Flash
Préc Suiv

Logo Free News

FLEURY RAKOTOMALALA : « Un ou deux candidats risqueraient de surprendre en 2018 »

FLEURY RAKOTOMALALA : « Un ou deux candidats risqueraient de surprendre en 2018 »

Fondateur et animateur local du Comité de soutien d’Emmanuel Macron à Madagascar, et plus particulièrement à Antananarivo où résident la majorité des ressortissants français répertoriés dans la Grande île, Fleury Rakotomalala, ce candidat disqualifié à la présidentielle de 2013 a accepté de répondre à nos questions à la suite de l’élection de Macron à la […]

MENACES CONTRE LES MEMBRES DE MADA OMBY : Des gendarmes se croient être au-dessus de la loi !

MENACES CONTRE LES MEMBRES DE MADA OMBY : Des gendarmes se croient être au-dessus de la loi !

La coopérative Mada omby, regroupant les éleveurs, transporteurs et grossistes de zébus dans la ville de Tsiroanomandidy et dans le Melaky, a encore réagi, hier au restaurant Telozoro à Andrefan’Ambohijanahary, aux intimidations de certains éléments de la gendarmerie nationale. «Aucune solution durable n’a été avancée concernant nos revendications. Au contraire, hier (ndlr : mercredi) lorsque nous […]

GOUVERNANCE DANS LES AFFAIRES PUBLIQUES : «Une question de relation de pouvoir », selon Hanta Andrianasy de la FES

GOUVERNANCE DANS LES AFFAIRES PUBLIQUES : «Une question de relation de pouvoir », selon Hanta Andrianasy de la FES

« La gouvernance est le fait pour les citoyens d’être mis au courant des décisions sur la gestion publique, de prendre part au processus de prise de décision et d’en bénéficier les impacts », a indiqué hier Hanta Andrianasy de la Friedrich Ebert Stiftung (FES) au CGM en marge d’une séance d’information organisée à l’intention des journalistes […]

EDITORIAL : Bénis par la communauté internationale ?

Selon la définition d’un Internaute consultable sur la page fr.answers.yahoo.com/question/index?qid=20131215173242AAki9e2, « gouverner, c’est être un employé de l’Etat percevant un salaire et des commodités pour diriger le gouvernement et le pays » tandis que « régner, c’est s’approprier le pays, le piller avec l’aide d’une bande de voyous et y faire la pluie et le beau temps. […]

RANDRIAMANANTSOA : «Fanimbana fiarahamonina ny namonoana ny Ampanjaka »

RANDRIAMANANTSOA : «Fanimbana fiarahamonina ny namonoana ny Ampanjaka »

Niroso avy hatrany tamin’ny filankevitry ny Ampanjaka ny tany Farafangana, taorian’ny nanafenana ny Ampanjaka novonoina, omaly. Nanambara Randriamanantsoa Tabera zokin’ilay Ampanjaka fa fandotoana ny Ampanjaka ny zava-misy tany an-toerana…  Taorian’ny fanafenana ny Ampanjaka, izay novonoina tamin’ny fomba feno habibiana tany Evato Farafangana. Niroso avy hatrany tamin’ny filankevitra ny Ampanjaka ny tany an-toerana, omaly. Tafiditra ao […]

VAKY BANTSILANA : Korontana velona…tsy ifankahitana

Mbola azo lazaina ho tany misy fanjakana ve eto? Raha ny zava-misy miseholany amin’ny lafiny fandriampahalemana, efa mampiteny ny moana ny fiainam-piarahamonina ankehitriny. Miharihary toa vay an-kandrina ka sady maharary no mahamenatra, ny firongatry ny tsy fandriampahalemana. Tsy loza mananontanona intsony izy ity fa tena rano an-tavy mitsipika an-damba, ka mahavoa vatana. Iza no manao […]

RAHARAHA “KIDNAPPING” : Jiolahy iray lavon’ny balan’ny polisy

Jiolahy raindahiny amin’ny raharaha “kidnapping” no lavon’ny balan’ny Polisy misahana ny ady heloka bevava sakelika fahefatra, ny alarobia teo, tetsy Andranobevava. Efa nifampitadiavan’ny polisy hatry ny ela ity jiolahy ity, ka izao tsy afa-belan’ny mpitandro filaminana izao. Raha ny fantatra, ny volana oktobra sy novambra teo izy no nokarohin’ny Polisy tany Mahajanga, saingy tafaporitsaka hatrany. […]

TAPANY

Omby zato very tany Orimbato, Faritra Bongolava Raha ny nambaran’ny jeneraly Anthony Rakotoarison, tale misahana ny filaminana sy ny fampitam-baovao eo anivon’ny zandarimariam-pirenena (DSR), tetsy amin’ny toby Ratsimandrava omaly, fa efa nanao famotorana mikasika ny fanafihan-dahalo nitranga, izay nahaverezana omby 100 tao Orimbato ao amin’ny faritra Bongolava, ny avy eo anivon’ny zandarimaria. Efa nesorina koa […]

RAKOTOMALALA FLEURY : « Iray na roa ny kandidà mety hanaitra amin’ny 2018 »

Mpanangana ary mpanentana eto Madagasikara ny komity mpanohana an’i Macron Emmanuel, indrindra indrindra eto Antananarivo, toeram-ponenan’ny ankamaroan’ny teratany frantsay voamarina eto amin’ny Nosy, Rakotomalala Fleury, fantatry ny maro fa kandidà ho filoham-pirenena voailika tamin’ny 2013. Nanaiky ny hamaly ny fanontaniana napetrakay tao aorian’ny nahalany an’i Macron hitantana ny Repoblika Frantsay, ny alahady lasa teo. Ao […]

PROCESSUS ELECTORAL CREDIBLE : Pas de garanties suffisantes de la part de la Ceni

PROCESSUS ELECTORAL CREDIBLE : Pas de garanties suffisantes de la part de la Ceni

Les pratiques électorales des pays démocratiques et développés ont toujours servi d’exemple pour les pays en voie de développement comme Madagascar. Il s’agit d’avoir une élection fiable, transparente et acceptée de tous. Chez nous, il n’existe pas, jusqu’ici, d’élection non controversée. Hier, questionné par les journalistes, Ernest Razafindrainibe de l’entité électorale a appuyé sa thèse […]

EDITORIAL : Ayez le courage, au moins une fois !

A toutes ces hautes personnalités qui prétendent œuvrer pour le mieux-être de la population, à tous ces dirigeants qui soutiennent qu’ils ne ferment presque jamais les yeux de jour comme de nuit afin de trouver des solutions pour les divers problèmes que rencontrent leurs administrés, nous n’avons que cette phrase à dire : « venez voir […]

ANTONTANISA : Ahina tsy ho tratra ara-potoana ny fanisam-bahoaka

ANTONTANISA : Ahina tsy ho tratra ara-potoana ny fanisam-bahoaka

Tokony ho notanterahina isaky ny folo taona ny fanisana ny mponina eto Madagasikara. Misedra olana amin’ny tsy fandraisan-karama sahady ireo “agent numériseur” anisan’ireo miandraikitra ity fanisam-bahoaka andiany fahatelo ity. Ahina ny tsy hahatrarana ny fanisana ny mponina hatramin’ny 2018… Misedra olana sahady! Efa misy ireo mpiasa manodidina ny 140, nanomboka nanatanteraka ny asany eo amin’ny […]

VAKY BANTSILANA : Mandrampihaona tongavasoa…

Dia lasa ihany koa izay iny iray iny, tonga dia iaraha-mahafantatra angamba hoe iza, fa dia miandry azy ny eto an-tanàna. Efa betsaka izay nandeha izay saingy tsy mankaiza fa tsy maintsy hiverina eto ihany. Raha nisy tena niseho ho azy ho mafy ve tsy ilay ramatoa iray izay saingy tsy nijanona ela tany fa […]

SERASERA AMIN’NY TAMBAJOTRA : Miezaka manadio tena ny Filoha

Nilaza ny hampiasa ny teknolojiam-pifandraisana manomboka izao, ny Filoha amin’ireo raharaha mafanafana tokony ho fantatry ny vahoaka malagasy. Tsy ny eto an-toerana ihany fa manerana izao tontolo izao no hahazo izany, araka ny voalazany ao anaty serasera amin’ny tambajotra toy ny « youtube » sy ny « facebook ». « Avelantsika ilaza vaovao malalaka ny fitaovan-tserasera isan-karazany, na gazety, na […]

TAPANY

Raikitra ny fanambazana fiara tsy mataho-dalana Mandeha indray ny resaka fanambazana fiara tsy mataho-dalana ho ana depiote eny amin’ny Antenimierampirenena eny. Anisan’ny nolazain’ny mpanao politika iray, tsy nanaiky nitonona anarana io, omaly. Nambarany fa nanao fivoriana mihiboka tetsy amin’ny hotely lehibe iray etsy Antaninarenina izy ireo. Mitohy hatrany ny resaka malety sy resaka fiara hiarovana […]

FANDIKAN-DALANA MAROBE : Miandry an’Andriamandavy Riana ny zandary sy ny fitsarana

FANDIKAN-DALANA MAROBE : Miandry an’Andriamandavy Riana ny zandary sy ny fitsarana

Fantatra amin’izao fotoana izao fa manana raharaha maromaro eny anivon’ny zandarimaria misahana ny ady amin’ny heloka bevava (SECRECH) ny senatera Andriamandavy Riana amin’izao fotoana izao. Araka ny voalaza, fitoriana telo no miandry azy eny amin’ity sampan’ny zandarimaria ity saingy izao izy lasa any ivelany izao… Fitarihana olona hitokona, fitorahana vato biraom-panjakana, fivoriana an-dalam-be tsy nahazahoana […]

LANTERNE IMPOSEE PAR LA CUA : Qui a intérêt à exploiter les taximen?

LANTERNE IMPOSEE PAR LA CUA : Qui a intérêt à exploiter les taximen?

L’exécutif de la Commune urbaine d’Antananarivo (CUA) reste muet sur la suite donnée aux nouvelles lanternes. Malgré les dernières interpellations des conseillers issus de l’opposition à l’occasion d’une conférence de presse il y a quelques semaines, le flou persiste concernant ce projet. C’est le contrat lui-même qui est très vague. Non seulement, il n’y a […]