam-panjakana, […]

Duale any Mahajanga : fianaran-draharaha ny 80 %

Nozaraina ny 3 marsa lasa teo, ny mari-pankasitrahana ho an’ireo mpianatra nanaraka fiofanana momba ny asa Duale tao amin’ ny Tranoben’ny varotra sy ny indostria (CCI) any Mahajanga. Navoaka ireo mpianatra andiany faha-10, miisa 25, misalotra ny anarana “Matotra”. Niofana mikasika ny fizahantany sy ny fandraisam-bahiny ny fito tamin’izy ireo, ireo 18 kosa, niofana momba  […]

Kitra U17 : Barea Academy (2) – Maorisy (2)

Kitra U17 : Barea Academy (2) – Maorisy (2)

Nisaraka ady sahala, 2 noho 2, ny Barea Academy sy ny Club M Maorisy, sokajy U17, omaly tany Maorisy. Fihaonana ara-pirahalahiana sady tsapa ho an’ny ekipam-pirenena roa tonta. Araka ny tati-baovao, efa nitarika tamin’ny isa 2 noho 0 ry zareo Maorisianina vao nanenjika ny boaikelin’ny Barea Academy. Teo amin’ny fizaram-potoana voalohany, ny baolina voalohany tafiditry […]

Lutte – «Afrique 2016» : laharana fahafito i Josiane

Lutte – «Afrique 2016» : laharana fahafito i Josiane

Nikatona, tao amin’ny kianja mitafon’i Alexandrie, Egypta, omaly, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ny taranja «lutte». Raha ho an’i Madagasikara aloha, tsy nahomby ny solontena malagasy, teo amin’ny sokajy vehivavy, izay nandraisan’Andrianirinamalala Soloniaina Josiane Patricia anjara. Laharana fahafito mantsy no nisy azy, teo amin’ny «lutte libre», sokajy 75 kg. Marihina fa tsy nisy […]

Rugby – «Gold Top 8 Mada» : tsy mbola afa-bela tamin’ny 3FB ny Tam

Rugby – «Gold Top 8 Mada» : tsy mbola afa-bela tamin’ny 3FB ny Tam

Tontosa, teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, avokoa ireo lalao efatra voalahatra, teo amin’ny andro voalohany, amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby na ny “Gold Top 8 Mada”. Anisan’ny nandrasan’ny rehetra ny an’ny Tam Anosibe sy ny 3FB. Tsy mbola afa-bela tamin’ny ekipan’Ingahindriana Anosibe, izay lavo tamin’ny isa 33 noho 22. Na nilalao 14 […]

Basikety – Coupe du Président : tompondakan’ny “Play-off” teo an-taniny ny SBBC

Basikety – Coupe du Président : tompondakan’ny “Play-off” teo an-taniny ny SBBC

Tsy nisy nahatohitra ny ekipan’ny SBBC Boeny ireo mpifanandrina taminy tamin’ny fiadiana ny “Play-off” teo amin’ny « Coupe du Président ». Norombahin’izy ireo teo an-taniny ny amboara ka hahafahany mandray anjara amin’ny Top 8 indray. Mazava. Efa nandravarava hatramin’ny niandohan’ny “Play-off” teo amin’ny fiadiana ny « Coupe du Président », taranja basikety, ny SBBC avy any Boeny ary tsy […]

Hitsy toraka : ampy izay r’ise a!

Hisesisesy ny fifidianana izay ho filohan’ny federasiona ato ho ato. Efa samy manao izay ho afany avokoa, na ireo am-perinasa na ireo manana fikasana, hiditra amin’izany. Ny zavatra tsikaritra aloha, mikiry tsy mety miala ireo izay efa nitondra ary mbola miady fo aman’aina, hitantana indray mandeha indray. Misy ireo mendrika izany, satria nahavita be ary […]

Ambohibato : nanao lalankely ny VMMM

 Miainga avy eny ifotony ny fampandrosoana. Nitondra fanohanana sy fanampiana hanamboarana ny lalankely  eny Ambohibato Ambohimanambola ny Vehivavy Malagasy miara-miainga (VMMM), ny faran’ny herinandro teo.  Anisan’ny natolotry izy ireo ny mponina amin’izany ny fasika sy vato ary simenitra. Mazava rahareo ny fotokevitra ijoroan’ity antoko naorin’Andrianainarivelo Hajo ity : « Izay manoro lalana mahitsy, mamindra aina« . Miara-miasa amin’izy […]

Fanafihana teny Avaratr’Antanimora : karohin’ny polisy ny naman’i Vazaha sy Bekodia

Fanafihana teny Avaratr’Antanimora : karohin’ny polisy ny naman’i Vazaha sy Bekodia

 Mitohy ny fikarohan’ny polisy ireo jiolahy tafaporitsaka nandritra ny fifampitifirana teny Avaratr’Antanimora izay nahalavo an’i Vazaha sy Bekodia, ny zoma hariva teo…   Jiolahy raindahiny amin’ny fanafihana mitam-piadiana mahery vaika ireto nifandona tamin’ny polisin’ny BC sy ny Sag teny Avaratr’Antanimora ireto, raha ny fanazavana voaray. Ao anatin’ny fikarohana ireo naman’i Vazaha sy Bekodia ny polisy […]

Fifandraisana amin’ny any ivelany : hiady ho antsika amin’ny mpamatsy vola i Jean-Marc Ayrault

Fifandraisana amin’ny any ivelany : hiady ho antsika amin’ny mpamatsy vola i Jean-Marc Ayrault

 Nanokanan’ny minisitry ny Raharaham-bahiny frantsay, Jean-Marc Ayrault, fotoana manokana, ny zoma teo tao amin’ny  Quai d’Orsay, ny delegasiona malagasy notarihin’ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Atallah Béatrice. Nisongadina tamin’ny fihaonana ny teboka telo eo amin’ny fiaraha-miasan’ny firenena roa tonta.  Niara-niaiky ny andaniny sy ankilany fa mila havaozina ny fifanarahana lasitra (accord cadre) ahazoan’i Madagasikara sy Frantsa tombontsoa. […]

Misalasala, be kajikajy ? : tsy mbola sahy manohitra ireo antoko lehibe

 Hita taratra amin’ny adihevitra nokarakarain’ny FES tetsy Anosy, ny zoma teo, fa tsy mbola sahy mijoro ho tena mpanohitra amin’ny fomba ofisialy ireo antoko lehibe. Mialokaloka amin’ny tsy mbola fampiharana ny didim-panjakana momba ny lalàna mifehy ny antoko politika ary manome ny anjara toeran’ny mpanohitra ireo niatrika izany. Anisan’ny nitondra ny heviny ny Tim sy […]

Vatomandry : tovovavy nanao pèlerinage natelin’ny ranomasina

Vatomandry : tovovavy nanao pèlerinage natelin’ny ranomasina

Tovovavy iray indray namoy ny ainy natelin’ny ranomasina tany Vatomandry, ny asabotsy antoandro teo. Araka ny fanazavan’ireo olona nahita ny zava-nitranga tany an-toerana, nafana ny andro tamin’io fotoana io ka marobe ireo olona nilomano ka isan’izany ity tovovavy niharam-boina ity. Lasa teny amin’ny vinany (fihaonan’ny ranomamy sy ny ranomasina) tampoka anefa izy ary tsy nanampo […]

8 marsa CUA : hanao diabe ny ben’ny Tanàna

 Hitarika ny diabe ho fanamarihana ny Andron’ny vehivavy, 8 marsa rahampitso ny ben’ny Tanàna, Ravalomanana Lalao. Hiainga eny Mahamasina izany ary hipaka eny Analakely. Hisy ny fanentanana hataon’ny mpanakanto maro, hotarihin’ny « Fou hehy ». Arahin’ny fizarana valisoa ho an’ireo mendrika amin’ny fifaninanana samihafa nampanaovinan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA). Hitohy amin’ny alalan’ny adihevitra momba ny vehivavy izany […]

Reniranon’Ikopa : lehilahy maty an-drano

Reniranon’Ikopa : lehilahy maty an-drano

 Mamo sa namono tena ? Raim-pianakaviana iray hita faty teny amin’ny reninranon’Ikopa, ny asabotsy teo. Tsy fantatra mazava izay tena antony nahafaty fa ireo mpanasa lamba sy mpaka fasika teny an-toerana no nahita azy nilentika tao anaty rano. Niantso mpamonjy voina avy hatrany ny olona teny an-toerana ka fotoana fohy taorian’izay tonga teny izy ireo namonjy […]

Fifaninanana hidirana ho mpandrahan’ny fonja : «Nanjaka ny kolikoly», hoy ny mpiadina sy ny ray aman-dreny

Fifaninanana hidirana ho mpandrahan’ny fonja : «Nanjaka ny kolikoly», hoy ny mpiadina sy ny ray aman-dreny

Velon-taraina ny ankamaroan’ireo mpifaninana tamin’ny fifaninanana hidirana ho mpandraharaha ny fonja ao amin’ny sekoly fampiofanana mpandraharaha ny fonja ao Antetezambaro Toamasina. Ny 28-29-30 septambra 2015 no nanatanterahana ny fifaninanana hahafahana miditra ao amin’ny sekoly. Nametraka fitarainana eo anivon’ny birao mahaleo tena misahana ny ady amin’ny kolikoly sy nanomana taratasy mirakitra ireo porofo tsy azo lavina […]

Fanovana toe-tsaina hoe ?

Fanovana toe-tsaina hoe ?

 Nahazo lesona tamin’ny filoham-pirenena ny mpanao gazety, ny faran’ny herinandro lasa teo, ny amin’izay voalaza momba ireo raharaha nafampana teto amin’ny firenena, tato ho ato. Anisan’izany, sady nitana ny sain’ny maro, ny « Raharahan’Anjozorobe ». Fa teo koa anefa ny momba ny fampiharana ilay hetra Advance Cargo Declaration (ACD), izay nampifanolana ny mpandraharaha vaventy tamin’ny fitondrana. Ny […]

Tselatra

 Jiolahy miisa valo nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika no nanafika teny Faravohitra, afakomaly alina. Lasan’ireo olon-dratsy ny entana sarobidy sy izay azo nentina tao amin’ity tokantrano niharan’ny fanafihana ity. Nifindra tamina trano iray hafa indray ry zalahy rehefa avy nanafika tao amin’ilay trano voalohany. Tsy nahazo na inona na inona anefa ry zalahy. Nidoboka eny amin’ny […]

Nivoaka amin’ny fanginany… : nampanao fanadihadiana momba ny « Raharaha Anjorobe » ny filoha

Nivoaka amin’ny fanginany… : nampanao fanadihadiana momba ny « Raharaha Anjorobe » ny filoha

 Nitondran’ny filoha Rajaonarimampianina fanazavana avokoa ireo raharaham-pirenena mafampana amin’izao fotoana izao. Anisan’ny nisongadina amin’izany ny momba ny « Raharaha Anjozorobe »  ka nilazany fa hatsangana ny vaomiera mpanadihady hijery akaiky izany.  « Asehoy ny sary raha tany ny zanako… Mora ny miteny… Aoka hisy ny fifanajana sy ny fahadiovan-tsaina. Aoka tsy hofahanana lainga sy resaka tsy marim-pototra ny […]

Rugby – «Gold Top 8 Mada 2016» : hanohitra, hanala vela, amin’ny Zef’Be ny Tam Anosibe

Rugby – «Gold Top 8 Mada 2016» : hanohitra, hanala vela, amin’ny Zef’Be ny Tam Anosibe

Hifantoka, amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara «Top 8 Mada », taranja rugby, ny sain’ny mpitia fanatanjahantena rehetra, amin’ity faran’ny herinandro ity. Hiditra an-tsehatra mantsy ireo ekipa 8 mendrika indrindra, eto Madagasikara.   Hanomboka rahampitso alahady, etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, ny fifaninanam-pirenena, eo amin’ny taranja rugby, na ny «Gold Top 8 Mada», sokajy Elite 1 […]