Flash
Préc Suiv

Divers

Amerikanina: feno 25 taona ny Peace Corps Madagascar

Hankalaza ny 25 taona niasany eto Madagasikara ny Peace Corps Madagascar, ny 21 novambra ho avy izao. Ho fanamarihana izany, hizara andiana tantara fohy mahakasika ny fifanakalozan’ireo mpilatsaka an-tsitrapo amerikanina tamin’ny Malagasy izy ireo, mandritra ny 25 andro misesy. Tsiahivina fa nanomboka tamin’ny taona 1993 ny mpilatsaka an-tsitrapo amerikanina no niasa eto Madagasikara. Nanomboka tamin’ny […]

Minisiteran’ny Tanora: novatsina vola ny tetikasan’ny tanora ampolony

Napetraka ny taona 1994 ny fandaharanasa fampiroboroboana ny fandraharahana ho an’ny tanora (PPEJ) niarahana amin’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena. Tanjona ny handrisika ny tanora malagasy hamorona tetikasa novolavolainy manokana hitondra fampandrosoana sy famoronana asa ka tohanan’ny minisitera amin’ny lafiny vola ary hifarimbonana amin’ny fivondronan’ny minisiteran’ny Tanora amin’ny firenena mampiasa ny teny frantsay (Confejes). Ankoatra […]

« Festival d’art urbain »: hofaranana eny Andohalo

Vitsivitsy ihany ireo hetsika zavakanto, amin’ity faran’ny herinandro ity. Na izany aza, hisongadina sy hanamarika izany ny fotoam-pamaranana ny “Festival d’art urbain” andiany fahadimy. Hatevina ny fandaharam-potoana, hotontosaina eny amin’ny zaridainan’Andohalo. Hanomboka amin’ny 3 ora ny fotoana, anio tolakandro. Hiavaka amin’ireo efa tontosa, hatramin’ny nanombohan’ny hetsika, ny 19 oktobra teo, ny haseho mandritra ity tolakandro […]

Handball – Antsasa-dalana: hifampitàna ny Cosfa sy ny Sporting

Miditra amin’ny dingana manasa-dalana ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara 2018, taranja handball, anio, ho an’ireo ekipa mendrika tamin’ny dingana farany. Fifaninanana tontosaina ao amin’ny kianja mitafon’i Mahajanga. Ekipa voalohany teo amin’ny sokajy lehilahy, nahazo tapakila hiakarana amin’ny dingana manasa-dalana, ny Cosfa Analamanga, rehefa avy nifanandrina tamin’ny ekipan’ny Tsarahofana Atsinanana, omaly, tamin’ny isa 30 – 22. […]

Minisitry ny Fitsarana, i Harimisa Noro Vololona: “Tsy maintsy nandraisana ny fepetra i Fanirisoa Ernaivo”

Hentitra ny minisitry ny Fitsarana, i Harimisa Noro Vololona. “Nandratra fon’ny olona maro, toy ny fianakavian’ny maty, ny nambarany. Miendrika fandikan-dalàna hanao zavatra tsy mifanaraka aamin’ny lalàna izany. Teo koa ny fihantsiana ireo mpitandro filaminana”, hoy izy teny amin’ny birao fiasany eny Faravohitra, omaly. Nohitsiny fa miendrika fandikana ankitsirano tsotra izao ny fitsipi-pitondran-tenan’ny mpitsara izany […]

Environnement des affaires: Madagascar gagne un point

Selon le nouveau classement du rapport annuel du Groupe de la Banque mondiale sur la facilité de faire des affaires, «Doing Business 2019 : formation pour mieux reformer», Madagascar est placé au 161e rang sur 190 pays, contre 162e sur 190 l’année dernière. L’indice de la facilité de faire des affaires à Madagascar s’est amélioré, […]

Ressources naturelles: le défi de la gestion durable

Dans son dernier Rapport national sur le développement humain à Madagascar, se basant sur les statistiques disponibles en juin 2017, le Programme des Nations unies pour le développement (Pnud) a noté que le taux de pauvreté est de 73,7 % (79,6 % en milieu rural et 50,3 % en milieu urbain). En dressant un état […]

Tennis  de table: Setra Rakotoarisoa, motivé à devenir pro

Le mois d’octobre dernier ne ressemble pas au précédent  pour Setra Rakotoarisoa. Agé de 18 ans, il vient d’être sacré, pour la première fois, champion de Madagascar dans la catégorie N1A. Autant dire que le tennis de table coule dans les veines de la famille Rakotoarisoa. A titre de rappel, son père, Tahiry Rakotoarisoa, a […]

SACEM: 341.000 $ additionnels de l’Allemagne

Les contributions au projet Sacem se poursuivent. Hier, à Alarobia, la République fédérale d’Allemagne a octroyé 341.000 dollars supplémentaires, après une première contribution à hauteur de 585.000 dollars en septembre dernier. Ce qui fait au total près de 926.000 dollars pour appuyer et accompagner le processus électoral dans le pays. Pour l’ambassadeur de la République […]

Concours ENMG: plusieurs magistrats traduits en Codis

Après avoir suspendu la magistrate et non moins candidate à la présidentielle, Fanirisoa Ernaivo, la ministre de la Justice, Noro Vololona Harimisa, a également décidé d’annuler le concours d’entrée à l’ Ecole nationale de la magistrature et des greffes (ENMG). Une rencontre en ce sens avec la presse a eu lieu hier à Faravohitra. En […]

EDM: la certification ISO 9001: 2015 renouvelée

Ayant obtenu la certification ISO 9001 : 2008, il y a trois ans, Electricité de Madagascar (EDM), entreprise du groupe Axian, annonce le renouvellement de sa certification ISO 9001: 2015 qui repose sur le concept d’amélioration continue. Dans un communiqué de presse publié mercredi dernier, EDM explique que «être certifié ISO 9001 : 2015 permet […]

Financement: 16,6 millions d’euros en faveur de la décentralisation

La deuxième phase du Programme de développement inclusif et de décentralisation (PDCID II) vient de bénéficier d’un financement de 16,6 millions d’euros du gouvernement allemand, sous forme de don. L’accord a été signé, mercredi, au ministère des Finances et du budget à Antaninarenina. Ce programme, d’une valeur de 17,430 millions d’euros, est un contrat tripartite […]

Jirama: des régions dotées de groupes électrogènes

Dans l’optique de résoudre le problème récurent lié au délestage à Ambanja, la Jirama a installé un nouveau groupe électrogène dans cette localité. Selon la compagnie d’eau et d’électricité, sept autres sites qui se trouvent dans la même situation qu’Ambanja, seront dotés de groupes électrogènes. Il s’agit d’Ambovombe Androy, de Vavatenina, d’Ihosy, de Mananjary, de […]

D’un fait à l’autre

Naufrage d’un boutre à Marovoay : Après la comparution devant le Parquet du tribunal, le propriétaire du bateau et quatre membres de l’équipage ont été placés en détention préventive avant-hier. Incendie provoqué par un feu de brousse : 35 habitations ont été dévorées par les flammes mardi dernier à Mandrosoarivo, commune de Fierenana, Tsiroanomandidy, suite à un […]

Infractions environnementales: mise en place des OPJ de l’environnement

Devant l’ampleur des infractions environnementales, le ministère de l’Environnement, de l’écologie et des forêts (MEFF) décide de passer à la vitesse supérieure, en renforçant les dispositifs de contrôle et d’inspection environnementaux. Des agents ayant la qualité d’Officier de police judiciaire (OPJ) de l’environnement sont maintenant opérationnels. «Cette décision est conforme aux dispositions de l’article 20 […]

MIC: 12 observateurs de l’OIF dans nos murs

L’Organisation internationale de la Francophonie (OIF) déploie également ses membres dans le cadre de l’observation du processus électoral malgache. Cette fois, l’organisation a décidé d’adopter une nouvelle stratégie qui privilégie «l’accompagnement en amont». De ce fait, la mission d’observation classique sera abandonnée progressivement au profit des Missions d’information et de contacts (Mic). Une douzaine de […]

Basikety – 3×3 Africa: iray vondrona amin’i Togo sy Burkina Faso i Madagasikara

Herinandro tsy hanombohan’ny fifaninanana Africa 3×3, taranja basikety, fantatra ny vondrona misy an’i Madagasikara. Ny firenena Togo sy Burkina Faso, araka izany, no miray vondrona amin’ny ekipa malagasy mandritra ity lalao izay hotanterahina ny 9 ka hatramin’ny 11 novambra, any Togo ity. Ao anatin’ny vondrona D no misy an’i Madagasikara amin’ny lalao fiadiana ny tompondaka […]

AFT: homarihina manokana ny faha-100 taon’ny « Armistice »

Feno 100 taona, amin’ity taona ity, ny “Armistice”, na ny fanaovan-tsonia ny famaranana ny ady teo amin’ireo firenen-dehibe mpifanandrina (Alemaina, Frantsa, Angletera, Rosia, Japon, Etazonia), tamin’ny Ady lehibe voalohany. Nandray anjara tamin’izany ny vatan-dehilahy avy amin’ny firenena nozanahin’ireo firenena matanjaka ireo. Tsy handalo fotsiny ity daty manan-tantara ity fa homarihina manokana, ao amin’ny Alliance française […]

CFM: « Mba ho mendrika ireo kandidà »

« Manao antso avo izahay amin’ireo mpiantsehatra rehetra, indrindra ireo mirotsa-kofidina ho filoham-pirenena hampiseho fa mendrika ny andraikitra faratampony sy masina katsahinareo, ka mba hitandro, aoka izany, toy ny anakandriamaso ny soatoavina malagasy sy ny fitoniana amin’ny teny ary ny fihetsika ianareo. » Izay ny fanambaran’ny Komitin’ny fampihavanana malagasy (CFM), omaly, manoloana ny teny feno fihantsiana sy […]

Fitantanam-bola: zandary 30 nahavita fiofanana

Zandary miisa 30 mianadahy no navoaka tamin’ny fomba ofisialy, ny 29 oktobra 2018 lasa teo tao amin’ny Toby Jly Ramarolahy ao Betongolo. Niofana momba ny fitantanana sy fandraharahana ara-bola ireto zandary ireto. Naharitra dimy volana ny faharetan’ny fiofanana narahin’izy ireo teo anivon’ny direction administrative et financière ka CS1 – CS2 (Certificat de spécialité de 1° et […]

Volana novambra: hanomboka ny fiforonan’ny rivodoza

Ny herinandron’ny 5 hatramin’ny 11 novambra izao, ho feno ny fepetra mety hiforonan’ny rivodoza any amin’ny ranomasimbe IndiaNIna, raha ny vinavinan’ny mpamantatra ny toetry ny andro etsy Ampandrianomby. Tsy ahina hiantraika eto Madagasikara anefa izany amin’izao fiandohany izao. Tsy ahina koa ny mety hiforonan’ny rivodoza eto Madagasikara mandritra ny herinandro voalohany, 29 oktobra hatrami’ny 4 […]

Star: nizarana fitaovam-pianarana ny sahirana

Amin’ny maha orinasa tompon’andraikitra azy, mitsinjo ny lafiny sosialy koa ny Star. Omaly, nizarana fitaovam-pianarana maromaro ny ankizy miisa 350, avy amin’ny fianakaviana sahirana ao amin’ny fokontany Antaninandro Ankadivato sy ny fokontany Mandialaza Ambatomitsangana, iandraketan’ny fikambanana Sharemada. Araka ny tatitry ny Banky iraisam-pirenena, mahavita ny fianarany hatreo amin’ny ambaratonga voalohany ny 69,8%-n’ny zaza Malagasy. Raha […]

Fiandohan’ny volana: mety hiakatra ny vidin-tsolika

  Tsy novain’ny fanjakana ny vidin-tsolika ny fiandohan’ny oktobra teo, saingy nampiakariny ny tapaky ny volana septambra. Raha ny tokony ho izy, mihatra any amin’ny mpanjifa ny vidin-tsolika tamin’ny roa volana  lasa. Rehefa nozohina ny fiovaovany teo amin’ny tsena iraisam- pirenena, niaka-nidina izany saingy tsy niova firy. Nahatratra 68 dolara ny barila ny fiandohan’ny aogositra, […]

Somapêche sy Refrigepêche – Mahajanga: tambatambazana ny mpiasa malagasy tsy ho any ivelany

Nitsidika ny orinasa Somapêche sy ny Refrigepêche ao Mahajanga ny minisitry ny Asa sy ny lalàna sosialy, Ramaholimasy Holder, niaraka tamin’ny mpiara-miasa aminy akaiky, ny herinandro lasa teo. Nitsangana ny tapatapaky ny taona 60 ny Somapêche ; nanomboka noraisin’ny Sinoa ny taona 2009. Manana sambo 14 mifantoka amin’ny fanjonoana makamba ; mampiasa olona 400, mamelona olona […]