Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Divers

Fihaonambe AEC aty Afrika: omena toerana manokana ny fifanakalozana anatiny

Natao tany Kigali, Rwanda, ny volana desambra lasa teo, ny Fihaonambe momba ny toekarena aty Afrika (AEC 2018)*. Lohahevitra noraisina manokana ny fandraisana anjara mivantana amin’ny toekarena ato anatin’ny kaontinanta ho fanatanterahana ny asa fampandrosoana. Tsy tokony hiala amin’izany ny firenena afrikanina amin’izao vanim-potoana izao hiadiana amin’ny fahantrana lalina mbola mahazo vahana amina firenena maro. […]

Taona 2019: hisy Sinoa mpizahatany 50 000

Nilaza ny minisitry ny Fizahantany, taorian’ny diany tany Sina, ny volana novambra 2018 teo, fa hisy Sinoa mpizahatany miisa 50 000 ho avy eto Madagasikara amin’ity taona 2019 ity. Fepetra takin’ny fitondrana sinoa ny hahatsara ny fikarakarana ny fandraisana ny mpizahatany tonga eto amintsika. Tsy mpandraharaha na mpifindra monina ireo Sinoa ireo fa tena mpizahatany. […]

Jery todika 2018: saika tao anaty tsy fahalalana lalàna ny fifidianana

Anisan’ny fototry ny krizy politika tamin’ny taon-dasa ny lalàm-pifidianana, na efa ela aza ny vahoaka no te hamoaka ny alahelony noho ny tsy fandriampahalemana, ny vidim-piainana… Teo koa ny amin’ny tsy fanarahan-dalàn’ny mpitondra: tsy fananganana ara-potoana ny Fitsarana avo (HCJ), ny kolikoly isaky ny mihetsika, ny fanjakazakan’ny tsimatimanota, ny fivarotan-tanindrazana… Saingy, ny lalàm-pifidianana no niafara […]

Vinan’ny 2019: hamoaka vokatra maromaro i Johary Ravaloson

Mandeha ny andro sy ny volana, niova ihany koa ny taona, saingy mitohy hatrany ny asa fanao andavanandro. Toy izany koa ny eo amin’ny tontolon’ny asa soratra. Maromaro ny tetikasa sy ny vinavina, hotanterahina amin’ity taona 2019 ity, raha ny an’i Johary Ravaloson, mpanoratra tsy zovina intsony amin’ny maro. Anisan’ny mampiavaka ny zava-bitan’ity mpanoratra ity […]

Fikambanan-jiolahy: saron’ny polisy i Berto sy ny namany

Nidoboka vonjimaika am-ponja ireo jiolahy telo antsoina hoe Berto, i Tojo ary i Bakô, ao anatina fikambanan-jiolahy mitam-piadiana mahery vaika tratran’ny polisy tao Maevatanàna, ny 28 desambra 2018 lasa teo. Araka ny fanazavan’ny polisy, samy niaiky ny heloka vitany ireto jiolahy ireto nandritra ny famotorana nataon’ny polisy. I Berto sy i Tojo, nosamborina noho ny […]

Personnel de l’état: les dépenses en hausse de 11,3%

Les dépenses liées au personnel de l’Etat connaîtront une hausse de 11,3% cette année, selon les prévisions de la LFI 2019. Elles atteindront 2.617 milliards d’ariary, contre 2.350 milliards d’ariary en 2018. Selon les détails apportés par la LFI,  les dépenses de solde croîtront de 11,2% en volume, pour atteindre 2.407 milliards ariary. Les indemnités […]

Litchi: ralentissement des ventes en Europe

Les pics de vente pour les litchis en Europe se font durant les fêtes de fin d’année, surtout Noël. Et les ventes ralentissent après les festivités. Dans sa dernière édition de la Lettre du litchi, le Centre technique horticole de Toamasina (CTHT) a signalé un « fléchissement du rythme des ventes » après les fêtes […]

Miz’art: des attractions pour les enfants

Dans le cadre du projet Miz’art, l’association La Teinturerie lance un appel d’offre aux associations, artistes, artisans ou écoles, intéressés à la construction de plusieurs équipements d’attraction réservés aux enfants. Ces balançoires, toboggans… seront, par la suite, installés dans les jardins publics de la capitale. Les intéressés devront envoyer avant le 15 janvier, leur dossier […]

D’un fait à l’autre

Un taxi-brousse opérant sur l’axe Antananarivo- Antsiranana a été accidenté hier avant midi sur la RN4, à 8 km d’Ankazobe. Aucun mort n’a été constaté, mais des passagers ont été évacués à l’hôpital le plus proche à cause de leurs blessures. Une moto scooter et un taxi-brousse provenant de Moramanga sont entrés en collision la […]

Un risque d’affrontement inquiétant

La situation se dégrade dans la capitale depuis hier. Un risque d’affrontements entre civils est à craindre, selon les observateurs dont Paolo Raholinarivo Solonavalona qui a réagi pour condamner l’initiative des commanditaires du mouvement d’Analakely. La capitale vit sur une poudrière depuis le début des mouvements de contestation postélectorale orchestrés par le clan Ravalomanana. La […]

Ndahimananjara Johanita: notsimbinina ireo zokiolona

Tsy miova eo amin’ny fomba mahazatra azy hatramin’ izay ny solombavambahoakan’ i Toamasina, ny dokotera Ndahimananjara Johanita, amin’ny fanaovana asa soa ho an’ny mpiara-belona. Tamin’ny faran’ny taona 2018, vory lanona teo anoloan’ny tranon’ ity solombavambahoaka ity avokoa ireo zokiolona avy amin’ny fokontany sasantsany eto an-drenivohitr’ i Toamasina. Niisa 350 izy ireo ary nizarana vary fotsy […]

Vœux: les personnalités publiques s’expriment

*Andry Rajoelina, ancien président de la Transition et candidat à la présidentielle : «Aujourd’ hui 1er janvier 2019, s’ouvre la page d’un nouveau livre pour notre patrie. Ensemble, nous allons écrire une nouvelle Histoire de Madagascar. Nous transformerons notre vision en actions. Tel l’arbre, renouvelons nos feuilles mais gardons nos racines qui sont nos valeurs et […]

Jery todika 2018: niakatra saika isam-bolana ny vidin-tsolika

Nanamarika ny taona 2018 ny fiakaran’ny vidin-tsolika, saika isam-bolana, antony iray lehibe nampiakatra ny vidim-piainana, indrindra ny saran-dalana miantefa amin’ny maro anisa. Ny volana febroary, niampita marsa ihany ny hany mba nidina ariary 10. Taorian’izay, nanomboka ny avrily ka hatramin’ny septambra, nisondrotra isam-bolana 50 ariary eo ho eo. Nijanona kely ny volana oktobra sy ny […]

No Comment Bar Isoraka: Mamina en concert

Armé de sa guitare, Mamina fera vibrer ce soir la scène de No Comment Bar Isoraka, pour un concert teinté de World music et de folk. De son vraiment nom Setraherijaona Andriamaminiaina, Mamina a commencé à côtoyer les téléspectateurs en 2017 grâce à l’émission de télé-crochet «Feo Tokana Gitara iray», à l’issue de laquelle le […]

Rapt à Malaimbandy: la gendarmerie libère cinq otages

Le pire a été évité de justesse à Malaimbandy grâce à la célérité de la gendarmerie dans ses interventions, le 24 décembre dernier. Les cinq villageois dont quatre femmes, enlevés par une dizaine de kidnappeurs armés de fusils de chasse et d’armes blanches à Tanambao vers 16 heures 40 minutes, ont été libérés à une […]

En passant…

Lors de leur congrès national  qui a pris fin hier, les membres de l’association des paramédicaux en imagerie médicale réitèrent leur revendication relative à l’amélioration de leur condition de travail. Dans ce cadre, ils exigent des indemnités supplémentaires de risque lié à l’exposition des rayons X en matière de radiologie et bien d’autres encore. Le […]

Croix-Rouge Malagasy (CRM): passation de flambeau à la présidence

La passation de service entre le président sortant, Claude Rakotondranja et la présidente entrante, Alice Ralisoa s’est déroulée hier, à Tsaralalàna. Cette dernière a été élue lors de l’Assemblée générale élective à Antsirabe récemment. A noter que cette élection aurait dû avoir lieu en 2019, mais a été anticipée compte tenu des problèmes de détournement […]

Rallye: nodimandry i Autale Serge

Misaona ny tontolon’ny fanamoriana fiara-kodia malagasy sy Renioney ary indrindra ny eo anivon’ny klioba FMMSAM (Firaisana Malagasy Mpanao Sport Automobile sy Moto). Nodimandry ny alin’ny noely lasa teo, i Serge, filohan’ny klioba ASA Bourbon, nosy La Réunion. Ity klioba misy azy ity izay mikambana amin’ny FMMSAM, 11 taona izay. Marihina fa ny taona 2017 lasa […]

Tenisy – « LES PETITES MAINS »: tompondaka ny olon-droa Malagasy

Nifarana ny talata 24 desambra lasa teo, ilay fifaninanana antsoina hoe “Les petites mains de la Réunion” izay notanterahina tany La Réunion. Solontena malagasy miisa 4 no nandray anjara nandritra izany. Mpilalao notsongaina tamin’ny alalan’ny lalao fifanintsanana, notontosaina ny volana novambra lasa teo ka nahafahana namoaka izay mendrika hiatrika ity fifaninanana ity. Tsara ny vokatra […]

Harena an-kibon’ny tany: nampidi-bola be indrindra teto Toamasina

Nihaona tamin’ny mpanao gazety ny talem-paritry ny Harena an-kibon’ny tany sy ny akoranafo eto Toamasina, i  Amable André Benjamin, ny alakamisy 20 desambra teo. Notsoriny fa tsy nitsanga-menatra ny sampandraharaha niadidiany raha ny zava-bita ny taona 2018 teo, satria anisan’ny nampidi-bola be indrindra ho an’ny kitapom-bolam-panjakana sy ny sampandraharam-paritry ny Harena an-kibon’ny tany aty amin’ny […]

Tsararano Maevatanana: zandary roa naratra voatifitry ny dahalo

Mitohy hatrany ny asan-dahalo amin’izao ankatoky ny fety izao, ary naharatrana zandary roa indray. Notafihina andian-dahalo ny tanànan’Anosikely, kaominina ambanivohitra Tsarararano, distrika Maevatanana, ny alin’ny 23 hifoha 24 desambra teo. Omby miisa 100 lasan’ireo dahalo tamin’izany. Nahazo antso ny zandary fa mitsoaka any amin’ny lalam-pirenena fahefatra mihazo an’i Tsaratanana ireo dahalo. Nanenjika avy hatrany ny […]

Ankadimbahoaka: hiakatra fitsarana ilay Karana

 Hiakatra fitsarana, anio 27 desambra, etsy Anosy ilay Karana, tompon’orinasa eny Ankadimbahoaka, namono mpiasa, ny volana jolay lasa teo. Misy raharaha faharoa miandry azy koa, famonoana mpiasa ihany koa nitranga, ny volana novambra teo. Anisan’ny mpiasa nametraka fitoriana Ranaivoson Christophe, nilazany fa « maro ny mpiasa tratry ny daroka sy vono, saingy tsy sahy mitory, satria […]

Taona 2018 – Kidnapping: karana miisa 15 nalain’ny jiolahy an-keriny      

Nahazo vahana, nandritra ity taona 2018 ity, ny raharaha “kidnapping” teratany Karana. Miisa 15 ireo teratany Karana nisy naka an-keriny niampy teratany tonizianina iray. Nanomboka ny 17 janoary 2018 izany fakana an-keriny teratany Karana izany. Nisy taorian’izay, ny diabe nataon’ireo olona mitaky ny fisian’ny fandriampahalemana hampitsaharana ny fakana an-keriny, ny 15 martsa 2018, nandritra ny […]

Trésor Public: la dette évaluée à 36% du PIB

«La dette du gouvernement central à la fin de ce mois de décembre est estimée à 14.933,6 milliards d’ariary, soit 4.503,5 millions de dollars, équivalent à 36,8% du produit intérieur brut (PIB)», peut-on lire sur le site web du Trésor public. Cette dette est en premier lieu exposée aux fluctuations des taux de change. «En […]

Tourisme Durable: sacre pour L’Ecolodge Nosy Faly

Sept initiatives de tourisme durable ont représenté Madagascar au concours «Mon village coup de cœur 2018». «L’ecolodge Nosy Faly, situé dans le nord-ouest de Madagascar a été couronné Village Coup de cœur 2018», a fait savoir l’Office national du tourisme de Madagascar (ONTM) sur son site web. Ce concours a été organisé entre novembre et […]