Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Divers

D’un fait à l’autre

Les locaux du groupe de média RLM Communication à Ankorondrano ont été frappés par un violent incendie dans la nuit de dimanche à lundi. Les flammes ont ravagé le bâtiment tout entier ainsi que les équipements et matériel qui se trouvaient à l’intérieur. La police scientifique était venue sur place pour ouvrir une enquête. Un […]

SMM – Président: Election le 15 février prochain

Les magistrats sont convoqués aux urnes le 15 février pour élire le nouveau président du bureau du Syndicat des magistrats de Madagascar (SMM). En effet, le mandat de l’ancien président, auparavant occupé par Fanirisoa Ernaivo, puis Clément Jaona qui assure l’intérim, prend fin cette année. Le dépôt de candidature est fixé du 9 au 18 […]

Tension Politique: les partenaires optent pour la prudence

En attendant le verdict de la Haute cour constitutionnelle (HCC), les représentants des partenaires internationaux ont choisi la prudence par rapport à la situation politique actuelle. Hier par exemple, lors de la présentation des vœux des corps constitués à Iavoloha, l’ambassadeur des Comores, Caabi Elyachroutu Mohamed, vice-doyen du corps diplomatique, ne s’est pas attardé sur […]

Tenisy: miisa 12 ireo hiady ny amboaran’ny “Afrika Aostraly”

Hanomboka, anio alatsinainy 7 janoary, ny fiadiana ny tompondakan’i “Afrika Aostraly”, taranja tenisy, any Namibia. Mpilalao miisa 12 mianadahy ny misolo tena an’i Madagasikara amin’ity fifaninanana ity. Efa tonga any an-toerana, ny faran’ny herinandro teo, izy ireo ary nahavita fanazarantena tsara ihany koa ka hiatrika ny lalao manomboka anio. Marihina fa haharitra sivy andro ny […]

HITSY TORAKA: ho taon’ny fahombiazana

Mandia taona vaovao, toy ny rehetra, ihany koa ny fanatanjahantena malagasy. Fanirian’ny rehetra ny hisian’ny fahombiazana eo amin’ny fifaninanana atrehina sy ny asa atao eo amin’ny fampandrosoana ireo taranja isanisany. Tsy misy maniry hihemotra fa samy hiezaka ny hahatratra ny tanjona avokoa ny tsirairay. Taon’ny ezaka, araka izany, ity 2019 ity. Fiezahana hampandroso sy hampivelatra […]

K 3F: « Aoka holazaina ny marina »

« Mitodika manokana amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) amin’izao fiandrasana ny famoahana voka-pifidianana ofisialy izao: aoka ny marina sy ny ara-dalàna hatrany no hibaiko anareo. » Io ny fanambaran’ny Komitin’ny fahamarinana sy ny fandriampahalemana ary ny fiadanana (K 3F), nentin’ny mpandrindra nasionaliny, ny pretra Ratovomanana Prospers, ny faran’ny herinandro teo. Tonga izao ny fotoana anandratana […]

Pêche et aquaculture: deux filières complémentaires

Les filières pêche et aquaculture, depuis les années 90, ont connu un changement radical. De nombreuses agences de coopération étrangères ont introduit, depuis cette époque, des espèces plus productives ou à meilleur rendement. Ce qui a permis de doubler voire tripler aujourd’hui la production. Les volumes de commercialisation ont suivi les tendances de progression. Aussi, […]

Volana janoary: betsaka ny tokantrano midi-trosa sy mivaro-pananana

Fotoana mahasahirana ny ankamaroan’ny tokantrano, ny volana janoary toy izao. Lany vola fety ny olona ka sahirana miatrika ny fiainana. Matetika, midi-trosa ny ankohonana. Manaporofo izany ny ankamaroan’ireo manao trosa eny amin’ireo mpampindram-bola madinika sy ny banky. Hatrany amin’ny volana marsa any vao midina ny tahan’ny olona mindram-bola raha ny fanazavan’ireo mpampindram-bola madinika. Eo koa […]

Toamasina: maloto ny tanàna, mirongatra ny valan’aretina

Tsy tongatonga ho azy ny valan’ aretina izay mampitaraina ny mponin’ i Toamasina, amin’’izao fotona izao, raha ny zava-misy hita maso amin’ny fiainana andavan’ andro aloha. Mivangongo ny fako etsy sy eroa ary tsy menatra intsony koa ny ray aman-dreny sasany mampanao maloto ny ankizy eny ampovoan-dalana sy amin’ny toerana hita fa misy fako kely […]

Greengywatt sy Otiv Tana: manampy amin’ny famatsiana herinaratra azo avaozina

  Sakana iray lehibe ho an’ny fampandrosoana ny toekarena sy ny asa sosialy amin’ny ankapobeny amin’izao taonjato diavina izao ny tsy fisian’ny herinaratra any ambanivohitra maro eto amin’ny Nosy.  Ho fandraisana anjara ny famahana olana amin’izany ny fiaraha-miasan’ny Greengywatt, mpamatsy fitaovana ho an’ny angovo azo avaozina, sy ny Otiv Tana, mpampindram-bola. Mbola sarotra sy lafo […]

Fitarihana hetsika tsy ara-dalàna: notorian’ny fanjakana ireo mpitarika fito ao amin’ny K25

Ahina tsy ho afa-bela ? Notorian’ny eo anivon’ny governemanta ireo mpitarika miisa fito eo anivon’ny K25. Anisan’izany ny mpanao gazety telo, i Fidel Razarapiera sy i Rolly Mercia ary i Fernand Cello. Eo koa ilay mpanakanto, Ninie Donia sy ilay mpandraharaha, i Mbola Rajaonah. Manampy azy ireo ny kandidà Fanirisoa Ernaivo ary ny mpanao politika, Ratsima […]

Tsy tafiditra tao amin’ny kianjan’ny 13 mey: nanao diabe nankeny amin’ny prefektiora ny K25

Nihidy ho an’ny mpomba an-dRavalomanana ny varavaran’ny biraon’ny prefektiora Tsimbazaza. Tsy tafiditra tao amin’ny kianjan’ny 13 mey mihitsy, omaly ny avy amin’ny K25 na teo aza ny fifampiraharahana tamin’ny Emmo/Reg. Tsy mbola nisy fiovana rahateo ny baiko azon’ireo mpitandro filaminana ny amin’ny tsy fahazoana mampiasa ny « Parvis » eo anoloan’ny lapan’ny Tanàna. Nigadona teny an-toerana ireo […]

Fandefasana «écran géant» tetsy amin’ny «13 mey»: helohin’ny RFI ny fihetsiky ny K25  amin’ny mpanao gazetiny

Tsy levon’ny vavonin’ny onjam-peo RFI sy ireo mpanao gazety iraisam-pirenena miasa eto amintsika ny namoahana ny sarin’ny mpanao gazety, i Laetitia Bezain tamin’ny «ecran géant» tetsy amin’ny kianjan’ny 13 mey, ny alakamisy teo. Nambaran’ireo nandaha-teny teny an-kianja natrehin’ireo vahoaka marobe fa mandainga sy namoaka vaovao tsy marina ity mpanao gazety, masoivohon’ny RFI eto amintsika ity. […]

Attractivité économique: Madagascar, 22e en Afrique

Le magazine américain Forbes vient de publier le classement des meilleurs pays pour faire des affaires en 2019.  Madagascar est classé au 22e rang en Afrique et au 125e rang sur 161 pays dans le monde. Et la palme revient à l’île Maurice qui occupe le 39e rang à l’échelle mondiale. A noter que ce […]

Mahajanga: la RM4 s’étoffe en personnel

Renforcement du système de sécurisation dans la province de Mahajanga, dans les prochains jours, avec le déploiement d’un contingent de 140 soldats dans la Région militaire n°4. La Région militaire n°4 se dote de nouveaux moyens humains après la présentation sous le drapeau d’un nouveau contingent de 140 soldats à Mahajanga. «Aguerries après leur Formation […]

Propos diffamatoires sur le parvis: les médias internationaux s’insurgent

Les propos des partisans du candidat n° 25, sur l’ancienne Place du 13 mai à Analakely, à l’encontre d’une journaliste de Radio France internationale (RFI), n’ont pas laissé insensibles les représentants des médias internationaux dans le pays. Dans un communiqué publié hier, ils ont appelé à qualifier totalement d’inadmissibles les actes des leaders des manifestants. […]

Cite Ambohimiandra: mbola tsy voaloa ny karaman’ny mpiasa

Tsy mbola vita ny raharaha mahakasika ireo mpiasan’ny Cite*, manana rafitra ONG ankehitriny. Hatramin’ny naha ONG io Cite io, betsaka ny fitantanana tsy mazava, lasa tsy nahafahan’ireo mpiasa nandray karama afa-tsy iray volana monja tamin’iny taon-dasa iny (karama janoary 2018, volana marsa vao azo). Hatramin’ny nisian’izay olana eo anivon’ny ONG Cite izay, navoakan’ny mpitantana ho […]

Jery todika 2018: niray lalana  ny Tim sy ny Mapar

Anisan’ny nahagaga ny maro ny fiarahan’ny vondrona politika Mapar sy antoko politika Tim tamin’ny fitakiana momba ny fandrafetana ny volavolan-dalàm-pifidianana. Vao mainka nitakian’ny sasany fanazavana izany tamin’ny fitarihana ny hetsika teny amin’ny kianjan’ny 13 mey, Analakely, nanomboka ny 21 avrily 2018, nanoherana ny lalàm-pifidianana lany tamin’ny amboletra sy ny kolikoly. Any amin’ny fifidianana mifampitady  Hentitra […]

Fanoherana voka-pifidianana: miantso fitoniana sy fihavanana ny CFM  

« Amin’ny maha raiamandreny anay ato amin’ny CFM, miantso ny Malagasy handala hatrany ny fihavanana sy ny fitoniana izahay. Vanim-potoana sarotra izao misy antsika izao. Tokony hotandremana toy ny anakandriamaso izany fitoniana sy fihavanana izany. » Io ny nambaran’ny filohan’ny Komitin’ny fampihavanana malagasy (CFM), i Maka Alphonse, teny Ampefiloha, omaly, manoloana ny zava-nitranga teny amin’ny kianjan’ny 13 […]

Nanizingizina ny « prefet de police »: « Mbola voarara ny miditra ny kianjan’ny 13 mey »

Tsy misy fiovana  ny fepetra  efa noraisina.  “Mbola  voatazona  ny tsy fahazoana manao  hetsika tsy nahazoana alalana etsy amin’ny kianjan’ny  13 mey hatramin’izao.  Tsy misy fiovana izany mandra-pivoakan’ny  didin’ny HCC”,  hoy ny prefet de police,  ny  Jly Ravelonarivo Angelo,  omaly tetsy Tsimbazaza. Nohitsiny fa tsy azo  anaovana fihetsiketsehana eo  amin’io “Parvis” io satria tsy ara-dalàna  […]

Vassacos: tratra ny iray tamin’ireo jiolahy enina mpanendaka

Voasambotry ny polisy avy aoa min’ny PPA 4 Antaniavo, ny alin’ny alatsinainy 31 desambra 2018, teny Vassacos ny iray amin’ireo jiolahy enina nanendaka lehilahy miisa roa. Raha ny fanazavan’ny polisy, nandalo teny amin’ny fiantsonan’ny taxi-be eny Vassacos ny polisy tamin’io fotoana io, tokony ho tamin’ny 10 ora alina. Raha nandalo toerana maizimaizina iray anefa izy […]

Filière Café: tendance de régression

La filière café affiche aujourd’hui un certain recul. Le café malgache souffre de baisse quantitative constante et d’une mauvaise qualité. La production de café à Madagascar a baissé de plus de 60% de 1960 à 2010. La production est passée de 47.767 t en 1998 à 12.974 t en 2000. Le pays produisait en 2007 […]

D’un fait à l’autre

Un accident de la circulation a fait un mort le jour du nouvel an. Un Tout-terrain a heurté un touriste français à bord d’une bicyclette, sur la RN6 à la hauteur de Scama, district d’Antsiranana. La victime, Richard Gaubert, âgé de 73 ans, a succombé à ses blessures sur la route vers l’hôpital. Le corps sans […]

Faux billets: deux suspects appréhendés

Deux jeunes hommes d’une vingtaine d’années ont été interpellés par les éléments du commissariat de Mahabibo Mahajanga en fin de semaine, pour tentative d’émission de faux billets de banque. Le premier, âgé de 19 ans, a été arrêté à Mahavoky Nord, avec deux billets suspects de 10.000 ariary. Il a été conduit au commissariat. Une […]