Flash
Préc Suiv

Logo Free News

FANONDRANANA AN-TSOKOSOKO : Tandindomin-doza ny mozea eto Madagasikara

FANONDRANANA AN-TSOKOSOKO : Tandindomin-doza ny mozea eto Madagasikara

Nankalazaina ny 18 mey teo ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny Mozea teto Madagasikara. Lohahevitra nodinihina ny hoe “Mozea sy ny tantara mampangirifiry. Miresaka ny tsy azo resahina ny mozea”. Tandindomin-doza tanteraka ny mozea sy ny vakoka eto amintsika noho ny tsy fahafantaran’ny olona ny tena lanjany. Vokatry ny tsy fahalalana izay, nanjary manaotao foana ny […]

SARERAKA : “Aleo hanao ny asa an-kahalalahana ny mpitsara”

Manoloana ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny, nahitsy avy hatrany i Sareraka fa hahatonga korontana eto amin’ny firenena ny fikitikitihana mpitsara manao ny asany. “Aleo hanandrana raha sahy”, hoy ity mpikambana teo anivon’ny CST teo aloha ity, ny farany herinandro teo. Raha ny fanazavany, mikendry ny hanao fanaparam-pahefana amin’ ny mpitsara, indrindra fa ny Filohan’ ny SMM, Fanirisoa […]

VAKY BANTSILANA : Miletsy ny fahamarinana…

Ny fahendren-drazantsika milaza fa ny hosy be rano mahavery ny bainga, ny ala mahavery ny akanga ary ny lainga mahavery ny marina. Anisan’ny nivoaka tamin’ny fanambaran’ny Eveka, ny herinandro lasa iny, “fa difotry ny lainga sy fitaka ny fiainam-bahoaka”. Mahazo laka tanteraka ny ratsy tsy an-drenivohitra tsy any ambany ravinkazo rehetra any. Manao fanafihana amin’ny […]

AMBODISAINA, TOAMASINA II : Trano 284 tafo kasaina harodana noho ny hosoka

Mitaintaina fatratra ny mponina ao Ampasimpotsy, amin’ny fokontany Ambodisaina, Kaominina Toamasina suburbaine, distrikan’i Toamasina II noho ny mety ho fandroahana azy ireo amin’ny tanànany. Tanàna mirefy 20ha 67A 29Ca, izay ahitana tanàna 284 tafo sy mponina miisa 600 no iharan’izany noho ny resaka hosoka… Mitaintaina tahaka ny saobakaka am-bodiriana ny vahoaka ao Ampasimpotsy, anatin’ny fokontany […]

RAPT DE CITOYENS FRANÇAIS ET CLIMAT DES AFFAIRES : Vouland Aneini lance un appel de détresse

RAPT DE CITOYENS FRANÇAIS ET CLIMAT DES AFFAIRES : Vouland Aneini lance un appel de détresse

La Grande île a payé au prix fort l’impact de l’effroyable lynchage de deux Français à Nosy-Be, lorsque l’effectif des touristes français arrivés à Madagascar a diminué il y a quelques années. Actuellement, le pays est également en passe d’être une zone rouge en matière de kidnappings des citoyens français. Lors du discours d’inauguration officielle […]

JIRAMA : Un nouveau DG capricieux

JIRAMA : Un nouveau DG capricieux

Le nouveau Directeur général de la société d’Etat Jirama étonne de plus en plus ses collaborateurs pour ses exigences plutôt capricieuses. A peine arrivé à la tête de cette société dont les difficultés financières ne sont pourtant plus à démontrer, Jaomiary Olivier voulait s’équiper d’un téléphone portable de fonction. Jusque-là, rien d’anormal. Les responsables lui […]

MESURES SUR LES VINDICTES POPULAIRES : Louables mais trop tard !

MESURES SUR LES VINDICTES  POPULAIRES : Louables  mais trop tard !

Le premier ministre Olivier Solonandrasana Mahafaly a, récemment, annoncé des mesures concrètes en vue de lutter contre l’insécurité et les justices populaires. Cela, en marge d’une réunion stratégique qu’il a conduite à Mahazoarivo il y a quelques jours, en présence des hauts responsables de la sécurité à Madagascar. Pour de nombreux observateurs, la règle du […]

ASSAINISSEMENT DES MARCHES : La CUA préfère faire profil bas

ASSAINISSEMENT DES MARCHES : La CUA préfère faire profil bas

Lors de sa campagne aux communales, Lalao Ravalomanana avait promis que la capitale retrouvera son image d’antan. Pourtant, plus de deux ans après son élection, la réalité est tout autre. Au vu de ce qui se passe actuellement à Analakely, il semble que la Commune urbaine d’Antananarivo (CUA) a perdu la bataille qu’elle a engagée […]

TOERAN’NY GOVERNEMANTA : Nanadio tena i Mahafaly Solonandrasana Olivier

Manoloana ny raharaha mafampana misy eto amin’ny tany sy ny fanjakana amin’izao fotoana, nitondra fanazavana, ary niezaka nanadio ny tenany ny praiminisitra Solonandrasana Mahafaly Olivier, omaly rehefa niresaka tamin’ireo mpanao gazety teny amin’ny lapan’i Mahazoarivo…  Na dia tsy niteny mivantana aza dia hita ihany fa nanadio tena nanoloana ny valy bontana nataon’ny sendikan’ny mpitsara eto […]

VAKY BANTSILANA : Miakatrakatra ny hafanana…

Na ao anatin’ny vanim-potoan’ny ririnina aza isika izao, ny azo ambara, miakatrakatrany toe-draharaham-pirenena amin’izao fotoana izao. Nampiakatra ny hafanana amin’ny toe-draharaham-pirenena ny avy amin’ny Sendikàn’ny mpitsara eto Madagasikara momba ny fampiharana ny tany tan-dalàna. Nambaran’ny SMM fa helohin’izy ireo amin’ny fomba rehetra ny fanohintohinana ny fizotran’ny fitsarana na amin’ireo mpitsara mampihatra ny asany araka ny […]

EDITORIAL : L’habitude est une seconde nature

Plus d’un se demande pourquoi Olivier Solonandrasana Mahafaly n’a jamais fait l’objet d’une convocation au Bianco, ni à la Cour pénale anti–corruption (CPAC) dans le cadre des affaires impliquant Claudine Razaimamonjy ? Son implication dans les affaires de détournement de fonds publics, à travers les soi-disant subventions spéciales attribuées à des collectivités territoriales, est pourtant […]

FANOHINTOHINANA NY RAHARAHAM-PITSARANA : Namaly bontana ny governemanta ny Sendikàn’ny mpitsara

FANOHINTOHINANA NY RAHARAHAM-PITSARANA : Namaly bontana ny governemanta ny Sendikàn’ny mpitsara

Namoaka fanambarana namaly bontana ny fanambarana navoakan’ny teo anivon’ny governemanta ny Sendikàn’ny mpitsara eto Madagasikara, omaly. Fanambarana izay mivantana, nitondran’izy ireo fanazavana mikasika ny finiavan’ny Sendikà amin’ny hampiatra ny tany tan-dalàna eto Madagasikara… Amin’ny maha fiarahamonim-pirenena ny Sendikàn’ny mpitsara, asan’izy ireo no mamaky bantsilana izay tsy fanarahan-dalàna rehetra sy ny tsy fampiharana ny fombam-pitsarana, hoy […]

VAKY BANTSILANA : Mitsambiki-mikipy…

Tsy fantatra intsony amin’izao fotoana izao hoe aiza ho aiza ny laharana misy an’i Madagasikara eo amin’ny sehatry ny fandrosoana. Ny mpitondra milaza fa mandroso, ny fari-piainana toa mihemotra hatrany. « Efa tsy ho takatry ny kely vola intsony izao ny atody », hoy ilay hira malaza izay. Toa efa mamokatra ny any Bemolanga nefa ny eo […]

OLANA ENY ANKATSO : Handray fepetra koa ny mpampianatra mpikaroka

Ahina ho lasa rodoben’ny mpampianatra sy mpianatra ny olana miseho eny amin’ny oniversiten’Ankatso. Hivory maika amin’ity anio ity koa mantsy ireo mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra handihina izay tokony ho fepetra raisin’izy ireo. “Eo anatrehan’ny fanaovana tsinontsinona ny fitakiana ny fampiharana ny zo aman-kasina mbola tsy nositrahin’ireo mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra, hisy fivoriambe hanapahan’ny mpikambana […]

DFP : “Tsy voakitika ireo atidohaben’ny mpanodinkodim-bola”

DFP : “Tsy voakitika ireo atidohaben’ny mpanodinkodim-bola”

Nandefa fitoriana teny amin’ny Birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly ny Dinika ho fanavotam-pirenena (DFP), afakomaly, teny Ambohibao. Votoatiny, tsy misy voakitika amin’ny famotorana ireo atidohaben’ny fanodinkodinam-bolam-panjakana, indrindra ireo mpiandraikitra ny tsenam-baro-panjakana eo anivon’ny minisiteran’ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana. Tafiditra ao anatin’izany ny minisitry ny Atitany sy ireo mpiasam-panjakana ambony maromaro notendrena hitantana ireo vola ireo […]

TSY FAHALEMANA ANY RANOTSARA ATSIMO : 12 no maty, trano 487 may nodoran’ny dahalo

TSY  FAHALEMANA ANY RANOTSARA ATSIMO : 12 no maty, trano 487 may nodoran’ny dahalo

Tsy mandry fahalemana ny Kaominina Ranotsara Atsimo, ao anatin’ny distrikan’i Befotaka. Nodoran’ny dahalo ny tanàna miisa 21 ka trano miisa 487 no hotohoto tanteraka, raha 12 kosa, ny maty. Manampy ireo manararao-pahefana ny “Vazaha” na ny “zandary” any an-toerana… Tany lavitra andriana! Izay no azo amintinana ny tsy fandriampahalemana any Ranotsara Atsimo, anatin’ny distrikan’i Befotaka, […]

INITIATEURS DE LA CHARTE DE L’OPPOSITION : «Pour la mise en place d’une opposition crédible et constructive»

INITIATEURS DE LA CHARTE DE L’OPPOSITION : «Pour la mise en place d’une opposition crédible et constructive»

A un an avant la fin du mandat du régime, la mise en place de l’opposition tarde à venir. Les initiateurs de la charte de l’opposition sont sortis de leur silence hier à l’occasion d’une conférence de presse organisée au restaurant Koots Food à Mahamasina. La charte de l’opposition entend apporter un renouveau dans l’opposition […]

CTM/SSM SUR L’ALIGNEMENT DE LA GRILLE INDICIAIRE : Il s’agit d’une question de volonté politique

CTM/SSM SUR L’ALIGNEMENT DE LA GRILLE INDICIAIRE : Il s’agit d’une question de volonté politique

La plateforme des syndicats des agents de l’Etat, le CTM/SSM « le renouveau du syndicat » vient d’élaborer un document unique qui servira d’outil stratégique pour ses revendications sur l’alignement de la grille indiciaire de tous les agents de l’Etat. «La rémunération des employés, que ce soit dans le secteur public ou dans le secteur privé, ne […]