Flash
Préc Suiv

Logo Free News

VAKY BANTSILANA : Mandeha ila…manampontsampona

Nalaza tamin’ny vanim-potoana faha Mpanjaka ny momba an’i Beminaha, izay mpanompo mahafatra-po tao an-dapa. An-kevitry ny fidiran’ireo sampontsampon-javatra teto amin’ny Firenena rahateo no nahatonga ity tantara ity. Misy asa izay tsy hain’ny rehetra afa-tsy i Beminaha irery no nahavita azy. Narary anefa ny tongotr’ity mpanompo mahafatra-po ka nanapa-kevitra ny tao an-dapa fa omena kiraro izy. […]

TAPANY

Praiminisitra vaovao Notendren’i Emmanuel Macron teo amin’ny toeran’ny praiminisitra omaly i Edouard Philippe. Arakan ny fantatra dia ben’ny tanànan’i Havre teo aloha ity lasa praiminisitra frantsay vaovao ity. 46 taona izy amin’izao fotoana izao ary ao mpikambana ao anatin’ny antoko sosialista izy teo aloha ary izao niaraka tamin’ny filoha Emmanuel Macron izao. Andrasana manaraka indray […]

RAZAIMAMONJY CLAUDINE : Miainga indray ny fikafika hitetehana ny fahafahana vonjimaika

RAZAIMAMONJY CLAUDINE : Miainga indray ny fikafika hitetehana ny fahafahana vonjimaika

Mafampana ny eo anivon’ny fitsarana nanomboka omaly. Mandeha be ny resaka amin’izao fotoana izao fa ho avy tsy ho ela ny fangatahana fahafahana vonjimaika ataon-dRazaimamonjy Claudine. Araka ny fantatra dia ampihetsehany avokoa ny tambazotrany rehetra mba hanamora ny fahazoany izany fahafahana vonjimaika izany. Eo anatrehan’izany, miteraka resabe ihany koa ny hoe: mbola ao amin’ny hôpitaly […]

COMMEMORATION DU 13 MAI 1972 : « Le pays reste pauvre malgré la lutte pour la liberté »

COMMEMORATION DU 13 MAI 1972 : « Le pays reste pauvre malgré la lutte pour la liberté »

Y a-t-il une volonté d’effacer le mouvement estudiantin du 13 mai 1972 de nos souvenirs? Samedi dernier, le dispositif de sécurité aux abords de l’Hôtel de ville, où le dépôt de gerbes était prévu, a été renforcé comme pour empêcher des entités politiques ou de simples citoyens d’effectuer leur devoir de mémoire. Pourtant, malgré la crainte […]

MOUVEMENT ROHI : « Il n’y a pas de vision à long terme pour le développement jusqu’ ici»

MOUVEMENT ROHI  : « Il n’y a pas de vision à long terme pour le développement jusqu’ ici»

Le mouvement Rohi projette d’élaborer un livre blanc pour pallier l’absence de vision à long terme pour le développement. Ce, dans le cadre d’un programme financé par l’Union européenne. « Il s’agit de proposer des alternatives de développement aux dirigeants du pays concernant divers secteurs tels que la gouvernance, le social ou les infrastructures», a déclaré Ndranto […]

De la bonne ambiance au rendez-vous

De la bonne ambiance au rendez-vous

Plus de six heures d’animation, plus d’une centaine d’artistes issus d’environ une dizaine de groupes dont des talents en herbe véhiculant le style R’n’B et des artistes connus et professionnels venant des quatre coins de la Grande île. La cérémonie de célébration du 6è anniversaire de Free FM, la radio du groupe Free, s’est déroulée […]

EDITORIAL : Ethique ? Et toc !

Les hommes passent mais leur histoire reste. En août 2015, des éléments sous les ordres de l’ancien CIRGN d’Analamanga avaient fait usage de violences lors de l’arrestation d’un étudiant dénommé Jean-Pierre. Durant cette arrestation, des gendarmes ont tabassé, piétiné cet étudiant avant de lui donné des coups de matraque électrique et s’asseoir sur lui lors […]

TSINGERINTAONAN’NY FREE FM : Nangataka ny hanokafana ny Free TV ny talen’ny Free FM

TSINGERINTAONAN’NY FREE FM : Nangataka ny hanokafana ny Free TV ny talen’ny Free FM

Tao anatin’ny fahombiazana tanteraka ny fety fankalazana ny tsingerintaona faha-enin’ny onjam-peo Free FM tetsy amin’ny Kianjan’ny Kanto Mahamasina. Nandritra ny fandraisam-pitenenana nataon’ny tale jeneralin’ny onjam-peo, Rakotondrazafy Lalatiana no nanamarihany fa efa misy ny onjam-peo, dia ny Free Fm izany, efa misy ihany koa ny gazety, ny Free News, fa ny fahitalavitra sisa no banga. « Angatahina […]

VAKY BANTSILANA : Aza atao mitanila, sokafy ny Free TV…

Araka ny andininy faha-19 ao anatin’ny fanambarana iraisam-pirenena mikasika ny zon’olombelona dia mazava fa manan-jo haneho hevitra ny olona rehetra ary manan-jo ahalala vaovao amin’ny fomba rehetra. Raha fehezina dia manan-jo hanana fahitalavitra izy ary hijery izay fahitalavitra tiany sy ahazahoany vaovao. Mbola voasoratra ihany koa ao amin’ny andiny faha-11 amin’ny lalam-panorenana Malagasy izany zo […]

FAKANA AN-KERINY : Nisy naka an-keriny teny am-pasana ny zanak’i Danhil

Tovolahy karana iray antsoina hoe Yanihs Ismaël, zanak’i Danhil tompon’ny orinasa Socolait sy SMTP ary ny La City, no nisy naka an-keriny tetsy Ilafy omaly maraina. Dimy lahy no niaraka naka an-keriny ity tovolahy ity tamin’izany ka ny telo tamin’izy ireo nitondra basy kalachnikov ary ny roa kosa basy poleta. “Mandeha mamangy fasana eny Ilafy […]

FANDANIAM-BOLAN’NY KAOMININA ANTANANARIVO : Nividy fiara 385 tapitrisa Ar Ravalomanana Lalao

Niroso amin’ny fandaniam-bola tsy am-piheverana Ramatoa ben’ny Tanànan’Antananarivo, Ravalomanana Lalao. Nahatratra 385 tapitrisa ariary ny tentim-bidin’ny fiara, izay nataony amin’ny anaran’ny Kaominina Antananarivo renivohitra. Ny tena zava-doza, tsy nandalo filankevitra monisipaly ny raharaha, fa mandidy dia homana Ramatoa ben’ny Tanàna…   Tantely afa-drakotra! Izay no manjo ny fandaniam-bola tsy am-piheverana tanterahin-dRamatoa ben’ny Tanànan’Antananarivo, Ravalomanana Lalao […]

UN ETAT DANS L’ETAT A TSIVORY : Le chef de district et la police abusent de leur pouvoir

UN ETAT DANS L’ETAT A TSIVORY : Le chef de district et la police abusent de leur pouvoir

Pour l’énième fois, les forces de l’ordre sont impliquées dans des affaires d’abus de pouvoir. L’histoire se passe dans la commune rurale de Tsivory, région Anosy, district d’Amboasary Sud, où la famille d’un journaliste est la cible des autorités locales. A la suite d’un litige foncier, la partie vaincue, mécontente du verdict, cherche à persécuter […]

DEBAT SUR L’UTILISATION DE L’ARGENT PUBLIC : Pourquoi les rémunérations des élus et des agents de l’Etat ne sont pas publiées?

DEBAT SUR L’UTILISATION DE L’ARGENT PUBLIC : Pourquoi les rémunérations des élus et des agents de l’Etat ne sont pas publiées?

Les émoluments dévolus aux agents de l’Etat ont été parmi les points saillants du débat organisé par l’ONG Transparency International et l’Ecole Nationale d’Administration de Madagascar (Enam) hier à Androhibe. Cette rencontre avait pour thème: la citoyenneté et la transparence sur l’utilisation de l’argent public à Madagascar. «Jusqu’ici, la population ignore tout de la rémunération […]

EXPLOITATION MINIERE A TOAMASINA : Le député de Fénérive-Est nie l’existence du projet et de l’expulsion

EXPLOITATION MINIERE A TOAMASINA : Le député de Fénérive-Est nie l’existence du projet et de l’expulsion

Dans un article publié dans nos colonnes le 26 avril dernier concernant une exploitation minière dans la commune de Lomboko, à Toamasina II, les villageois ont manifesté leurs inquiétudes sur les impacts environnementaux et leurs intérêts dans le cadre de ce projet. Quelques semaines plus tard, un parlementaire particulièrement concerné par la situation tient à […]

EDITORIAL : Pour que l’espoir renaisse !

13 mai, c’est une date mémorable pour l’histoire de Madagascar car elle symbolise l’éveil d’une population, lasse de se faire manipuler et qui voulait prendre en main sa destinée. C’était en 1972. La suite, tout le monde la connaît et on en est là actuellement, classé parmi les 5 pays les plus pauvres au monde. […]

VOVONANA TSIMIALONJAFY : « Tomponandraikitra amin’ny fionganany ny mpitondra »

VOVONANA TSIMIALONJAFY : « Tomponandraikitra amin’ny fionganany ny mpitondra »

Tsy ananan-kavana ny fitondrana ny raharaham-panjakana. Rehefa misy ireo tsinay kely manamaimbo ny atiny, ilaina fandraisana fepetra faran’izay haingana avy amin’ny tompom-pahefana. Raha tsy tanteraka io, tomponandraikitra amin’ny fionganany ny mpitondra fanjakana…  Nanatanteraka valandresaka ho an’ny mpanao gazety ny Vovonana Tsimialonjafy tetsy Andrefan’Ambohijanahary, omaly. Nahitsy Rakotohasimbola Hasina ao anatin’ity Vovonana Tsimialonjafy ity nilaza fa “tsy […]

TSINGERINTAONA : 6 taona amin’ity anio ity ny onjam-peo Free FM

TSINGERINTAONA : 6 taona amin’ity anio ity ny onjam-peo Free FM

Tonga ny andro malaza, feno enin-taona amin’ity androany ity ny onjampeo Free FM. Araka izany, tonga ihany koa ny fety izay iarahan’ny onjampeo amin’ireo mpankafy azy rehetra etsy amin’ny kianjan’ny Kanto Mahamasina. Mpanakanto marobe no iaraka ankalaza io fety miavaka io, isan’izany ny tarika Rossy, Sheyla, Raboussa, G’as.ta, Ramora Favori, Princio, Dah’mama. “Manomboka amin’ny 2 ora […]

VAKY BANTSILANA : Manantena hatrany ny fahafahana marina…

Mitsingerina androany tokoa ny fahenin-taon’ny onjampeo Free Fm, 104,2. Miarahaba manokana ho azy ireo sy ny mpiara-miasa rehetra. Faly tokoa ny raozy raha tonga ny maraina, maitso mavana ny ketsa raha mirotsaka ny orana, fa faly sy ravo tokoa ny Vondrona eto amin’ny Free, miarahaba manokana ny Free Fm hahaleo hahalasana amin’ny adidy efa natombony […]

ASAN-JIOLAHY : Mila hamafisina ny fitandroana ny fandriampahalemana

Nanatanteraka fivoriana tetsy amin’ny Toby Ankadilalana ireo vaomieran’ny fandriampahalemana manerana an’Antananarivo renivohitra, niaraka tamin’ny sefo distrika enina manerana ny renivohitra, notronin’ny avy ao amin’ny Faritra sy ny avy amin’ny zandarimaria ary ny polisim-pirenena. Nivoitra nandritra ny fihaonana fa tsy mandry fahalemana ny vahoaka noho ny hafitsoky ny asan-jiolahy. Manjaka ny asa fanendahana sy ny sinto-mahery. […]

FANJAKANA ANATY FANJAKANA ANY TSIVORY : Manararao-pahefana diso tafahoatra ny lehiben’ny distrika sy ny polisy

Nisehoana habibiana nataon’ny polisy sy ny miaramila indray tany amin’ny faritr’i Tsivory iny ny fiafaran’ny volana aprily lasa teo. Enina mirahalahy mianaka no indray nosamborin’izy ireo tamin’ny fomba mitsipaka tanteraka ny maha olona tokoa. Taorian’izay, mpanao gazety zokiolona iray no nanatri-maso ny zava-nitranga rehetra, ary mitantara ny zava-nisy marina nitranga tany an-toerana… Tany amin’ny volana […]