Flash
Préc Suiv

Logo Free News

EDITORIAL : Le profil idéal pour un dirigeant malgache

Certains Malgaches peuvent, pour une fois dans l’histoire, taire leur francophobie. La composition du gouvernement de Philippe Edouard est tout ce dont les pays en voie de développement comme Madagascar doivent rêver. Un gouvernement de techniciens, de gens qui connaissent bien leur domaine, mais aussi de gens qui ont la cote en politique parce qu’ils […]

KORONTANA TENY ANKATSO : Mpianatra 10 voasambotra, zandary iray naratra

KORONTANA TENY ANKATSO : Mpianatra 10 voasambotra, zandary iray naratra

Tsy nihemotra tamin’ny fitakiany ireo mpianatra nigrevy teny Ankatso. Nitohy ny korontana omaly, zandary iray naratra, mpianatra folo voasambotra, saingy navotsotra teo no ho eo ihany…  Nitohy indray ny fitokonan’ny mpianatra teny anivon’ny Anjerimanontolo Ankatso, omaly. Mbola niverina hatrany ny sakoroka teo anivon’ireo mpianatra sy ny mpitandro filaminana. Mafimafy ny fifandonana ka niafara hatramin’ny fisamborana […]

VAKY BANTSILANA : Mampiditra angano ny dimbin’Ikotofetsy sy Imahakà…

Anisan’ny angano tena nanana ny toerany teo amin’ny Ntaolo ny anganon’Ikotofetsy sy Imahakà. Malaza amin’ireo hafetsifetsena sy fangalarana ary ireo karazana fahagagana miharo tetika ratsy izy roa lahy ireo. Iray amin’ireny ny ozona namonjen-tena. Lalan-tsaina nihazaran’Ikotofetsy sy Imahakà ny mifetsy zavatr’olona ka teo am-pangalarana voamandina no nifanenjehana. Raikitra ny famotorana, sesilany ny fandavana. Anisan’ny fomba […]

LOZAM-PIARAKODIA TANY ANJOZOROBE : Nahemotra ny 13 jona ny raharaham-pitsarana

Tokony ho notanterahina afakomaly, ny raharaham-pitsarana momba ilay lozam-piarakodia nahatsiravina nahafatesana olona 47, ny 28 janoary lasa teo, tany Anjozorobe. « Ny fianakavian’ireo avy any Ampaneva koa naka mpisolovava. Izany hoe, nanjary roa ny mpisolovava miaro an’ireo olona niharan-doza tamin’iny raharaha iny. Antony nahatonga ny raharaham-pitsarana ho nihemotra amin’ny 13 jona izao », hoy Andrianalinjato Manitra Hasinarivo, […]

FIOMBONAMBEN’NY AMPANJAKA : “Manameloka ny tsy fanajana ny tany tan-dalàna”

Tantely afa-drakotra tanteraka ny harem-pirenena amin’izao fotoana izao. Mitontohitra ny fanaovan’ireo tsimatimanota ny fanodinkodinana ny volam-panjakana. Nivoaka tamin’ny fahanginany ny Fiombonamben’ny Ampanjaka eto Madagasikara, tarihin’ny dokotera Rabarioelina Ndriana. Tsy nitsitsy fitenenana izy ireo ary nilaza fa “ manameloka tanteraka ny tsy fanajana ny fahamarinana sy ny tany tan-dalàna eto amin’ny firenena”. Hatramin’ny mpikambana eo anivon’ny […]

SEKOLIN’NY ZANDARIMARIAM-PIRENENA AMBOSITRA : Olona efatra namoy ny ainy tao anatin’ny iray volana

SEKOLIN’NY ZANDARIMARIAM-PIRENENA AMBOSITRA : Olona efatra namoy ny ainy tao anatin’ny iray volana

Olona efatra izay no namoy ny ainy tany amin’ny sekolin’ny zandarimaria tany Ambositra tamin’ity taona ity. Mbola tanora hanao fanadinana hidirana ho mpianatra zandary fa ny roa kosa efa mpianatra zandary. Tsy nisy niresaka mihitsy, na ny tompon’andraikitry ny zandarimaria aza, mikasika ny antony nahafaty ireo zandary roa lahy farany ireo… Vao tsy ela akory, […]

SOCIETE DE TRANSIT TAFARAY : Encore de fausses déclarations en douanes

SOCIETE DE TRANSIT TAFARAY : Encore de fausses déclarations en douanes

On ne finira jamais d’en parler ! Dans nos précédentes éditions, nous avons à plusieurs reprises dénoncé les pratiques de fausses déclarations douanières auxquelles se livre la Société de transit Tafaray. Notre série d’enquêtes ont à nouveau permis de mettre la main sur des documents d’importation de 10 containers d’huiles alimentaires en provenance d’Auman, Emirats-Arabes-Unis. La […]

SITUATION A L’HOPITAL HJRA : Claudine pourrait ne jamais mettre les pieds à Antanimora

SITUATION A L’HOPITAL HJRA : Claudine pourrait ne jamais mettre les pieds à Antanimora

La conseillère occulte du chef de l’Etat, Claudine Razaimamonjy, est toujours soignée à l’hôpital Joseph Ravoahangy Andrianavalona (HJRA). Du moins, c’est ce qu’ont conclu les magistrats à l’issue d’une visite effectuée hier. Les journalistes déterminés à éclaircir la situation, notamment sur la présence ou non de l’opératrice économique dans sa chambre, étaient à l’hôpital pendant […]

UN VERITABLE ETAT DE NON-DROIT : Intimidations et plus : une pratique désormais habituelle

UN VERITABLE ETAT DE NON-DROIT : Intimidations et plus : une pratique désormais habituelle

Des intimidations suivies d’arrestation. Puis des dossiers montés de toutes pièces pour justifier une incarcération. C’est devenu la pratique habituelle de ce régime pour faire taire ses opposants ou ceux qui veulent aller contre la volonté de ceux qui sont au pouvoir. Cette pratique est tellement ancrée qu’elle ne s’adresse pas uniquement à des adversaires […]

CORRUPTION DANS LE TRANSPORT DES ZEBUS : Madaomby pointe du doigt également le préfet de Tsiroanomandidy

La corruption mine tous les secteurs de l’Administration sans que le pouvoir prenne la moindre mesure jusqu’ici. Apparemment, l’inertie de l’Etat joue en faveur de ses agents corrompus qui se croient être au-dessus de la loi. Les rackets perpétrés par des éléments de la gendarmerie sur les routes nationales, notamment de Melaky à Tsiroanomandidy, révélés […]

EDITORIAL : La pourriture est contagieuse !

Visiblement, Claudine Razaimamonjy pourrit tous ceux qui la côtoient. Le comportement de ces membres du personnel hospitalier et pénitentiaire, lundi dernier dans la soirée, ne peut que s’expliquer ainsi. En effet, lorsque des magistrats du Parquet mandatés par le Procureur général de la République ont voulu s’assurer de la présence de la tristement célèbre détenue […]

GREVIN’NY MPIANATRA ANKATSO : Nirefodrefotra ny lakrimozenina, olona iray naratra

GREVIN’NY MPIANATRA ANKATSO : Nirefodrefotra ny lakrimozenina, olona iray naratra

Raikitra indray ny fitokonan’ny mpianatra Ankatso! Nirefodrefotra ny baomba mandatsa-dranomaso, nirarakompana ny tora-baton’ny mpianatra. Mpandalo iray no fantatra fa naratra nandritra ny fifanjevoana, omaly maraina hatramin’ny mitataovovonana. Nambaran’ny filohan’ny mpianatry ny Fakiolten’ny Siansa, Solofojaona Valisoa, fa efa nanomboka alatsinainy ary nitohy omaly, ny fitokonan’izy ireo. “Hiato kely ny fitokonana amin’ity anio ity, ary hitohy indray […]

FISOKAFAN’NY FREE TV : Ara-dalàna ny rehetra, any amin’ny fanjakana ny baolina

FISOKAFAN’NY FREE TV : Ara-dalàna ny rehetra, any amin’ny fanjakana ny baolina

Nanararaotana namerenana ny fitakiana ny fisokafan’ny fahitalavitra Free TV ny fankalazana ny tsingerintaona fahenin’ny onjampeo Free FM ny sabotsy 13 mey lasa teo. Raha hiverenana, efa tamin’ny 03 desambra 2002 no azo ny fahazoan-dalana hanokatra ny haino aman-jery Free TV. Tamin’izany fotoana, mbola tamin’ny anaran’ny “Technimad Radio-TV”. Nomen’ny tompon’ny Technimad ny orinasa Free Communication io […]

VAKY BANTSILANA : Fa ahoana ihany e ?

Mitsitotongana andro aman’alina ny fari-piainan’ny vahoaka Malagasy amin’izao fotoana izao. Manoloana izany, mangina tsy misy miteny ny tompon’andraikitra rehetra eto amin’ny tany sy ny fanjakana. Tsy mitotongana manaraka izany anefa fa toa miakatra isan’andro ny vidim-piainana. Saika mitaraina avokoa ny rehetra, miha-mahantra isan’andro ny vahoaka. Tsy misy andry iankinana intsony ary toa maty momoka tery […]

FADINTSERANANA : Manao tohivakana ny hosoka ataon’ny orinasa Tafaray

Efa namaky am-batolampy ny resaka hosoka tanterahin’ny orinasa Tafaray izahay teo aloha teo, momba ny fanambarana hosoka nataon’izy ireo. Nandritra ny karazana fanadihadiana notontosaina tamin’ireo antontan-taratasy isan-karazany, momba ny fanafarana entana avy any Emirats-Arabes-Unis, izay mahakasika ny fanafarana entana 10 kaontenera, voalaza fa menaka. Tany Maorisy no nandalovany izay vao tonga aty Madagasikara. Mbola miseholany […]

CLAUDINE RAZAIMAMONJY : Nouvelles manigances pour obtenir une liberté provisoire

CLAUDINE RAZAIMAMONJY : Nouvelles manigances pour obtenir une liberté provisoire

Le milieu de la justice semble en effervescence depuis hier. Et pour cause, les rumeurs sur une demande de liberté provisoire faite par dame Claudine Razaimamonjy se font de plus en plus persistantes. Elle semblerait avoir mobilisé son « réseau » au tribunal pour faciliter l’obtention de cette liberté provisoire. Entretemps, sa présence à l’hôpital HJRA fait […]

TRAFICS DE BOIS DE ROSE : On attend toujours des mesures concrètes !

TRAFICS DE BOIS DE ROSE : On attend toujours des mesures concrètes !

La ministre de l’Environnement, de l’écologie et des forets, Ndahimanjara Johanita, s’est encore exprimée sur des cas de trafic de bois de rose, dont l’affaire Singapour et le dossier Bekasy. Ceci en marge de l’ouverture officielle du premier Festival international « Plantes, écologie et couleurs» à l’Institut Français de Madagascar (IFM) Analakely. Mais les choses concrètes […]

Communiqué sur l’ouverture de la station télévisée « Free TV »

La célébration du sixième anniversaire de la Radio « Free FM », le samedi 13 mai 2017, a été l’occasion pour relancer la demande d’ouverture de la chaîne de télévision privée « Free TV ». En effet, l’agrément pour l’exploitation des stations radio-TV Free a été délivré le 03 décembre 2002. A l’époque, il était encore au nom de […]

AEROPORT DE MALAISIE : Saisie de 330 tortues de Madagascar

AEROPORT DE MALAISIE  : Saisie de 330 tortues de Madagascar

Hier, les journaux internationaux rapportent une saisie importante de 330 tortues en provenance de Madagascar. Malgré les mesures restrictives pour lutter contre le trafic de ressources naturelles endémiques, des espèces dites menacées continuent à être exportées en dehors de nos frontières. Un trafic illicite très juteux et qui bénéficie d’une complicité à toutes les échelles. […]

EDITORIAL : Goebbels n’aurait pas fait mieux !

Nous sommes tombés par hasard sur les communiqués officiels de la cellule de communication du candidat Hery Rajaonarimampianina lors de la campagne présidentielle de 2013. En fait, tout un ramassis de mensonges plus éhontés les uns que les autres. Le 07 décembre 2013 à Ambanja puis quelques jours après sur le plateau d’une chaîne audiovisuelle […]

SITUATION DES CHEFS DE FOKONTANY : Le KMF/ Cnoe pointe du doigt le silence assourdissant du régime

En décembre 2016, un atelier initié par la Primature afin de discuter du mode d’élection ou de désignation des chefs de fokontany a eu lieu. L’Organisation de la société civile, en l’occurrence l’Observatoire des élections, le KMF/Cnoe, demande à l’Etat d’éclaircir la situation des fokontany. « Nombreux scrutins, dont l’élection des chefs de fokontany, auraient dû être […]

VOVONANA MAMPIRAY : Mitaky ny hamerenana ny “Iles Eparses” amin’ny Malagasy

VOVONANA MAMPIRAY : Mitaky ny hamerenana ny “Iles Eparses” amin’ny Malagasy

Nandefa taratasy any amin’ny filoham-pirenena vaovaon’ny Frantsay, Emmanuel Macron, ny Vovonana Mampiray, tamin’ny alalan-dRamaroson Arlette. Votoatin’ny fangatahana ny famerenana ireo Nosy malagasy eo ambany vahohoan’ny Frantsay… Nandefa taratasy tany amin’ny filoham-pirenena Frantsay vaovao, Emmanuel Macron, ny avy eo anivon’ny Vovonana Mampiray, tamin’ny alalan-dRamaroson Arlette, mpitsara iraisam-pirenena teo aloha, ny farany herinandro teo. Votoatin’ny taratasy nalefa, […]

HAINO AMAN-JERY : Raikitra ny fanangonan-tsonia hanokafana ny Free Tv

Roso ka tsa mipody koa! Nanomboka, omaly, tety amin’ny foiben’ny Free FM, 104.2, Pradon Antanimena, ny fanangonan-tsonia hangatahana ny fanokafana ny Free Tv. Anisan’ny lahateny nambaran’ny Tale jeneralin’ny Vondrona Free, Lalatiana Rakotondrazafy Andriatongarivo tao anatin’ny kabariny tamin’ny fankalazana ny faha-6 taonan’ny Free FM io, tetsy amin’ny Kianjan’ny Kanto etsy Mahamasina. Ny olom-pirenena rehetra dia manan-jo […]