Flash
Préc Suiv

En Bref

TSELATRA

Jamà iray maratra mafy voatifitra, tsaboina ao amin’ny hopitaly Loterana Mahajanga, nanomboka omaly. Nisy ny fifandonana tamin’ny dahalo ka izay no nahavotifitra azy io. Ny alin’ny alatsinainy, tamin’ ny 11 ora alina, dahalo sivy lahy no nanafika tanàna tao Ankadirano Kaominina Mangabe, ao avaratra andrefan’i Maevatanana. Lasa tamin’izany ny omby 16 sy ny volamena. Dimy […]

Brouillons se culture

6 ans et quelques mois, c’est le temps pendant lequel nous avons rédigé cette page hebdomadaire. L’intention était simple : susciter la curiosité, parfois en conduisant vers des manifestations artistiques qui ne font pas les gros titres de la presse. Mais aussi tenter de développer un esprit critique basé sur une analyse sans œillères et sans […]

En passant…

Sensibiliser l’opinion publique sur l’utilisation rationnelle de la Médecine traditionnelle, la facilité d’accès à cette dernière et sa complémentarité avec la médecine conventionnelle ou moderne. Tel est l’objectif de la  16e Journée africaine de la médecine traditionnelle, célébrée hier et ce jour au Kianja Maitso Alasora, district d’Antananarivo Avaradrano. Une cérémonie qui a été placée […]

D’un fait à l’autre

Un voleur a essayé de voler un panneau solaire d’un poteau qui éclaircissait la route digue reliant Ampitatafika à Fenoarivo, le 27 août, vers 1 h 30. Il a été capturé par les éléments de la brigade de la gendarmerie de Fenoarivo. Déféré avant-hier devant le parquet, il a été placé en détention provisoire à […]

Fantina sy fintina

Nilaza ny hametraka fitoriana eny anivon’ny HCC ireo kandidà 10 voailika, tsy afaka nirotsaka hofidina ho filoham-pirenena. Nambaran’ny sasany amin’izy ireo fa nahafeno ny fepetra  ny sasany amin’izy ireo nefa voatsipaka, tsy ho anisan’ireo kandidà. Anisan’ny tsy levon’ny vavonin’izy ireo ny namoahan’ny HCC, ny alin’ny 21 aogositra farafanaterana antontan-taratasy ny lisitr’ireo mpifaninana. Tokony ho mbola […]

 Zaka tsara: izao vao tsaroana ny vahoaka…

Mahavariana sy mahavalalanina, amin’ny fotoam-pifidianana toy izao vao tena hita sy tsaroana ny vahoaka. Tsy inona fa maika ny ho voafidy ka atao avokoa izay fomba hahazoana ny fo sy ny vaton’ny mpifidy. Amin’ny toy izao, ohatra, vao mahatsiaro manadio tanàna ny sasany, na manarina fotodrafitrasa etsy sy eroa, na manao fizaham-pahasalamana sy fitsaboana maimaimpoana… […]

Eco brèves

Accès au crédit : La BFM entame les réformes Plusieurs chantiers visant la facilité d’accès aux crédits sont actuellement  en cours au niveau de la Banky foiben’i Madagasikara (BFM). Il s’agit, entre autres, du Système intégré d’information (SII), de la centrale des risques et du Bureau d’information sur le crédit (BIC). «Ces projets permettent aux acteurs […]

Dans le cosmos

Film documentaire – « Fahavalo, Madagascar 1947 » en première mondiale «Fahavalo, Madagascar 1947». C’est le film documentaire de Marie-Clémence Andriamonta-Paes dera, projeté en première mondiale ce samedi au Cinéplex Odeon  de Montréal. L’intrigue s’articule autour des événements de 1947. «On appelait fahavalo – ennemis – les Malgaches insurgés contre le système colonial français en 1947. Aujourd’hui, […]

D’un fait à l’autre

Ambato Boeny : une trentaine de dahalo armés ont pris d’assaut la commune d’Ambesisika, en début de semaine. Un villageois a été tué et quatre autres ont été blessés durant l’attaque. Les bandits ont pris la fuite avec 200 têtes de zébus. A l’issue d’une traque, ils ont été rattrapés par les gendarmes à Maevatanàna. Un […]

En passant…

Le service des urgences du Centre hospitalier universitaire Joseph Raseta Befelatanana (CHU-JRB) ferme ses portes à partir de ce jour jusqu’au 6 septembre. Cette fermeture provisoire est inévitable. Des bâtiments de ce service sont actuellement en cours de réhabilitation. Les responsables ont recommandé les usagers de rejoindre les services des urgences du Centre hospitalier universitaire […]

Tselatra

Maty tsy tra-drano ny mpamilin’ny kamiaobe nivadika tao amin’ny RN 1 Bis Pk 18+128 ao Marovoalavo, kaominina ambanivohitr’Alatsinainikely Miarinarivo, afakomaly. Nitondra vary akotry milanja 8 taonina ilay kamiaobe. Vokatry ny hafainganam-pandeha diso tafahoatra anefa, tsy voafehin’ny mpamily intsony ny fiara ka nivadika avy hatrany. Vaky ny lohany, naratra mafy kosa ireo olona roa niaraka taminy. Ny zandary avy ao […]

Eco brèves

Gouvernance minière : EITI présente les rapports 2015-2016 L’Initiative pour la transparence des industries extractives (EITI) Madagascar présentera les principaux résultats des deux rapports pour le compte des années fiscales 2015 et 2016. COI : le 33e Conseil des ministres se tiendra à Maurice Le 33e Conseil des ministres de la Commission de l’océan Indien (COI) se […]

En passant…

La session spéciale du CEPE d’hier dans les 15 Centres d’examen des Circonscriptions scolaires (Cisco) d’Anosibe An’Ala et de Sambava, s’est tenue dans le calme. Selon les informations parvenues à la Cellule de suivi au sein du ministère de l’Education nationale (Men), 83,73% des candidats ont répondu présents. « Les enseignants s’attèlent dès ce jour à […]

Fantina sy fintina

Hanohana sy hanampy  ny  Ceni ny governemanta, araka  ny nambaran’ny Praiminisitra Ntsay Christian, tany Boeny ny herinandro   teo. “Anisan’izany ny fanaraha-maso  ny  fitsinjarana  ny kara-pifidianana. Eo  koa ny maha ara-dalana na tsia  ny biletà tokana  hampiasaina amin’ny fifidianana”, hoy izy. Nanteriny hatrany, tokony ho fifidianana mangarahara  sy eken’ny  rehetra no  hataontsika.   Nomena toromarika koa  ireo […]

Tselatra

Votsotra teo am-pelatanan’ireo dahalo rehefa nandoa ny lelavola 750 tapitrisa Ar, ny fianakavian’ilay ramatoa nisy naka an-keriny tany Maevatanana ny herinandro teo. Fantatra fa 1 miliara Ar no notakin’izy ireo ka tapaka taorian’ny adivarotra fa io lelavola 750 tapitrisa Ar ny vola homena ireto malaso ireto. Ireo jiolahy naka an-keriny ireo mpiasan’ny orinasa Kraoma ao […]

D’un fait à l’autre

Une femme retrouvée morte par pendaison vendredi dernier à Antanifostsy. Les premiers éléments de l’enquête tendent à privilégier  la thèse  d’un meurtre camouflé en suicide. Son mari, le premier suspect, a été placé en garde à vue pour les besoins de l’enquête. Un camion avec escorte policière est tombé dans une embuscade donnée par des […]

Indray mijery

8525 ny isan’ny mpiadina handray anjara amin’ny fanadinam-panjakana Brevet d’études professionnelles (BEP), manomboka anio ka haharitra hefarana. 70 ny fiobem-panadinana handray ireo mpiadina manerana ny Nosy avy amin’ny sekoly teknika. Nitombo 3% ny isan’ny mpiandina raha mitaha ny tamin’ny taon-dasa. Mizara roa, professionnel sy technologique ny sokajin’ny mpiadina. “Nitombo ho 70,23% ny tahan’ny fahafahana fanadinana […]

HITSY TORAKA: mibaiko foana !

Toe-tsaina mampalahelo, eo amin’ny taranja iraisana eto Madagasikara ny tsy fananan’ny mpanazatra ny toerana tena misy azy fa mbola voabaiko. Tsikaritra amin’ireo klioba vaventy, eo amin’ny baolina kitra mantsy fa mibaiko sy mandidy ny mpanazatra ireo tompon’ny ekipa. Hita izany, mialoha sy mandritra ary aorian’ny fihaonana. Vao hanomboka ny lalao, tsy maintsy hampahafantarina ny mpandoa […]

Fantina  sy fintina

Kandidà Imbeh Serge : « Midika  ho fahafahana sy Fahaleovantena ny laharana  faha-26 ao amin’ny bileta tokana sy ny afisy amin’ny fiatrehana  ny fifidianana », hoy  ny  kandidà Imbeh Serge raha naneho ny  heviny,  taorian’ny nahavitan’ny antsapaka  teny amin’ny Ceni,  ny asabotsy  teo. Notsiahiviny  tamin’izany  fa mametraka  fanamby hampivoarana ny toekarena anatiny ny tenany  noho ny  traikefa sy […]

Jery taratra… herinandro 

Be kandidà fa be olana… 46 ireo nametraka ny antontan-taratasy firotsahan-kofidina eny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC). 36 ny nahazo fankatoavana fa nihintsana ny folo, nisy tsy nahaloa ny rotsa-bola, tsy nanana fanamarinam-ponenana, tsy ao anaty lisitry ny antoko eny amin’ny Atitany ny nanolotra azy… Hanao antsapaka izay ho filaharan’ireo kandidà 36 ao […]

Tselatra

Voasambotry ny zandary, afakomaly, ny iray amin’ireo jiolahy tompon’antoka namaky ny fiangonana FJKM ao Mandrosoa Ivato. Fantatra fa lasibatry ny asa ratsin’ireo jiolahy ity fiangonana ity, iray volana lasa izay, ka lasan’ireo mpangalatra tamin’izany ny fanamafisam-peo rehetra. Tsy nisy tratra ry zalahy tamin’io fotoana io. Nikasa hamaky indray mandeha ry zalahy tamin’io afakomaly io ka tratra ny […]

Eco brèves

Îles Vanille – Le navire Ponant dans l’océan Indien L’unique armateur français des navires de croisière et leader dans la croisière d’expédition de luxe «Ponant» a annoncé sa venue dans l’océan Indien. Son arrivée répond à un segment de marché en pleine croissance et dans l’intérêt des acteurs locaux, à travers un nouveau style de […]

Indray mijery

Efa misokatra ny lalana eo Andranomena miakatra any Ambatolampy ao anatin’ny boriborintany VI. Vita “pavé” sy “beton” ny lalana ary voarafitra vato ny lakandrano izay niteraka ny fahasimban’ny lalana hatramin’izay. Hatry ny omaly, efa azon’ny fiara nifamezivezena izany lalana izany. Betsaka ireo fiara misafidy io lalana io hialana amin’ny fitohanana lavareny miakatra eo Ambohibao. Saika […]

Fantina  sy fintina

Raikitra ny fihaonamben’ny Tim sy ny mpanohana an-dRavalomananana etsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina, rahampitso. “Tsy kandidàn’ny Tim fa kandidàn’ny vahoaka malagasy Ravalomanana. “Mpanorina izy fa tsy mpandrava ary mbola hiezaka ny hahavita be… Ho tonga amin’ny  nahim-pony sy  fahavononana ny vahoaka amin’io fihaonambe io”, hoy ny solontenan’ny avy any amin’ny faritra, i Zafilahy Stanislas, omaly tetsy […]

Eco brèves

Finance : des ASF prêtent serment 24 administrateurs des services financiers (ASF) feront leur prestation de serment, ce jour à la Cour suprême Anosy. Salon Top Resa – Du 25 au 28 septembre à Paris Un rendez-vous des professionnels du tourisme. La 40e édition du salon international de l’industrie du tourisme (IFTM Top Resa), se […]