Fihotsahan’ny tany tetsy Tsimialonjafy Andohalo: razana iray tafavoaka, omaly, mbola misy mpianaka karohina

Ankoatra ireo fito efa hita ny alahady tontolo andro teo, nisy razana iray hafa indray tafavoaka afakomaly…
Ankoatra ireo fito efa hita ny alahady tontolo andro teo, nisy razana iray hafa indray tafavoaka afakomaly…
Nametraka fanamby maromaro ny filoha Rajoelina amin’izao hitantanany ny firenena izao, tamin’ny lahateniny tetsy Mahamasina , taorian’ny fianianana…
Fantatra, araka ny fanadihadiana, natao teo anivon’ny zandarimariam-pirenena fa efa tamin’ny taona 2016 ilay “vidéo” nivoka tao anaty…
Nitrangana fahamaizana sambo tao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina, ny alarobia tokony tamin’ny 11 ora antoandro. Vokany, nahafatesana olona roa…
Mirongatra ny halatra taribin’ny Jirama eto Toamasina. Nahatratra 1,750 km ny very tato anatin’ny iray volana monja. Mangataka…
Mitohy ny hetsika fanadiovana eo anivon’ny tontolon’ny fitsarana. Niakatra teo anivon’ny Filankevitra ambonin’ny mpitsara (CSM) ireo tsy nanara-dalàna…
Daroka, vono, angaredona… Voasambotry ny fokonolona ity tovolahy iray nanolana zazavavikely vao efa-taona monja, tany Tsiroanomandidy, ny alahady…
Nampihoron-koditra! Voasambotry ny polisy misahana ny heloka bevava (BC) tany Mahavelona, distrikan’Ankazobe, ny zoma teo ireo jiolahy efatra…
Hatairana ny an’ireo teny Tanjombato raha nahita lehilahy iray nitsambikina avy eo ambony tetezana, omaly maraina. Nanano sarotra…
Efa betsaka ihany ny mahatsikaritra, saingy mazava izao fa misy tokoa ny zandary miray tsikombakomba sy tendro amin’ny…
Voasambotry ny polisin’ny Fip tao Tanandava Toamasina II, ny alatsinainy 7 janoary 2019 teo ireo andian-jiolahy miisa 10…
Filohan’ny Repoblika Rajoelina Andry, araka ny voka-pifidianana ofisialy navoakan’ny HCC tamin’ny didim-pitsarana tsy azo ivalozana. Nolavina fa tsy…