Flash
Préc Suiv

Logo Free News

OLAN’NY TANY ETSY ANDOHATAPENAKA : Hivoaka ny 17 febroary ny didim-pitsarana

OLAN’NY TANY ETSY ANDOHATAPENAKA : Hivoaka ny 17 febroary ny didim-pitsarana

  Niakatra fitsarana, omaly, teny anivon’ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana ny raharaha momba ny fanafoanana fangatahana fanapahan-kevitry ny Kaominina. Goavana ny nanomezan’ny orinasa Tiko ny tany etsy Andohatapenaka ho an’ny Kaominina hanaovana fampiantsoanana fiara, izay toherin’ny mpanolotsain’ny monisipaly mpanohitra eo anivon’ny Kaominina Antananarivo renivohitra. Nilaza ny mpisolovava ny mpanolotsaina monisipaly mpanohitra, Ravonison Tsiferana […]

HAUSSE DES PRIX DU CARBURANT : Un audit, encore un autre, pour faire diversion

HAUSSE DES PRIX DU CARBURANT : Un audit, encore un autre,  pour faire diversion

A l’issue du conseil du gouvernement spécial qui s’est tenu en urgence au Palais de Mahazoarivo, mardi dernier, il a été décidé entre autres « un audit de la structure de prix du carburant ». D’après le communiqué, les conclusions d’un tel audit permettraient de trouver « une solution qui tend à préserver l’intérêt général » face à ces […]

FIAKARAN’NY VIDIN-TSOLIKA : Fanaovana fanaraha-maso, miala any indray ny fandrebirebena

FIAKARAN’NY VIDIN-TSOLIKA : Fanaovana fanaraha-maso, miala any indray ny fandrebirebena

Manoloana ny fiakaran’ny vidin-tsolika tsy misy fitsaharany, nanapa-kevitra ny eo anivon’ny filankevitry ny governemanta fa hanatanteraka fanaraha-maso ny fiakaran’ny vidin-tsolika, ny talata teo. Vahaolana tsy mamaha ny tena olan’ny fiainam-bahoaka fa karazany fandrebirebena fotsiny…   Taorian’ny filankevitry ny governemanta manokana notanterahina maika teny amin’ny lapan’i Mahazoarivo, ny talata teo, nanapa-kevitra izy ireo fa hisy ny […]

Marisarisa ny sosialim-bahoaka…

Misy mbola be filaza fa mandeha ve ny fiainam-bahoaka amin’izao? Minia mikimpy sy ireo heveriny ho fampandrosoana tian-kokatsahiny ny fitondram-panjakana. Aleo ny rehetra no hitsara raha nahomby sy nihatsara ny fiainam-bahoaka. Manao ranolava ny fidangan’ny vidim-piainana, saingy tsy hita ny tena vahaolana matotra avy amin’ny fitondram-panjakana hijerena ny sosialim-bahoaka. Variana loatra ny mampiantrano vahiny. Ny […]

FIVAROTANA ZAVA-MAHADOMELINA : Vehivavy ati-doha amin’ny fivarotana rongony voasambotra

FIVAROTANA ZAVA-MAHADOMELINA : Vehivavy ati-doha amin’ny fivarotana rongony voasambotra

Olona telo, roalahy sy vehivavy iray no saron’ny zandary avy etsy Carrion ny talata lasa teo. Araka ny loharanom-baovao voaray ity vehivavy ity no ati-dohan’ny fivarotana ireo zava-mahadomelina ireo. « Fonosana rongony miisa valo no saron’ny zandary tany amin’izy ireo ka rehefa natao ny fanadihadiana dia ilay vehivavy sy ny lehilahy iray no mpivarotra ary ny iray […]

FANAMPIANA AN’I MADAGASIKARA : Mitodika mianatsimo ny mason’ny iraisam-pirenena

FANAMPIANA AN’I MADAGASIKARA : Mitodika mianatsimo ny mason’ny iraisam-pirenena

  Fantatra amin’izao fotoana izao fa ny faritra atsimon’ny Nosy no itodihan’ny sain’ny iraisam-pirenena mikasika ny fanampiana an’i Madagasikara. Matetika loatra ny olana miseho any amin’ity faritr’i Madagasikara ity ka mila tetik’asa entina hialana amin’izany, isan’ireo ohatra ny olan’ny rano mahatonga ny kere, ny tsy fahampian’ny orinasa manatsara ny sehatry ny toe-karena sns… Ireo antony […]

FIAKARAN’NY SARAN-DALANA : Mamono afo ny eo anivon’ny ATT

FIAKARAN’NY SARAN-DALANA : Mamono afo ny eo anivon’ny ATT

Taorian’ny fiakaran’ny vidin-tsolika sy ny fiakaran’ny saran-dalana, mitady hevitra maro hamonoana afo ny ATT. Tsy misy fanapahan-kevitra matotra fa mandeha ila ny fandraisana andraikitra avy amin’izy ireo….   Efa niakatra ny saran-dàlana vao nipoitra indray ny teo anivon’ny antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-tanety (ATT). Ny efa malama tamin’ny filan-kevitry ny governemanta no naverin’ny talen’ity antokon-draharaha […]

A désespérer !

Hormis quelques réactions isolées, la population semble se résigner à accepter les nombreuses hausses de prix, notamment ceux du carburant, des tarifs des transports et du riz. Effectivement, ce ne sont pas les seuls qui ont connu une augmentation car l’inflation se généralise, touchant tous les produits sur le marché à l’instar des PPN, des […]

SENATEUR LILYSON : Pourquoi tant d’acharnement?

SENATEUR LILYSON : Pourquoi tant d’acharnement?

Alors que le pays est au bord d’une explosion sociale avec l’inflation généralisée, l’Etat use de tous les moyens pour continuer à s’acharner sur ses adversaires politiques. Comme si la conjoncture actuelle n’est pas suffisamment critique pour perdre le temps à un règlement de compte inutile. C’est le cas du sénateur Lilyson, toujours persécuté par […]

GESTION COMMUNALE : La CUA n’est pas un bon élève en matière de transparence

GESTION COMMUNALE : La CUA n’est pas un bon élève en matière de transparence

La ville de Mahajanga figure au premier rang des communes urbaines ayant obtenu des bonnes notes en matière de transparence de la gestion budgétaire de l’année 2016. C’est ce qui a été révélé par une étude menée par l’Organisation de la société civile en partenariat avec l’Union Européenne hier à l’hôtel « Le pavé » à Antaninarenina. […]

R.F.M ET RECONCILIATION NATIONALE : Le fédéralisme est remis sur le tapis

R.F.M ET RECONCILIATION NATIONALE : Le fédéralisme est remis sur le tapis

  Depuis des années, les fédéralistes arguent surtout sur la non-répartition équitable des richesses nationales pour faire le poids devant les adeptes d’autres formes d’Etat.   Le Rassemblement des Fédéralistes à Madagascar (RFM) prône le fédéralisme comme la solution qui permet de concrétiser une véritable réconciliation nationale à Madagascar. « L’article 54 de la Constitution n’a […]

MAY NY ENDIM-BOANJO : Mamoaka vahaolana vonjy tavan’andro ny fanjakana

Mijery fa tsy mahita, rehefa kenda vao domy aho ranoatra ! Andro maromaro aty aorian’ny fiakaran’ny vidim-bary, niakatra ny vidin-tsolika, nanara-dia an’izay ihany koa ny saran-dàlana. Omaly vao mody nanao filan-kevitry ny governemanta nandinihina izany ny fanjakana. Rehefa an-dohalika ny ranom-bary, nahita vahaolana tampoka nahafahana namoaka volabe ny fanjakana, maninona anefa tsy nampiharina hatramin’izay ?… Vidim-bary, 1300 […]

Manjakazaka ny mpanararaotra…

Ny fahendren-drazantsika milaza fa ny soa fianatra, ny tsara fanao, ny mendrika fakan-tahaka. Saingy tato ho ato, adaladala toa zokim-bomanga ireo mpitondrantsika sasantsasany, ka ny lehibe indray no milatsaka am-patana. Mahamenatra ny zava-miseho, fahorian’ny hafa, ifalian’ny sasany, isehosehoana sy isekosekoana amin’ny fahitalavitra. Nahavelon-taraina ireo fianakaviana sasany nidonam-pahoriana, ny fahenoana minisitra sasany, nibaiko mpanao gazetin’ny haino […]

ANTOKO FREEDOM : Nanolotra solosaina 10 ho an’ny Akany Avoko

ANTOKO FREEDOM : Nanolotra solosaina 10 ho an’ny Akany Avoko

Tohin’ny fanomezan-tanana tanterahin’ny antoko Freedom, tonga nanolotra solosaina folo ho an’ny akany Avoko tetsy Faravohitra, omaly hariva izy ireo. Nambaran-dRakotondrazafy Lalatiana filohan’ny antoko Freedom « fa ho tan-tsorok’ireo ankizy niangaran’ny vintana, sy ireo sahirana iharan’ny tsindrihazolena, ireo izay napetraky ny fitsarana eto, mila tosika eo amin’ny fiainana izy ireo, mba hahavita tena ho eo amin’ny sehatry […]

TANY ETSY ANDOHATAPENAKA : Toherin’ny mpanolotsaina monisipaly mpanohitra ny letrezan’ny Kaominina

TANY ETSY ANDOHATAPENAKA : Toherin’ny mpanolotsaina monisipaly mpanohitra ny letrezan’ny Kaominina

Manoloana ny fitantanana gaboraraka sy ny kiantranoantrano eo anivon’ny Kaominina Antananarivo renivohitra momba ny tany etsy Andohatapenaka, namondron-kery ireo mpanolotsaina monisipaly eo anivon’ny fanoherana. Hiakatra fitsarana ny zoma izao, ny raharaha anoherana ny fanapahan-kevitry ny Kaominina Antananarivo renivohitra… Ho tohin’ny fitoriana napetra-dRavololomanana Lalatiana tamin’ny 20 septambra 2016, mahakasika ny fanafoanana fangatahana fanapahan-kevitry ny Kaominina, momba […]

Que diable allait-elle faire dans cette galère ?

« Il n’est pas toujours facile de réaliser quelque chose ou de venir à bout d’une tâche », c’est la belle excuse de ceux qui ne parviennent pas à atteindre leur objectif. Un prétexte tout trouvé pour se justifier de son incompétence ou d’un manque de préparation. Et c’est apparemment le cas en ce qui concerne la […]

FREE NEWS : Bientôt la version en ligne

FREE NEWS : Bientôt la version en ligne

Ce sera chose faite d’ici peu. Votre quotidien Free News sera accessible sur la toile bientôt. Il ne reste plus qu’à fignoler quelques détails techniques. En effet, nombreux sont ceux qui nous ont demandé à ce que les articles de Free News soient accessibles via Internet. Cette demande émane surtout de ceux qui n’ont pas […]

VINDICTES POPULAIRES : Le SMM tente de redorer son blason

La méfiance de la population envers le système judiciaire est surtout à l’origine de la recrudescence des vindictes populaires enregistrées ces dernières années. « On n’a pas la solution jusqu’ici. Mais le syndicat des Magistrats est prêt à prendre sa responsabilité », a affirmé hier la présidente du syndicat, Fanirisoa Ernaivo en marge de la passation de […]

CONSEILLERS MUNICIPAUX DE L’OPPOSITION : Une requête pour dénoncer le forcing et les irrégularités

CONSEILLERS MUNICIPAUX DE L’OPPOSITION : Une requête pour dénoncer le forcing et les irrégularités

Les partis de l’opposition au sein des Conseillers municipaux ont tenu une conférence de presse hier à l’hôtel Grand Orient à Behoririka. Il s’agit de faire le point sur la requête en annulation de la délibération suite à la coopération entre la Commune Urbaine d’Antananarivo (CUA) et le groupe Tiko. Une requête déposée auprès du […]

VOVONANA MAMPIRAY : Laharam-pahamehana ny Satan’ny fihavanana malagasy

Manoloana ny fihazakazahana amin’ny Fananganana ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy (FFM), nilaza ny avy eo amin’ny Vovonana Mampiray, omaly, fa ny Satan’ny fihavanana malagasy no tokony ho laharam-pahamehana. “Endrika ivelany sy fandaniam-bolam-bahoaka vaovao indray izany fananganana ny Filankevitry ny fampihavanana malagasy izany. Tsy nisy vahoaka niady teto fa ny mpitondra no nanao am-pihimamba ny harem-pirenena”, […]

Raha diso… mibebaha (Adis Abeba)

Fihaonana an-tampony etsy, fihaonana an-tampony eroa toa tsy hita anefa izay vokany hatramin’izao, ny vidim-piainana tsy mitsaha-miakatra, ny vahoaka mihasahirana andro aman’alina. Fantratra indray amin’izao fa any Adis Abeba ny filoha Malagasy manatrika fivoriana an-tampony. Tato anatin’ny telo taona, nifandimby nahazo an’i Madagasikara izao karazan-doza rehetra izao, niatomboka tamin’ny asa fampihorohoroana tetsy Anosy izay nahafatesana […]

KARIERA ANJOZOROBE : Manao ny fomba rehetra ahafahany miverina any ny zanak’i Masoandro

Tantara mitohy ary mbola ho ela vao ho vita amin’izao ny raharaha mikasika ny karieran’Anjozorobe. Fantatra fa andeha anio eny Anosy ny raharaha mikasika ny fangatahan’ny zanak’i Masoandro hiverina ao amin’ity kariera ity. Ny fipetrahan’izy ireo tao an-toerana anefa raha tsiahivina dia nisiana fifandonana sy tsy fanarahan-dalana isan-karazany… Taorian’ireny olana marobe nitranga tany Anjozorobe ireny, […]

LALATIANA RAVOLOLOMANANA : « La mauvaise pratique demeure »

Trois années après les législatives, la place de l’opposition officielle à l’Assemblée nationale reste vide. Lalatiana Ravalolomanana de « Manda ho an’i Firaisam-pirenena » ne mâche pas ainsi ses mots pour en critiquer le régime mais également pour fustiger les partis de l’opposition. Concernant son parti, cette conseillère municipale indique qu’il restera une opposition extraparlementaire. « Il n’existe […]