Flash
Préc Suiv

Logo Free News

FUITE DE RIANA ANDRIAMANDAVY : Le président du Sénat sème la confusion

FUITE DE RIANA ANDRIAMANDAVY : Le président du Sénat sème la confusion

Les barons du parti Hery Vaovaon’i Madagasikara (HVM) se croient être au-dessus de la loi. Après Claudine Razaimamonjy et son évasion organisée, c’est au tour du sénateur de Madagascar et en même temps l’un des ténors du parti présidentiel dans la région Haute Matsiatra de défrayer la chronique. Le président du Sénat, Honoré Rakotomanana, interrogé […]

INSECURITE GENERALISEE : Les forces de l’ordre, encore et toujours!

INSECURITE GENERALISEE : Les forces de l’ordre, encore et toujours!

Le malaise social actuel, dû en grande partie à l’insécurité, se fait de plus en plus ressentir en milieu urbain mais surtout dans les contrées éloignées du pays. En effet, la situation est plus qu’alarmante. Les citoyens ne se sentent plus en sécurité mais surtout, ils n’accordent plus aucune confiance aux forces de l’ordre censées […]

EDITORIAL : Est-on encore à Madagascar ?

Jusqu’à preuve du contraire, nous ne sommes ni au Pakistan, ni en Inde, ni en France et encore moins en Chine mais à Madagascar. Les habitants de ce pays sont donc les citoyens malgaches et, à ce titre, ils doivent bénéficier des droits naturels et légaux que leur confère leur citoyenneté. Et en particulier, ils […]

13 MEY 2017 : Hankalaza ny fahenin-taona ny Free FM

13 MEY 2017 : Hankalaza ny fahenin-taona ny Free FM

Hanamarika ny faha-6 taona nijoroany ny onjampeo Free Fm, 104.2, ny sabotsy izao. Hetsika ara-javakanto etsy amin’ny Kianja Kanto Mahamasina no hankalazana manetriketrika ny tsingerintaona… Vanim-potoana miavaka! 13 mey 2011-13 mey 2017. Feno enin-taona amin’ny sabotsy izao ny onjampeo Free Fm, 104.2. Hetsika ara-javakanto hafanain’ny mpanakanto manana ny lazany eto Madagasikara no hanamarihana ny fankalazana. […]

VAKY BANTSILANA : Nakaiza tanteliko teto ?

Raha ny resaka mandeha amin’izao fotoana izao, sady efa nentina teto amin’ny gazety Free News, dia fantatra amin’izao fa efa tsy eto Madagasikara intsony ilay loholona mpiandry marary tetsy amin’ny hôpitaly Joseph Ravoahangy Andrianavalona. Araka ny vaovao voaray dia efa any Sina amin’izao fotoana izao izy. Tsy fantatra izay ataony any, ny raharaha miandry azy […]

FITATERANA : Manambana ny hampiakatra saran-dalana ny zotra nasionaly

FITATERANA : Manambana ny hampiakatra saran-dalana ny zotra nasionaly

Mampikaikaika ireo mpandraharaha mpitatitra eo anivon’ny zotra rezionaly sy zotra nasionaly ny fidangan’ny vidin-tsolika amin’izao fotoana izao. Nanomboka ny fiandohan’ny taona no ho mankaty, miakatra hatrany izany isaky ny fiandohan’ny volana. Ho azy ireo, tsy azo ihodivirana ny amin’ny tokony hampiakarana ny saran-dalana. Manambana ny hampiakatra saran-dalana, araka izany, ny zotra nasionaly sy ny zotra […]

TAPANY

Fampihavanam-pirenena Tsy mbola napetraky ny eo anivon’ny fahefana mpanatanteraka hatramin’izao ny Filankevitry ny Fampihavanana malagasy sy ireo olona handrafitra azy io. Na misy aza ny fametrahana azy io, mbola tsy mazava sy tsy voafaritra ny asa miandry azy ireo. Mitovy tsy misy valaka amin’ny FFM teo aloha ihany, raha toa ka tsy misy soritrasa mazava […]

FANONDRANANA OLONA ANY KOWEIT : Tovovavy maromaro nalefa niondrana omaly

Na dia efa voararan’ny lalàna aza dia mbola misy manao ihany izany amin’izao fotoana izao. Nisy ny tratra saingy tsy manakana ny tànana efa zatra mitsotran’ireo mpandika lalàna izany. Tato anatin’ny herinandro izay, indroa no nisy vehivavy maromaro nandeha niondrana tany amin’ity firenena ity, nefa jerem-potsiny… Tsy ankijanona mihitsy amin’izao fotoana izao ny fanondranana olona […]

PRESIDENTIELLE EN FRANCE : L’exemple du pouvoir du peuple

PRESIDENTIELLE EN FRANCE : L’exemple du pouvoir du peuple

Dimanche soir, les Français se sont exprimés à travers les urnes. Emmanuel Macron a remporté haut la main le second tour pour récolter 66.06% des suffrages contre 34.04% pour son adversaire Marine Le Pen. Le Président se doit d’honorer la confiance accordée par les Français, soucieux de leur choix. Il revient maintenant au nouveau Chef […]

ILS ONT DIT…

Professeur James Ratsima, Asandratro ny fireneko : «A mon avis, cette élection de l’ancien ministre de l’Economie de François Hollande à la tête de la France ne changera pas grand-chose. Les Présidents français qui se sont succédé ont adopté la même politique, et ce pays impérialiste continuera d’exploiter les pays en voie de développement. Ce pays […]

IMBIKY ANACLET SUR LA RECONCILIATION NATIONALE : « Elle ne devrait pas être seulement sur les lèvres »

IMBIKY ANACLET SUR LA RECONCILIATION NATIONALE : « Elle ne devrait pas être seulement sur les lèvres »

Longtemps après son adoption au niveau des deux Chambres du parlement et après l’avis de la Haute cour constitutionnelle sur sa conformité avec la Constitution en vigueur, la loi sur la réconciliation nationale tarde pratiquement à être effective. « Le décret sur la nomination des membres du Comité de sélection des acteurs qui vont composer le […]

EDITORIAL : Un mépris qui s’explique !

Encore une autre preuve que ce régime ne se préoccupe nullement de la population : durant les 3 jours qu’a duré la vitrine de l’économie à Toamasina du 4 au 6 mai dernier, aucune coupure de courant n’a été constaté. Mais le 6 mai, vers 20 h 30, c’est-à-dire, peu de temps après la clôture de […]

FAMPISAMBORANA AN’I RIANA ANDRIAMANDAVY VII : Milaza ho tsy mahalala ny fanenjehana, Rakotomanana Honoré

FAMPISAMBORANA AN’I RIANA ANDRIAMANDAVY VII : Milaza ho tsy mahalala ny fanenjehana, Rakotomanana Honoré

Manoloana ny fanenjehana an’ny loholona Riana Andriamandavy VII , tanterahin’ny Fitsarana, amin’izao fotoana izao. Milaza ho tsy mahalala na inona na inona ny Filohan’ny Antenimierandoholona, Rakotomanana Honoré. Mety hisy ny fanapahan-kevitra raisin’ny birao maharitra amin’ity anio ity… Nivoaka ny faramparan’ny herinandro iny ny didy fampisamborana, ny loholona Riana Andriamandavy VII, izay niainga avy amin’ny Tonia mpampanoa […]

VAKY BANTSILANA : Voageja anaty fahafahana…mampitsoa-pahana

Nanaitra ny mpanao gazety maromaro ny fanivanana natao azy ireo nandritra ny fitrandraham-baovao tetsy amin’ny Banky foiben’i Madagasikara, Antaninarenina, ny farany herinandro lasa teo. Na dia noheverina aza fa amin’izao andro mazava be izao, misy hatrany ny mizana tsindrin’ila sy ny karazany halako bika tsy tiako tarehy mianjady ny mpanao gazety eny am-panatanterahana ny asany. […]

FILOHA FRANTSAY VAOVAO : Andrasan’ny AKFM ny politika ivelany ho an’i Madagasikara

“Na raharahan-tokantranon’ny Frantsay aza ny fahalanian’ny filoha frantsay vaovao,Emmanuel Macron, tsy maintsy misy fifandraisany sy fiantraikany amin’ny fifandanjan-kery iraisam-pirenena, amin’ny maha firenena lehibe an’i Frantsa. Ho an’ny eto Madagasikara, tsotra ihany ny andrasana amin’ny filoha frantsay vaovao, ny fanafoanana ny politika Frantsa Afrika”. Io no fanehoan-kevitry ny filoha nasionalin’ny antoko AKFM, Rakotomanga Eric, omaly maraina, […]

FANAMBARAN’NY MMM : “Fanjakana voavidy vola izao fanjakana misy izao”

Namoaka fanambarana ny vondrona politika Malagasy Miara-Miainga tamin’iny omaly iny. Fanambarana izay sady mahitsy no mivantana, nilazan’izy ireo ny fomba tsy mety rehetra hitantanan’ny fitondrana Rajaonarimampianina ny firenena amin’izao fotoana izao. “Noho ny fomba fitantanana sadasada sy ireo tsy fanarahan-dalàna maro samy hafa, hita ary voaporofo, nataon’ny fitondrana Rajaonarimampianina dia tafalatsaka anaty lavaka mangitsokitsoky ny fahantrana […]

FANAFIHAN-DAHALO TANY MORAFENOBE : « Ahiahiana ny hisian’ny firaisana tsikombakomba tamin’ny zandary »

FANAFIHAN-DAHALO TANY MORAFENOBE : « Ahiahiana ny hisian’ny firaisana tsikombakomba tamin’ny zandary »

Isan’andro, efa voaresaka matetika ny fihoaram-pefy ataon’ny mpitandro filaminana. Andro vitsy lasa izay, olona iray, voalaza fa tsy salama saina no maty novonoin’ny zandary iray tany Mampikony. Amin’izao indray, novakian’ny kaoperativa « Madaomby » bantsilana ny fomba ratsy fanaon’ny zandary… Ny herinandro lasa teo, nisiana halatr’omby manodidina ny 200 tany Horimbato, distrikan’i Morafenobe. Mampiahiahy ny firaisana tsikombakomban’ireo […]

LE MANDAT D’ARRET EST LANCE : Riana Andramandavy VII a su prendre la fuite

LE MANDAT D’ARRET EST LANCE : Riana Andramandavy VII a su prendre la fuite

Le sénateur Riana Andriamandavy VII est bel et bien dans le collimateur de la Justice. Il fait l’objet d’un mandat d’arrêt émis par le procureur général. Ses interventions dans le cadre du dossier Claudine Razaimamonjy, une femme d’affaires impliquée dans des actes de corruption et qui devait être placée en garde à vue à Antanimora, […]

AFFAIRE D’ANTSAKABARY : Pression de la CNIDH pour sanctionner les coupables

AFFAIRE D’ANTSAKABARY : Pression de la CNIDH pour sanctionner les coupables

Vendredi, la Commission Nationale Indépendante des Droits de l’Homme (CNIDH) a remis le rapport final des enquêtes qu’elle a réalisées dans la Commune d’Antsakabary au Bureau permanent de l’Assemblée nationale. Jusqu’à maintenant, les auteurs de l’incendie criminel de 500 foyers, des actes de violation flagrante des droits humains, tels que les traitements dégradants, et des […]

CONSEILLERS OPPOSANTS SUR LA MAUVAISE GOUVERNANCE A LA CUA : L’inertie du régime est assimilée à une complicité

CONSEILLERS OPPOSANTS SUR LA MAUVAISE GOUVERNANCE A LA CUA :  L’inertie du régime est assimilée à une complicité

Les conseillers issus de l’opposition au sein de la Commune urbaine d’Antananarivo n’ont eu de cesse de dénoncer les magouilles du couple Ravalomanana dans la gestion de la capitale, notamment la mauvaise gouvernance et la violation répétée de la loi 2014-020 sur la décentralisation. Dernièrement, l’Exécutif de la Commune a affirmé qu’il est prêt à […]

EDITORIAL : Des rendez-vous manqués

Cette émission « Le Rendez-vous » hebdomadaire et en ligne durant laquelle Hery Rajaonarimampianina prétend vouloir  « parler directement et ouvertement » aux Malgaches afin de leur « apporter des clarifications » confirme s’il est encore besoin que le président malgache craigne les journalistes. Certes, d’aucuns diront que cette initiative ne peut être que la bienvenue depuis le temps qu’on attendait […]