Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

En Bref

Eco brèves: salon mondial du tourisme 

Le Salon mondial du tourisme se tiendra du 14 au 17 mars 2019 à Paris. Toutes les destinations du monde brilleront donc de mille feux dans la ville de lumière. Chaque année, le salon s’entoure de plusieurs spécialistes pour un partage d’expériences, un conseil et accompagnement des visiteurs en quête d’endroits de rêve à visiter. […]

Indray mijery

Araka ny vinavinan’ny mpamantatra ny toetry ny andro etsy Ampandrianomby,  ho betsaka ny rotsak’orana, ny 9 sy ny 10 janoary 2019 any Sambirano sy any amin’ny ny faritra atsimo iray manontolo. Misy ny andian-drahona matevina mitondra orambe ao avaratra atsinanan’i Madagasikara ary midadasika izany. Efa nisy ny orana tamin’ireo faritra ireo ary mbola hitohy ka […]

Tselatra

Nirefotra tampoka ny varatra ka nilatsaka tamin’ny mpiambina ny « pylône » iray ao amin’ny distrikan’i Befotaka Atsimo, faritra Atsimo Atsinanana, afakomaly tamin’ny 7 ora sy 30 mn hariva. Raha ny fanazavana voaray, roa lahy izy ireo ny miambina ity “pylône” ity amin’ny toerana somary an-tampon-tendrombohitra. Nifandimby izy roa lahy ka tamin’ny anjaran’ilay mpiambina faharoa no nitranga ny loza. Avy […]

Tselatra

Manome fe-potoana 10 andro, nanomboka ny 2 janoary 2019 lasa teo ireo mpitrandraka volamena tsy ara-dalàna ao amin’ny faritra arovana ao Ranomafana ny zandarimariam-pirenena ao amin’ny faritra Matsiatra Ambony amin’ny tokony hialan’izy ireo ao amin’ity toerana arovana ity. Tapitra kosa izay fe-potoana izay ka raha mbola tsy miala ireo mpitrandraka dia hiditra an-tsehatra avy hatrany ny […]

Indray mijery

Taorian’ny fety, maromaro ireo olona tratran’ny aretim-bavony tonga manatona dokotera. Vokatry ny fihinanana sakafo be loatra, matsiro sy ny fisotroana toaka no antony mahatonga izany, raha ny fanazavan’ny dokotera. Vizana ny vavony rehefa tsy avela hiala sasatra mandritra ny andro maromaro ka maray no hiafarany. Manaikitra ny vavony, mandoa, mivalana… anisan’ny fisehoan’ny aretim-bavony avokoa izany. […]

Eco brèves; Jirama : Coupure fréquente de l’eau dans plusieurs quartiers

La perturbation de l’approvisionnement en eau dans plusieurs quartiers de la capitale reste d’actualité, notamment à Ambodimita, Ambohibao, Imerinafovoany, Talatamaty, Mandrosoa Ivato, Ambohiroa, Ambatolampy, Ivato et Itaosy. Dans les quartiers d’Itaosy et Ambohibao, la coupure fréquente de l’eau a déjà duré depuis des mois. Les abonnés de la Jirama ont pris l’habitude d’anticiper une éventuelle […]

Fantina sy fintina

Naharay fitoriana sy fitarainana miisa 305 ny eo anivon’ny HCC, hatramin’ny alatsinainy tolakandro, fotoana farany nandraisana izany. Maherin’ny 200 ireo avy amin’ny K25  amin’ireo fitoriana ireo. Miompana amin’ny fanafoanana fihodinana faharoa noho ny tsy fahatomombanana amin`ny ankapobeny, fanafoanana voka-pidianana tamina biraom-pifidianana sasany, nahitana tsy fahatomombanana ary fitoriana fanesorana kandidà amin`ny fifidianana noho ny tsy fanarahan-dalàna […]

Tselatra

Nilaza ny eo anivon’ny zandarimariam-pirenena fa tsy ampy ny isan’ny olona sy ny fitaovana hahafahana miady amin’ny tsy fandriampahalemana manoloana ny firongatry ny asan-dahalo. Miisa 18 ireo zandary namoy ny ainy ny taona 2018 lasa teo iny. Mandeha ny hazalambo ataon’ny polisy ireo jiolahy efatra nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika tompon’antoka tamin’ny fanafihana mitam-piadiana teny amin’ny […]

Eco brèves; Douanes: Renforcement des luttes contre les trafics

L’administration douanière compte cette année renforcer la lutte contre les trafics. Cela à travers la création d’une division cynophile, l’acquisition d’un bateau pour la surveillance des côtes et la mise en place des bureaux de surveillance. Produit de luxe : Madagascar premier producteur de caviar en Afrique Madagascar est actuellement le premier pays du continent africain […]

Eco brèves

Le général Dolin prône le respect de la démocratie à Fandriana : Le général Dolin Rasolosoa appelle les partisans du candidat N° 13 au calme face aux différentes formes de provocation faisant suite à la publication des résultats provisoires de la Ceni. A la tête du comité de soutien du candidat Andry Rajoelina dans le […]

La politique en bref: les employés de la Cua haussent le ton

Les employés de la Commune urbaine d’Antananarivo se sont réunis hier à Tsimbazaza pour dénoncer le retard dans le paiement de leur salaire. Jusqu’à hier en effet, seuls 1.000 des  5.000 employés existants ont perçu leur salaire, au lendemain de la Nativité et à la veille de la fin d’année. Pourtant, habituellement, les employés de […]

Eran-tany

Hanova zavatra maro ny fanapahan-kevitr’i Rwanda, hampiakatra ny haban-tseranana amin’ny entana afarana any ivelany. Manamafy izany ny Fivoriambe iraisam-pirenena ara-toekarena (FEM), miaiky fa tsy nampiakatra fitomboan-karena ny fampihenana ny haban-tseranana sy ny tsenam-paritra. Ilaina ny fiaraha-miombon’antoka amin’ny firenen-kafa, ampitomboina ny famokarana sy ny indostria anatiny ary hitarina ny tsena hivarotana, fa tsy mionona amin’ny tsenam- […]

FAKAFAKA: nivadika ho finoana ilay fahalalana !

Ny fidiran’ny fivavahana kristianina teto Madagasikara no nahatonga ny Malagasy hanamarika ny Noely. Niezaka ny nandresy lahatra ny Malagasy izy ireo. Tamin’ny alalan’ny Baiboly sy ny fanazavana izany isan’andininy. Teo ihany koa ireo fomba amam-panao novimbinin-dry zareo niaraka taminy, sns. Nandaitra ny fampianarana ! … Nanjary nivadika ho finoana avokoa ny ankamaroan’ny fahalalana nananan’ny Malagasy. Nahalala […]

Tselatra

Zandary miisa 9 000 indray hahetsika amin’ny fitandroana ny filaminana mandritra ny fetin’ny Krismasy sy ny famaranana ny taona. Araka ny fanazavan’ny tale misahana ny angom-baovao eo anivon’ny zandarimariam-pirenena, ny Kly Ravoavy Zafisambatra, hentitra ny fanaraha-maso ireo faritra be olona mifamezivezy ary hojerena manokana ihany koa ny any amin’ny faritra mena. Voasambotry ny polisy tao Ankaramena, […]

Echos des régions

La formation professionnelle en alternative contre le chômage : Le centre professionnel Eccova a annoncé la célébration de sa 25e année pour 2019 à l’occasion de la sortie de nouveaux techniciens en coupe, couture, décoration intérieure et fabrication de sacs et chaussures au cours du week-end à Andohatanjona-Antananarivo. Cette 26e promotion issue des 9 centres […]

Eco brèves: Ministère des Mines et du pétrole : Henry Rabary-Njaka dresse un bref bilan

Sept mois après sa prise de fonction en tant que ministre des Mines et du pétrole, Henry Rabary-Njaka a réalisé un bref bilan des réalisations au niveau de ce département ministériel, jeudi dernier. Le soutien aux activités des exploitants des petites mines, l’organisation de la première édition de la foire des bijoux et des gemmes, […]

Dans le cosmos: Musique électronique – Deep inside au Kudeta Urban Club ce soir

Ce soir à partir de 21h30, au Kudeta Urban Club Anosy, le label Libertalie Murics Record propose une soirée spéciale intitulée «Deep Inside part free». L’artiste Deep Inside y présentera son concept qui est de mettre en avant la musique électronique avec d’autres musiciens sur scène. Ancien guitariste et chanteur de jazz, il  dévoilera un […]

Eco brèves

Flying : Le bateau pirate remorqué à Toamasina Intercepté puis arraisonné et remorqué par un remorqueur des forces navales, le bateau pirate Flying est arrivé, hier soir, au port de Toamasina. Selon des sources concordantes, des rondins de bois de rose se trouvent à bord de ce cargo battant pavillon panaméen. Plusieurs membres des autorités de Toamasina […]

Politique en bref: les déclarations des observateurs fusent

Après une journée de silence des observateurs, les déclarations vont se succéder dès ce jour, en commençant par celles de la mission d’observation de l’Union européenne à l’hôtel Ibis Ivandry et de la mission africaine, à Anosy. Du côté des observateurs nationaux, l’Observatoire Safidy se prononcera également dans l’après-midi. Le KMMR prépare ses requêtes Aussitôt […]

Indray mijery

Lany ho filoha vaovao nandritra ny fifidianana natao tamin’ny fihaonamben’ny fianakaviamben’ny Croix rouge malagasy natao tany Antsirabe, ny 13 sy 14 desambra teo, ramatoa Ralisoa Alice. Izy no hitantana ny Croix rouge malagasy mandritra ny efa-taona manaraka. Marihina fa mandalo fotoan-tsaraotra ny Croix rouge Madagascar amin’izao fotoana izao. Maro ireo mpiasa naato tamin’ny asany noho […]

Eco brèves: Tourisme – Mise en place du SIIT

Le Système intégré d’informations et de statistiques touristiques – SIIT de Madagascar, a été mis en place auprès du ministère du Tourisme, avec le cabinet Ingenosya et le PIC2. Le site permet de mettre à disposition des informations pertinentes, fiables et cohérentes sur l’état des lieux et les incidences du secteur tourisme, consolider et renforcer […]