Flash
Préc Suiv

Logo Free News

FITSARAM-BAHOAKA : Olona 14 no maty hatramin’ny fiandohan’ny taona

FITSARAM-BAHOAKA : Olona 14 no maty hatramin’ny fiandohan’ny taona

Tsy mety mijanona, miha-mahery vaika hatrany ny fitsaram-bahoaka eto Madagasikara amin’izao fotoana izao. Araka isa voaangona, 14 izay no isan’ny olona matin’ny fitsaram-bahoaka teto Madagasikara nanomboka tamin’ny fiandohan’ny taona 2017. Miha-mahazo vahana hatrany araka izany ity tranga ity amin’izao fotoana… 39 andro izay no lasa tamin’ity taona 2017 ity, hatreto anefa, 14 izay no isan’ireo […]

VAKY BANTSILANA : Vahaolana tsy mahomby sady tsy maharitra…

Mihamahery vaika hatrany ny delestazy eto an-drenivohitra sy ny manodidina. Mihoatra lavitra noho izany aza, ny any amin’ny faritra. Tsy misy tsy mikaikaika ny maro manoloana ny tolotra omen’ity orinasam-panjakana efa mitsipozipozy ity. Voalaza ombieny ombieny fa orinasa stratejika eo am-pelatanan’ny fanjakana izy io, ary ahina tanteraka ho lasan’ny vahiny. Sao tetika iray hampisehoana izao […]

ANTOKO MALAGASY MIARA-MIAINGA : « Mampitroatra vahoaka ny tsy fandraisana andraikitry ny mpitondra »

ANTOKO MALAGASY MIARA-MIAINGA : « Mampitroatra vahoaka ny tsy fandraisana andraikitry ny mpitondra »

« Tsy laitra iainana intsony ny zava-manjo ny fiarahamonina malagasy. Efa mihatra amin’ny akalan’aina no zavatra iainan’ny tsirairay amin’izao satria efa voakitikitika ny vary, eo koa ny rano, izay tena fototr’ain’ny Malagasy ». Anisan’ny fanehoan-kevi-dRamaroson Laurent mpikambana ao anatin’ny biraom-politikan’ny antoko Malagasy miara-miainga io, omaly, tetsy Anosy. Navoitrany fa efa manafika ny isam-batan’olona sy ny isan-tokantrano ny […]

DFP : « Tsy azo ihodivirana ny firosoana ny dinika »

DFP : « Tsy azo ihodivirana ny firosoana ny dinika »

Mihalalina sy mangitsokitsoka hatrany ny fahantrana mianjady ny Malagasy izao. Tsy andrasana efa hikorontana ny vahoaka vao hirosoana ny fifampidinihana. Mitaky fitsaboana haingana io, raha ny fijerin’ny eo anivon’ny Dinika ho an’ny Fanavotam-pirenena na ny DFP. Nanatanteraka valandresaka ho an’ny mpanao gazety izy ireo omaly, teny Antaninarenina. « Tsy mahavita na inona na inona intsony io […]

TAMBERIM-BIDY « ACD » : Fohazina an-tsokosoko indray ny tetik’asa

TAMBERIM-BIDY « ACD » : Fohazina an-tsokosoko indray ny tetik’asa

Tonga eto Madagasikara indray amin’izao fotoana izao ilay mpisolovava Frantsay Philippe Leclerc, izay nametraka ilay tamberim-bidy amin’ny fanondranana sy fanafarana entana miditra amin’ny seranan-tsambo eto Madagasikara antsoina hoe « Advance Cargo Declaration ». Ny anton-diany eto izay hamerina io tetik’asa io indray mba ahafahana mampihatra azy na dia efa nisy aza ny fanoherana mahery vaika niseho… Voamarina […]

REDEVANCE ADVANCE CARGO DECLARATION : Projet de relance en catimini

REDEVANCE ADVANCE CARGO DECLARATION : Projet de relance en catimini

L’avocat français, Philippe Leclerc, indiqué pour être le principal instigateur de l’instauration d’une redevance sur toutes les cargaisons à destination ou au départ des ports de Madagascar (import, export ou transit) dénommée « Advanced cargo declaration pour ISPS code », est à nouveau présent sur le sol malgache. Sa mission serait d’œuvrer pour que la mise en […]

REDEVANCE ADVANCE CARGO DECLARATION : Projet de relance en catimini

REDEVANCE ADVANCE CARGO DECLARATION : Projet de relance en catimini

L’avocat français, Philippe Leclerc, indiqué pour être le principal instigateur de l’instauration d’une redevance sur toutes les cargaisons à destination ou au départ des ports de Madagascar (import, export ou transit) dénommée « Advanced cargo declaration pour ISPS code », est à nouveau présent sur le sol malgache. Sa mission serait d’œuvrer pour que la mise en […]

LUTTE CONTRE LE BLANCHIMENT DES CAPITAUX : Le principal blocage se situe au niveau de la Justice

LUTTE CONTRE LE BLANCHIMENT DES CAPITAUX : Le principal blocage se situe au niveau de la Justice

Comme la lutte contre la corruption, le bilan de la lutte contre le blanchiment de capitaux est loin d’être probant. La faille du système de répression constitue le point d’achoppement de ces deux combats.                  Une évaluation mutuelle des travaux du  Service de Renseignements Financiers (SAMIFIN) dans le cadre de la lutte contre le blanchiment de […]

POURSUITE DE LA MANIFESTATION A VONTOVORONA : Les promesses de l’Etat ne rassurent plus

POURSUITE DE LA MANIFESTATION A  VONTOVORONA : Les promesses de l’Etat ne rassurent plus

Le règne des mensonges a fait la particularité de ce régime Rajaonarimampianina. De plus en plus, le manque de crédibilité des dirigeants se confirme. La poursuite de la grève des étudiants de l’Ecole Polytechnique de Vontovorona en est un exemple. Les étudiants de Vontovorona ont poursuivi leur manifestation hier. Ceci malgré la rencontre   entre les […]

CONTEXTE POLITIQUE : Le GEN apporte ses suggestions

CONTEXTE POLITIQUE : Le GEN apporte ses suggestions

Hier, à Ankadivato s’est tenue une conférence de presse du Groupement des Experts Nationaux ou GEN réunissant des experts dans plusieurs domaines tels que les sciences comptables, l’ingénierie et les sciences politiques. Parmi les intervenants, Bruno Rakotoarisoa et Madeleine Ramaholimihaso, présidente d’honneur du GEN apportent leur suggestion par rapport à la situation politique à Madagascar. […]

BEMASOANDRO ITAOSY : Nihetsika ihany koa ny vahoaka

BEMASOANDRO ITAOSY : Nihetsika ihany koa ny vahoaka

Vokatry ny fahamaizinana mila ho isan’andro, naneho ny alahelony ny mponina teny Bemasoandro Itaosy, omaly hariva. Vely vilany sy horakoraka no nampisehoan’izy ireo izany voalohany. Niakatra ny tosi-drà, nanapaka ny lalàna mihazo an’Itaosy iray vohitra izy ireo, tapak’hevitra ny hanohitra amin’ny fomba rehetra ny tsy mety sy ny tsy rariny. « Maninona no voavaha ny olan’ny […]

VAKY BANTSILANA : Very an-javony sy vitavita ho azy ny raharaha

Ny vava tokoa leiretsy, tahaka ny vorodamba, mitsiatra atsy, mitsiatra eroa…Telo taona mahery izay no nilazan’ny filoham-pirenena fa ao anatin’ny telo volana dia ho foana ny delestazy. Ny lainga toy ny salaka ka ny tompony ihany no afatony. Izao miharihary toa vay an-kandrina izao ny zava-misy, sady maharary no mahamenatra. Tsy hita ny vahaolana matotra […]

KARIERAN’ANJOZOROBE : Nolavin’ny fitsarana ny famerenana ny zanak’i Masoandro any an-toerana

KARIERAN’ANJOZOROBE : Nolavin’ny fitsarana ny famerenana ny zanak’i Masoandro any an-toerana

Manomboka mibaribary ny marina eo anivon’ny fitsarana amin’izao fotoana izao mikasika ilay raharaha kariera Anjozorobe. Nivoaka omaly ny didim-pitsarana mikasika ny fangatahan’ny zanak’i Masoandro sy ny tariny hiverina any amin’ity kariera ity sy ny fandroahana ireo olona ao amin’izany kariera izany. Nilaza ho tsy mahaefa mitsara izany raharaha izany ny teo anivon’ny fitsarana ambaratonga voalohany […]

TAPANY

Fanajana ny lalàmpanorenana Mitaky ny hametrahana ho ara-dalàna ny zo amin’ny fanoherana demokratika ireo Vondron’ny manampahaizana manokana eto amin’ny firenena omaly, tetsy Ankadivato. Anisan’ny takin’izy ireo ny fanajana lalàmpanorenana sy hiarovana ny tombontsoa ambonin’ny firenena. Izany no natao mba hisorohana ny fidinana an-dalambe sy ny korontana ara-tsosialy. Taom-baovao malagasy Hotanterahina ny 28 marsa izao ny […]

ADY AMIN’NY FAMOTSIAM-BOLA : Mbola mametraka olana ny Fitsarana

ADY AMIN’NY FAMOTSIAM-BOLA : Mbola mametraka olana ny Fitsarana

Nanatanteraka tombana ezaka ny Sampandraharaha malagasy iadiana amin’ny famotsiam-bola sy ady amin’ny famatsiam-bola ny fampihorohoroana na ny (Samifin), omaly. Tsy mahafa-po ny vokatra, anisan’ny mametraka olana miteraka tsy fahombiazana ny eny amin’ny Fitsarana… Nanatontosa tombana ezaka ny Sampandraharaha malagasy iadiana amin’ny famotsiam-bola sy ady amin’ny famatsiam-bola ny fampihorohoroana na ny Samifin, omaly tetsy amin’ny 67ha. […]

ECHAUFFOUREES A VONTOVORONA : Ras-le-bol du délestage, les étudiants ont donné le ton

ECHAUFFOUREES A VONTOVORONA  : Ras-le-bol du délestage, les étudiants ont donné le ton

Le délestage a assez duré, l’incapacité des dirigeants à trouver des solutions adéquates également. Hier, Vontovorona a été le théâtre des échauffourées durant la grève des étudiants de l’école supérieure polytechnique qui en ont ras-le-bol. Puisque la situation est généralisée et que l’ensemble de la population en est frappé, l’on attendra également la réaction de […]

COMMEMORATION DU 7 FEVRIER : Le peuple est-il encore prêt à se sacrifier?

COMMEMORATION DU 7 FEVRIER : Le peuple est-il encore prêt à se sacrifier?

Madagascar est marqué à jamais par les crises politiques qui conduisent vers le changement de régime et l’avènement d’une nouvelle République. L’histoire retiendra les martyrs durant les nombreux soulèvements populaires. Des individus ont sacrifié leur vie dans l’espoir d’un changement. Il y a eu les événements du 13 mai 1972 à l’époque du Président Philibert […]

EDITO : Paranos et révisionnistes !

Hery Rajaonarimampianina et son équipe ont-ils peur de leur ombre ou bien veulent-ils réécrire l’histoire et effacer des tablettes cet événement qui a pourtant contribué à les mettre sur orbite ? En effet, nul parmi tous ceux qui au sein de ce régime actuellement ne peut ignorer que c’est grâce au sacrifice des victimes du 7 […]

GABEGIE, FAVORITISME ET CORRUPTION : Appel à détresse des opérateurs malgaches

GABEGIE, FAVORITISME ET CORRUPTION : Appel à détresse des opérateurs malgaches

Des opérateurs malgaches sont sortis de leur mutisme hier au Socoma Anosibe pour faire part des divers abus de pouvoir et d’injustice dont ils sont victimes.                   Les opérateurs malgaches dénoncent la gabegie dans la régulation des activités commerciales. Ceci en citant notamment les flous sur le circuit de distribution et en critiquant la méthode […]

RAHARAHA 7 FEBROARY : Tadiavin’ny fitondrana fafana tanteraka amin’ny tantara

RAHARAHA 7 FEBROARY : Tadiavin’ny fitondrana fafana tanteraka amin’ny tantara

Karazana mpanao politika marobe no tonga nanatitra voninkazo ho fahatsiarovana ny andron’ny 7 febroary omaly. Efa mahazatra, raha vao mihetsika ny antoko mpanohitra, mihetsika ihany koa ny mpitandro filaminana marobe tetsy Ambohitsirohitra. Tamin’ny 8 ora maraina, tonga teny an-toerana ireo milaza azy ho mpikambana ao anatin’ny AV7 (association des victimes du 7 février) nanao ny […]

VAKY BANTSILANA : Minia mikimpy sy manao bemarenina…

Mandra-pahoviana no iaretan’ny vahoaka izao fampahoriana tsy misy fitsaharany izao, raha tsy hiresaka afa-tsy ny vidim-piainana? Sasatry ny miarina ny madinika fa ny vaventy mahita ialana olana amin’ny toe-java-misy. Lalan-tsarotra no diavin’ny vahoaka, saingy tena hisy vokany eo amin’ny fiainany tokoa izao sa atao mitafy lamba tsy antonona ka ho fara fahoriana tsotra izao. Sao […]

FANANGONAN-DRA : Mitaky ny fialan’ny Tale ireo mpiasa etsy amin’ny HJRA

FANANGONAN-DRA : Mitaky ny fialan’ny Tale ireo mpiasa etsy amin’ny HJRA

Tsy mazava ny fitantanana ity antokon-draharaha misahana ny fanangonan-dra ity. Raikitra ny hetsika fanairana notontosain’ny mpiasa tetsy amin’ny HJRA, omaly. Nanatanteraka hetsika fanairana ireo mpiasa eo anivon’ny Antokon-draharaha misahana ny fanangonan-dra ao amin’ny HJRA, omaly maraina. Marobe ireo zavatra tsy mandeha araka ny tokony ho izy eo anivon’ity antokon-draharaha nihataka tamin’ny hopitalim-panjakana ity. Anisan’ny angatahin’izy […]

SAKOROKA TENY VONTOVORONA : Leo ny delestazy ny mpianatra, ary ny vahoaka ahoana ?

SAKOROKA TENY VONTOVORONA : Leo ny delestazy ny mpianatra, ary ny vahoaka ahoana ?

Efa tsy azo iainana intsony fahatapahan-jiro amin’izao fotoana izao saingy tsy mahita vahaolana mahomby ny mpitondra fanjakana. Manoloana izany, nihetsika ny mpianatra tetsy Vontovorona noho ny tsy fahazakany intsony ny fahatapahan-jiro lavareny. Tsy ny mpianatra ihany anefa no tratran’ny fahatapahan-jiro fa ny vahoaka iray manontolo mihitsy, andrasana araka izany izay ataon’ny vahoaka amin’ny fotoana ho […]

REMANIEMENT GOUVERNEMENTAL : Le PM veut rempiler malgré ses casseroles

REMANIEMENT GOUVERNEMENTAL : Le PM veut rempiler malgré ses casseroles

Au vu de ce qui se passe actuellement, notamment ces articles de presse tout à l’éloge du Premier ministre Olivier Mahafaly Solonandrasana, il est évident que le remaniement est imminent. Ainsi, depuis quelques jours, de nombreux articles de journaux mais également certaines chaînes audiovisuelles s’attellent à une véritable campagne médiatique afin de faire la louange […]

VOL ET TRAFIC D’OSSEMENTS HUMAINS : Pourquoi l’Etat reste les bras croisés ?

VOL ET TRAFIC D’OSSEMENTS HUMAINS :  Pourquoi l’Etat reste les bras croisés ?

Voilà déjà plusieurs années que le pays fait face à un problème majeur qui porte directement atteinte aux valeurs ancestrales des Malgaches. Il s’agit du vol et de trafic d’ossements humains. Un véritable sacrilège dont les motifs restent aujourd’hui un mystère du grand public. Très peu évoqué, ce genre de crime semble être passé inaperçu […]