Flash
Préc Suiv

Divers

Ndremitsara Tarzan: « Ilaina harindra ny fomba fiasa »

Hatao ny 7  novambra izao ny fivoriana fahasivy momba ny  antontanisa eo anivon’ny Comesa, any Zambia. Hitarika sy hitantana izany, mandritra ny herintaona i Madagasikara ary handray anjara ny tale jeneraly lefitry ny Instat, i Ndremitsara Tarzan.  Hodinihina ny fomba fiasa momba ny antontanisa. Anisan’izany ny varotra sy ny antontanisa eo amin’ny Comesa  ary ny […]

Ramamimampionona G: « Ilaina ny fahatongavan-tsaina »

« Azo isorohana ny korontana ny fahendrena sy ny fahatongavan-tsaina ary ny fandraisana andraikitra. Raha tsy mandray andraikitra ary manaiky holalaovina sy ampijalian’ny olona hakany ny tombontsoany isika, tsy maintsy miady ho azy. » hoy ny filoha lefitry ny CFM, faritanin’Antananarivo, Ramamimampionona Gérard. Hizaka ny vokatry ny ady ny tena, raha manaiky ampiadian’ny olona. Nefa  mahazo tombontsoa […]

Fisema: « Aoka izay ny politika fanjakazakana »

« Ho an’izay filoham-pirenena ho voafidy eo, ankoatra izay antony hifidianan’ny mpifidy anareo, manao antso avo izahay Fisema: Atsaharo ny fanaovana na ny fanohizana ny politikan’ny fanjakazakana sy ny fangoronana fahefana sy harena. »  Io ny fanambaran’ny Firaisan’ny sendikan’ny mpiasan’i Madagasikara (Fisema), ho an’ireo izay ho filohan’ny Repoblika voafidy eo amin’izao  fifidianana izao. Mila hapetraka ny sehatra […]

Ambalakida: zandary iray voatifitry ny jiolahy

Naratra voan’ny balan’ny jiolahy nandritra ny fifampitifirana tao amin’ny fokontany Ambalakida, kaominina ambanivohitr’i Maromavo, disitrikan’i Maintirano, ny asabotsy maraina teo ny zandary iray miasa ao amin’ny poste avancé Antsaido-Bebao. Araka ny fanazavan’ny zandary, jiolahymihoatra ny 30 isa no nikononkonona hanafika io tanànan’Ambalakida io ka zandary roa lahy izay namita iraka tao Maromavo (mielanelana 600 m) […]

Masimagnagny – Ampanefena: jiolahy dimy nahatrarana basy vita gasy sy bala 10

Voasambotry ny zandarimariam-pirenena, ny alin’ny 3 hifoha 4 novambra 2018, taorian’ny fanenjehana azy ireo rehefa avy nanao fanafihana tokantrano iray ao Masimagnagny, tanàna kely ao amin’ny kaominina ambanivohitra Ampanefena, distrikan’i Vohémar, ireo jiolahy miisa dimy niaraka tamin’ny basy poleta vita gasy iray sy bala miisa 10 calibre 12. Mbola nahitana vola 120 000 Ar tany amin’izy […]

Madagascar-Allemagne: place aux nouveaux accords

De nouveaux accords de coopération ont été signés entre le ministre des Affaires étrangères malgache, Maxime Eloi Dovo et l’ambassadeur de la République fédérale d’Allemagne à Madagascar, Harald Gehrig, dans les locaux du ministère des Affaires étrangères à Anosy, hier. «Au montant total de 42 millions compris dans les deux accords de coopération bilatérale s’ajoutent […]

Intoxication alimentaire: toute une famille évacuée à l’hôpital

Des jambes engourdies, des maux de tête et ventre aggravés par de diarrhée. Dimanche dernier, à Imerimandroso, Ivato, tous les membres d’une famille, se plaignant de ces symptômes au milieu de la nuit, ont été évacués à l’hôpital Joseph Ravoahangy Andrianavalona (HJRA) Ampefiloha. D’après les explications des victimes, en rentrant chez eux, ils ont dû […]

Etudes: l’Inde octroie 115 bourses par an

Le gouvernement indien ne cesse de manifester son engagement à partager ses expériences avec les jeunes étudiants et professionnels malgaches. Sur ce, l’Inde offre 115 bourses par an, dont 15 d’études universitaires dans différents domaines, et 100 de formations professionnelles et renforcements de capacités des personnes déjà en activité.  A noter que l’Inde recense plus […]

En passant…

La Commune urbaine d’Antananarivo (CUA) poursuit l’opération d’assainissement dans le 6e arrondissement. Des travaux de nettoyage et de curage des canaux d’évacuation des eaux usées ont été menés, hier, dans le fokontany d’Ambodivona et ses environs. Les agents de la Commune ayant participé à l’opération ont profité de cette occasion pour enlever une grande partie […]

Scrutins: les partenaires se frottent les mains

A l’instar d’autres représentants diplomatiques officiant dans le pays, l’ambassadeur d’Allemagne, Harald Gehrig, suit de près l’évolution du processus électoral. En marge de la signature de deux accords de coopération entre les deux pays hier,  à Anosy, le diplomate a profité de l’occasion pour souligner que les élections permettront enfin de sortir le pays de […]

Education électorale: fin de la campagne de sensibilisation

  La campagne de sensibilisation et d’éducation civique, entreprise par la Ceni, le Pnud et l’Eisa, a pris fin hier. A noter que cette campagne visait à encourager les citoyens à participer activement au scrutin, notamment par l’apprentissage de l’utilisation du bulletin unique et la promotion du vote responsable. L’objectif étant de «garantir la viabilité […]

Kitra: mitaky hanaovana ny fifidianana, anio, ireo ligy 14

Niakatra eto an-dRenivohitra avokoa ireo ligim-paritra 14 Vatovavy Fitovinany, Vakinankaratra, Melaky, Diana, Analanjirofo, Atsimo Antsinanana, Atsimo Andrefana, Bongolava, Antsinanana, Sofia, Amoron’i Mania, Matsiatra Ambony, Anosy, Androy, taorian’ny tsy fahavitan’ny fifidianana tany Sava. Nampiara-peo izy ireo ary mitaky amin’ny komity mpitantana eo anivon’ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), ny hanatontosana ny fifidianana amin’ity alatsinainy ity, manomboka […]

Tanoran’i Fianarantsoa: liana amin’ny nomerika

Nisokatra ny zoma lasa teo “Forum sur les Métiers du Numérique” tao amin’ny oniversiten’Andrianjato Fianarantsoa. Hetsika natao hampahafantarana ny fampananan’asa sy ny fiofanana ho an’ny mpianatra izany ary koa hampanatonana ny oniversite sy ny tontolon’ny asa. Tanjona koa ny hanapariahana ny asa mifototra amin’ny nomerika sy ny tombontsoa azo avy amin’ny teknolojia vaovao. Mbola nitohy […]

Misy andian-drahona: ho maina ny andro…

Nanomboka ny 1 novambra teo ny fotoam-pahavaratra, fotoana fisehoan’ny rivodoza ihany koa. Misy andian-drahona arahi-maso amin’izao fotoana izao ao amin’ny ranomasina indianina. Tany amin’ny 2 500 km avaratra atsinanan’Antsiranana no nisy ny foibeny ary tsy mbola misy fiantraikany amin’ny toetry ny andro eto amintsika, hatramin’ny omaly. Arahi-maso ny fivoarany, amin’ity herinandro ity. Momba ny toetry ny […]

Fifidianana: tsy miasa ny 7 novambra

Andro tsy iasana fa hanaovana ny adidy hifidianana izay ho filoham-pirenena vaovao, ny alarobia 7 novambra, araka ny didy navoakan’ny fanjakana. Tsy hisokatra avokoa ny biraom-panjakana sy ny ivontoerana samihafa fa miato ny asa rehetra. Tsy mahazo mivarotra ihany koa ny toeram-pivarotana sy mpamongady zava-pisotro misy alikaola amin’io fotoana io fa mahavoasazy ny tsy fanajana […]

CGM: tafita ny kanton’ny ATM Project

Nilomano tao anaty mozika tanteraka ireo tonga tetsy amin’ny Cercle germano-malagasy (CGM) etsy Analakely, ny asabotsy tolakandro teo. Tovolahy telo samy manan-karena talenta amin’ny filalaovana zavamaneno no nanafana ny fotoana. Tsy iza izany fa ny ATM Project, na koa ny Anjara Trio (Tony, Anjara, Mihaja). Samy sangany izy ireo, satria efa nandrombaka tamina fifaninanana samihafa. […]

Antoko Aba: « Aoka hifanaja »

Tsy mbola tara. Naneho ny heviny mialoha ny fifidianana ny Antokom-bahoaka (Aba). Nametraka ahiahy izy ireo ka miantso ny fandraisana andraikitra, indrindra amin’izao dingana farany amin’ny propagandy izao. “Aoka ho tandrovina hatrany ny demokrasia amin’ny fanehoan-kevitra anaty fifanajana, hisorohana ny korontana sy ny herisetra mety hitondrana takaitra maharitra”, hoy ny filoha nasionaly, Rakotoson Herintsoa Dany […]

Andron’ny fifidianana: hifady hanina ny FMFOI

Haseho amin’ny fomba hafa. « Hoentinay am-bavaka sy amin’ny alalan’ny fifadian-kanina ny hiatrehantsika ny fifidianana ny andron’ny alarobia ho avy izao”, hoy ny eo anivon’ny fiangonana FMFOI, tarihin’ny pasitera Benjamina, omaly. Nambarany fa natao izany mba hisy filoha voafidy ary hipetraka  eto amin’ny firenena ny filaminana. Na izany aza, nanteriny fa tsy miditra velively amin’ny raharaha […]

Toeram-pivarotana  eny Itaosy: lasan’ny jiolahy ny finday sy ny vola

Notafihina jiolahy maromaro nitondra basy sy sabatra ny toeram-pivarotana finday sady fifanakalozana ara-bola amin’ny alalan’ny finday teny Itaosy, ny asabotsy teo, tokony ho tamin’ny 11 ora atoandro. Niditra tao anatin’ilay toeram-pivarotana ireo jiolahy ary nampihorohoro ny nandroba ny olona tao anatiny. Lasa tamin’izany ny vola rehetra sy ny finday tao anatiny. Nitsoaka mora foana ireto […]

Fifamaliana: zandary iray maty voatifitra am-perinasa

Maty tsy tra-drano ity zandary iray GST Rakotomalala Xavier, miasa any amin’ny borigady Fotadrevo, voatifitry ny lehilahy roa niady nitam-basy. Tany Bemavo, distrikan’i Beroroha no  nitrangan’izany, ny zoma teo, tokony ho tamin’ny 5 ora hariva. Maty voatifitry ny zandary noho izany koa ny lehilahy iray tamin’ireo niady. Araka ny fanazavana, nifamaly ny roa lahy samy […]

Accord de pêche: la société civile hausse le ton

L’accord-cadre sur la pêche signé à Pékin, deux jours avant la démission de Hery Rajaonarimampianina, continue de défrayer la chronique. 25 Organisations de la société civile (OSC) réitèrent leur opposition ferme à sa mise en œuvre. Les OSC ont été les premières à alerter l’opinion quant à l’« opacité de cet accord », signé presque en catimini […]

D’un fait à l’autre

En tentant de doubler un taxi-brousse Sprinter dans un virage, un jeune motard âgé de 35 ans a perdu le contrôle de son engin vendredi, sur la RN7 à hauteur d’Amboasary, de la commune de Behenjy, Ambatolampy. Il a été tué sur le coup. Après avoir tué son cousin à l’issue d’une dispute samedi dernier, […]

Amerikanina: feno 25 taona ny Peace Corps Madagascar

Hankalaza ny 25 taona niasany eto Madagasikara ny Peace Corps Madagascar, ny 21 novambra ho avy izao. Ho fanamarihana izany, hizara andiana tantara fohy mahakasika ny fifanakalozan’ireo mpilatsaka an-tsitrapo amerikanina tamin’ny Malagasy izy ireo, mandritra ny 25 andro misesy. Tsiahivina fa nanomboka tamin’ny taona 1993 ny mpilatsaka an-tsitrapo amerikanina no niasa eto Madagasikara. Nanomboka tamin’ny […]

Minisiteran’ny Tanora: novatsina vola ny tetikasan’ny tanora ampolony

Napetraka ny taona 1994 ny fandaharanasa fampiroboroboana ny fandraharahana ho an’ny tanora (PPEJ) niarahana amin’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena. Tanjona ny handrisika ny tanora malagasy hamorona tetikasa novolavolainy manokana hitondra fampandrosoana sy famoronana asa ka tohanan’ny minisitera amin’ny lafiny vola ary hifarimbonana amin’ny fivondronan’ny minisiteran’ny Tanora amin’ny firenena mampiasa ny teny frantsay (Confejes). Ankoatra […]

« Festival d’art urbain »: hofaranana eny Andohalo

Vitsivitsy ihany ireo hetsika zavakanto, amin’ity faran’ny herinandro ity. Na izany aza, hisongadina sy hanamarika izany ny fotoam-pamaranana ny “Festival d’art urbain” andiany fahadimy. Hatevina ny fandaharam-potoana, hotontosaina eny amin’ny zaridainan’Andohalo. Hanomboka amin’ny 3 ora ny fotoana, anio tolakandro. Hiavaka amin’ireo efa tontosa, hatramin’ny nanombohan’ny hetsika, ny 19 oktobra teo, ny haseho mandritra ity tolakandro […]