Flash
Préc Suiv

Logo Free News

VAKY FASANA : Razana 100 voaroba, tsy mety tratra ireo atidoha be

VAKY FASANA : Razana 100 voaroba, tsy mety tratra ireo atidoha be

Miverina indray ny asan-jiolahy amin’ny halatra taolam-paty eto Antananarivo sy ny manodidina. Fasana telo no norobain’ny jiolahy indray tany Ambohidanierana, anatin’ny Kaominina Andriampamaky. Teo am-panitrihana ny faty halevina afakomaly no tsikaritra fa maherin’ny zato ireo razana voaroba tao amin’ity fasana ity…  Hatezerana miharo alahelo ny an’ity fianakaviana nandevina tany Ambohidanierana, anatin’ny Kaominina Andriampamaky, any amin’ny […]

ANTOKO LEADER FANILO : « Tsy matoky mpitondra intsony ny vahoaka »

ANTOKO LEADER FANILO : « Tsy matoky mpitondra intsony ny vahoaka »

Tsy manaiky ny hiraviravy tanana manoloana ny toe-draharaha eto amin’ny firenena ny antoko, Leader Fanilo. Nambaran’izy ireo fa mihamitotongana andro aman’alina ny fiainan’ny valalabemandry, amin’izao fotoana izao, hany ka tsy matoky mpitondra intsony ny vahoaka. Nanatanteraka valandresaka ho an’ny mpanao gazety ity antoko ity omaly, teny Antaninandro.  Tsy nitsitsy fitenenana, Rabesa Zafera Antoine, filoha nasionalin’ny […]

VAKY BANTSILANA : Voageja anaty fahafahana…

Fahafahana !…Teny tsy afaka am-pon’ireo nitolona ho an’ny tanindrazana teo ambany vahohon’ny mpanjanaka ary mbola eo am-bavan’ny ankehitriny sy ijoroana. Eo amin’ny fiainam-pirenena, zovy no tsy mangetaheta azy io, tsy vitsy koa, ireo mikatsaka azy ho an’ny firenena, mba tsy horombahin’ireo mpanani-bohitra sy ireo voaibe fahavalom-pirenena. Anjaka ve ny fahafahana raha ny vahiny hatrany no mibaiko […]

FANOVANA GOVERNEMANTA : Mieritreritra ny hiala mazava ny Praiminisitra

FANOVANA GOVERNEMANTA : Mieritreritra ny hiala mazava ny Praiminisitra

Raha ny fahitana azy amin’izao fotoana izao, indrindra fa ny karazan-dahatsoratra an-gazety manatsara endrika ny praiminisitra Solonandrasana Mahafaly Olivier, tsy azo lavina intsony fa efa akaiky, tena akaiky, ny fanovana ny governemanta. Teo ihany koa, tato anatin’ny andro vitsivitsy izay, gazety maromaro sy fahitalavitra sasantsasany no efa nanao dokambarotra nanatsarana endrika ity praiminisitra amin’izao fotoana […]

AFFAIRE DE BOIS DE ROSE : Un haut gradé condamné d’une peine de prison échappe à la justice

AFFAIRE DE BOIS DE ROSE : Un haut gradé condamné d’une peine de prison échappe à la justice

Les faits sont abracadabrantesques, après l’investigation menée par l’équipe de Free News, on sait maintenant grâce au jugement correctionnel N°100/Ma02 du mardi 14 juin 2011 qu’un Général dénommé Patrick Tsivahiny, commandant du CIRGN d’Antsiranana devait purger une peine d’un an de prison pour trafic de bois de rose mais il a pu échapper à la […]

MASSACRE DU « 07 FEVRIER 2009 » : Volonté de récupération politique du régime

MASSACRE DU « 07 FEVRIER 2009 » : Volonté de récupération politique du régime

Le neuvième anniversaire de la tuerie du 07 février 2009 sera commémoré demain. Des politiciens ont déjà annoncé leurs activités pour célébrer l’événement. Chaque année, la conjoncture sociopolitique est toujours mouvementée à chaque commémoration de cet événement ayant marqué l’histoire du pays. Le mouvement « Dinika ho an’ny Fanavotam-pirenena » (DFP) figure parmi les premiers acteurs politiques […]

DELESTAGE ET ENERGIE RENOUVELABLE : Les initiatives locales ignorées

DELESTAGE ET ENERGIE RENOUVELABLE : Les initiatives locales ignorées

Le délestage sévit encore. Ceci après plusieurs semaines après le dernier cyclone qui a affecté la société d’Etat, la Jirama. Tous les maux sociaux s’accumulent et ne manquent pas d’asphyxier les Malgaches qui en ont marre des effets d’annonce des dirigeants « amateurs ». Ces derniers sont plutôt indifférents à ces maux qui minent la société malgache. […]

EDITO : Gare à la chute !

Le Président malgache est-il encore au fait de ce que vivent les Malgaches ? On peut se le demander quand, en dépit de toutes les convenances et en toute violation des valeurs séculaires malgaches, il a pointé du doigt les victimes de ce tragique accident d’Anjozorobe qui a entraîné la mort d’une cinquantaine de personnes. […]

REGIME HVM : La réconciliation nationale n’est pas une priorité

Les acteurs politiques ont beau attendre la mise en place d’un nouvel organe chargé de la réconciliation après qu’une nouvelle loi y afférente a été adoptée au niveau des deux chambres pour diverses raisons. Mais la situation est que le régime actuel ne se presse pas. La procédure semble d’ailleurs être encore longue… Plus d’un […]

FITSARAM-BAHOAKA : Miha-mahazo vahana any amin’ny faritra

FITSARAM-BAHOAKA : Miha-mahazo vahana any amin’ny faritra

Roalahy tratran’ny fokonolona nangalatra lavanila maitso tany amin’ny faritr’i Mahanoro iny no niharan’ny fitsaram-bahoaka ny faran’ny herinandro lasa teo. Araka izany, mbola mipetraka hatrany ny tsy fahatokisan’ny fokonolona ny fitsarana amin’izao fotoana izao. Tsy mety mijanona amin’izao fotoana izao ny fanaovana fitsaram-bahoaka eto Madagasikara. Ny marainan’ny zoma lasa teo, roalahy voalaza fa nangalatra lavanila no […]

AMBATOBEVOHOKA…

Herinandro maromaro izay no efa nahenoana fa ho rava ity governemanta Solonandrasana Olivier ity, hatramin’izao anefa, tsy mety teraka izany governemanta vaovao izany. Misy anarana efa fantatra amin’izao fotoana izao, efa saika mahalala izany avokoa ny sasany amin’ireo mpikambana eo anivon’ny governemanta amin’izao fotoana, hatao solon’io praiminisitra io. Efa noresahina teto amin’ny gazety Free News […]

FITAKIAN’NY KAOMININA 500Ar : Nitroatra ireo mpitarika posy tany Toliara

FITAKIAN’NY KAOMININA 500Ar : Nitroatra ireo mpitarika posy tany Toliara

Manoloana ny fanapahan-kevitra noraisin’ny teo anivon’ny kaominina Toliara amin’ny fampandoavana hetra 500ar ny mpitarika posy any an-toerana dia nanao hetsika fanoherana izany ireto farany ny faran’ny herinandro lasa teo. « Nanao an- diany ireo nihazo ny biraon’ny kaominina tany an-toerana ka rehefa tonga tao dia nanidy ny birao tao an-toerana. Taorian’izay dia nitaky nanolona ny birao […]

Tapany

« Fifosana people » Naiditra am-ponja vonjimaika eny Antanimora ilay mpanakanto mpitantana ilay fikambanana ao anatin’ny facebook « Fifosana people ». Raha tsiahivina, ny herinandro teo no notazomina nanaovana famotorana tetsy amin’ny sampan’ny polisim-pirenena misahana ny heloka bevava ity mpanakanto ity. Resaka fanalam-baraka no niampangana azy tamin‘izany. Fakana an-keriny Teratany karana iray no nisy naka an-keriny tany Ampasimazava Toamasina […]

RAHARAHAM-PITSARANA : Kolonely iray tokony higadra anefa nahazo galona jeneraly

RAHARAHAM-PITSARANA : Kolonely iray tokony higadra anefa nahazo galona jeneraly

Taorian’ny fanadihadiana lalina nataon’ny mpanao gazety teto amin’ny Free News, fantatra amin’izao amin’ny alalan’ny taratasy navoakan’ny fitsarana laharana faha 100/Ma02 ny talata 14 Jona 2011, jeneraly iray mitondra ny anarana hoe Tsivahiny Patrick, lehiben’ny vondron-tobim-paritr’Antsiranana amin’izao fotoana no tokony namita ny saziny herintaona an-tranomaizina noho ny raharaha andramena saingy tsy nanatanteraka izany. Ny minisiteran’ny rano […]

FORCES DE L’ORDRE A BEALANANA : Traque et intimidations pour motif de vindicte populaire

FORCES DE L’ORDRE A BEALANANA : Traque et intimidations pour motif de vindicte populaire

La semaine dernière, la gendarmerie de Bealanana a fait une fois de plus usage de force pour arrêter cinq personnes issues du fokontany d’Ankazotokana. Selon les forces de l’ordre, ces individus incarcérés étaient supçonnés d’organiser une justice populaire. Le fokontany de cette Commune, dément les faits et accuse la gendarmerie d’irresponsabilité devant l’insécurité, surtout durant […]

INFLATION : L’Etat se moque une fois de plus de la population

INFLATION : L’Etat se moque une fois de plus de la population

Le gouvernement se ridiculise encore une fois. Le Premier ministre, Mahafaly Solonandrasana Olivier affirme avoir fait des efforts pour éviter la hausse générale des prix au niveau du marché local.       « L’Etat a fait des efforts pour le contrôle économique des prix sur le marché notamment ceux des produits de première nécessité (PPN) », a indiqué le […]

GOUVERNEMENT MAHAFALY : La coupe est pleine, il faut arrêter l’hémorragie!

GOUVERNEMENT MAHAFALY : La coupe est pleine, il faut arrêter  l’hémorragie!

Finis les beaux discours, les arguments du Premier ministre Olivier Mahafaly Solonandrasana ne suffisent plus à convaincre l’opinion publique du bilan actuel. Arrivé au mois d’avril 2016, il faut juste ouvrir les yeux sur la situation qui prévaut pour juger de l’efficacité de ce gouvernement. Une fois désigné pour être le locataire de Mahazoarivo, Olivier […]

Ils n’ont pas prévu de gouverner !

Encore une autre preuve de l’incompétence de ces dirigeants actuels. 3 jours après la hausse des prix du carburant à la pompe, une réunion avec les compagnies pétrolières a décidé de revenir à l’ancien prix. Un minimum de sérieux de la part de la partie malgache aurait évité une telle valse-hésitation synonyme d’amateurisme, voire d’irresponsabilité. […]

ANTSIAFABOSITRA : Les proches de Premier ministre font la loi à Antanimbary

ANTSIAFABOSITRA : Les proches de Premier ministre font la loi à Antanimbary

Antanimbary, Antsiafabositra, une localité située à proximité de Maevatanana, est célèbre pour ses mines d’or. L’exploitation minière y est une activité qui remonte aux années 70. Mais depuis 2015, une personnalité étrange, au caractère menaçant du nom de Ramody fait sa loi. Il dérobe les paillettes d’or recueillies par les petits exploitants, et s’accaparent de […]

AFFAIRE ANDOHATAPENAKA : Ravololomanana fait appel à la sagesse des juges

AFFAIRE ANDOHATAPENAKA : Ravololomanana fait appel à la sagesse des juges

La conseillère issue de l’opposition veut faire les choses jusqu’au bout. Ceci afin de dénoncer le népotisme dans la gestion de la Commune Urbaine d’Antananarivo (CUA). Le procès sur l’affaire concernant le terrain d’Andohatapenaka a eu lieu hier au Tribunal administratif à Anosy. En effet, la conseillère a demandé l’annulation de la délibération numéro 14/ […]

DISTRIKAN’I BEALANANA : Enjehina tsy ara-drariny ireo lazaina fa nanao fitsaram-bahoaka

DISTRIKAN’I BEALANANA : Enjehina tsy ara-drariny ireo lazaina fa nanao fitsaram-bahoaka

Niseholany ny tsy fandraisana andraikitr’ireo mpitondra mahefa tany amin’ny Kaominina Ankazotokana, distrikan’i Bealanana, mahakasika ireo mpangalatra lavanila tany an-toerana. Nandray andraikitra momba ny fananany ny fokonolona, saingy niafara tamin’ny fidobohana am-ponja ny raharaha…   Nosamborin’ny zandary avy any Antsohihy ny olona dimy avy amin’ny fokonolona ao anatin’ny Kaominina Ankazotokana, distrikan’i Bealanana, ny farany herinandro teo, […]

Fitondrana tapaka…

Efa tsy vato mafana intsony no raisin’ny mpitohy aina, amin’izao raharaham-pirenena izao, fa tena vato mahamay. « Tapaka » no iantsoana ny mpitohy aina na sokajiana ireo mpiray aina amin’ny tena tany an-tendrony. “Tapaka sy namana”, hoy isika rehefa mampiasa io teny io. Raha dinihina ny ataon’ny fitondram-panjakana ny fahorian’ireo mpitohy aina, karazany trano bongo ivelan’ny tanàna […]

Tapany

Fitaterana Nanao be midina nijery ireo taksibe mbola nanao saran-dàlana 500ariary omaly ny teo anivon’ny antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-tanety. Fampiharana ilay baiko tapaka tamin’ny filan-kevitry ny governemanta no nampiharina tamin’ity omaly ity. Raha tahaka izao no nanaovana ilay baiko nomen’ny praiminisitra mikasika ny fanafoanana ny fahatapahan-jiro dia efa tsy nisy intsony izany amin’izao fotoana […]

KARIERA ANJOZOROBE : Ho hita amin’ny alarobia ho avy izao ny fahamarinan’ny fitsarana

Raha nandeha tamin’ny herinandro teo ny fitsarana ny raharaha fangatahan’Andrianarimiadana Alphonse, izay andry iankinan’ny « zanak’i Masoandro », hiverina any amin’ny karieran’Anjozorobe, fantatra amin’izao fa ny alarobia ho avy io no hivoaka ny valin’izany fitsarana izany. Raha tsiahivina, iray volana taty aorian’ny nivoahan’ny didim-pitsarana manatsahatra ny asan’izy ireo sy mandroaka azy ao amin’io kariera io vao nangataka […]