Flash
Préc Suiv

Divers

Kitra : lasan’ny 15-13 ny omby mifahy

 Nangotraka ny lalao baolina kitra lalaovina olona fito nandritra ny lalao famaranana nikatrohan’ny ekipan’ny Star Foot Anosizato Atsinanana sy ny ekipan’ny 15-13 Namontana teny amin’ny Kianjan’Ikopa eny Anosizato Atsinanana. Nivoaka mpandresy tamin’izany ny ekipan’ny 15-13 ka lasan’izy ireo tamin’izany ny omby mifahy. Teo ambany fiahian’ny Hafari Malagasy ity lalao ity satria ankoatra ny fiahiana manokana […]

Hitsy toraka : tsy azo ilay vola

Mitaraina ireo atleta mipetraka ivelan’i Madagasikara, niaro ny voninahi-pirenena, tamin’ny lalaon’ny Nosy (JIOI 2015), fa tsy mbola naha voaray ny volany hatramin’izao. Vola, nampanantenain’ny filoham-pirenena, tamin’ny nahazoany medaly, tamin’izany fihaonana izany. Enim-bolana aty aorian’ny fahavitan’ny lalao, tsy mbola misy na ariary aza, azon’ireo atleta. Efa nanao fitarainana, tamin’ny alalan’ireo ray aman-dreniny, mipetraka eto Madagasikara izy […]

Hitsy toraka : tsy azo ilay vola

Mitaraina ireo atleta mipetraka ivelan’i Madagasikara, niaro ny voninahi-pirenena, tamin’ny lalaon’ny Nosy (JIOI 2015), fa tsy mbola naha voaray ny volany hatramin’izao. Vola, nampanantenain’ny filoham-pirenena, tamin’ny nahazoany medaly, tamin’izany fihaonana izany. Enim-bolana aty aorian’ny fahavitan’ny lalao, tsy mbola misy na ariary aza, azon’ireo atleta. Efa nanao fitarainana, tamin’ny alalan’ireo ray aman-dreniny, mipetraka eto Madagasikara izy […]

Repoblika IV  : roa taona ny fitondrana…

25 janoary. Roa taona anio ny nanaovan’ny filoha Rajaonarimampianina fianianana teny Mahamasina, ary herintaona katroka ny fijoron’ny governemanta Ravelonarivo. Mby aiza ny fanambin’ny fitondrana amin’ny hoe fanovana? Kibo mitsara tena ny tsirairay, ny isan-tokantrano… « Nandritra izay roa taona izay, nokatsahiko ary notandroviko fatratra ny fahamarinan-toerana ny fiainana politika eto amin’ny firenena. Antoka voalohany handrosoantsika amin’ny […]

Fifandraisana iraisam-pirenena : nihazo ny any Addis-Abeba ny minisitra Atallah Béatrice

Raha tsy misy ny fiovana, nanainga androany teo hihazo ny any Addis-Abeba ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Atallah Béatrice. Hiatrika ny fihaonana an-tampon’ny Vondrona afrikanina (UA), hanomboka anio any an-toerana ny tenany.     Ankoatra ireo raharaha mafampana aty Afrika sy ny lafiny toekarena, tombanana ho anisan’ny hiaka-tsehatra eo anivon’ny fivoriana ny momba an’i Madagasikara. Nandalo teto […]

Tselatra

Sambo iray tsy fanta-piaviana antsoina hoe Ayran Force no rendrika tao Mahatalaky Taolagnaro, ny zoma maraina teo. Voalaza fa natosiky ny rivotra ka hita rendrika tao akaikin’io toerana io ity sambo ity. Tsy nahitana olona tao amin’io sambo io. Nidina teny an-toerana ny zandary nanao fizahana. Olona roa no hita faty tao Tsinjoriaka Amboloandry Maintirano, […]

Antsiranana : karana iray nisy nanafika

 Jiolahy miisa valo nitondra basy P.A iray, antsibe iray ary kibay no niditra an-keriny tao amin’ny trano teratany karana iray tao Andasoa Avenir Antsiranana, ny asabotsy vao maraina teo. Voalaza fa niditra an-keriny tao amin’ity teratany vahiny ity ireo jiolahy. Ny efatra niditra tao an-trano fa ny efatra kosa nijanona teny ivelan’ny trano. Norahonan’ireo jiolahy […]

Brickaville : zana-tsokatra anarivony nisy nanary

 Zana-tsokatra miisa 1 000 no nisy nanary teo amin’ny toerana antsoina hoe Ambinanindrano, kaominina ambanivohitr’Ambinaninony Brickaville, ny 20 janoary 2016 lasa teo. Araka ny fanazavana voaray, 2 km miala an’i Sahavalaina no nanariana ireo sokatra ireo. Maty avokoa ny ankamaroan’ireo sokatra ireo fa 22 ihany sisa velona. Voalaza fa fiara iray tsy fantatra avy aty Antananarivo […]

Notsiahivin’ny Kolo TV ny « Raharaha Mara Niarisy »

 Tsy mbola nivalona hatreo fa iandrasana ny tohiny. Notsiahivin’ny fandaharana Alalino ao amin’ny fahitalavitra Kolo TV/FM, omaly ny « Raharaha Mara Niarisy ». Nasongadina tamin’izany ny fifandaharana teo amin’ny Vaomiera mpanadihady eo anivon’ny Antenimierampirenena sy ny mpitandro filaminana. Eo koa ireo mitonona ho tompon’omby ary koa ny fokonolona sy ny hevitry ny mponina amin’ny ankapobeny. Mazava ny […]

Mise en place du Coer en février

En réponse aux propos du Secrétaire général du Fonds d’entretien routier (Fer), Benitany Randimby qui déplore l’absence d’un Conseil d’orientation de l’entretien routier (Coer) au sein du Fer, le ministre des Travaux publics, Roland Ratsiraka a annoncé jeudi dernier à l’occasion de la cérémonie de présentation de vœux du Fer que la mise en place […]

Rugby – AROI  : les préparatifs battent leur plein

Madagascar a un titre à défendre chez les U18 pendant le championnat de rugby de l’océan Indien (Aroi) qui se tiendra au bercail du 10 au 12 mars prochain. Ainsi, la fédération malgache de rugby (FMR) s’attèle d’ores et déjà à la préparation de cette rencontre indianocéanique et organisera un tournoi le 3 février prochain […]

Peace corps : « Let girls learn » au programme

Peace corps : « Let girls learn » au programme

Les volontaires américains du «Peace corps» en mission à Madagascar travailleront avec les communautés locales pour promouvoir l’éducation et l’autonomisation des jeunes filles. Et ce par la mise en œuvre du programme mondial «Let girls learn» qui a été lancé officiellement, jeudi dernier à Vinaninkarena-Antsirabe. «Éduquer les jeunes filles transforme la vie, la famille et la […]

Moto  : Lalà met la barre haut

Participante au championnat de Madagascar de moto tout terrain depuis des années, Lalà Rasanjison protègera farouchement sa couronne de championne de la catégorie féminine qu’elle a obtenu en 2012. Elle a le talent et les moyens pour y parvenir d’autant plus qu’elle roulera sur une nouvelle moto puissante et à la pointe de la technologie. […]

OPCI-Ikopa  : les partenaires cautionnent les projets

Les maires des 56 communes regroupées dans la communauté des communes sous l’étiquette de l’Organisme public de coopération inercommunale (OPCI-Ikopa) sont à pied d’œuvre pour la réalisation de leur projet commun basé sur l’exploitation de l’eau. Le maire d’Alasora, Marc Ramiarinjatovo, présidant le regroupement a encore rappelé hier que le projet visera à résoudre le […]

Reboisement-Analamanga  : lancement de la campagne 2015-2016

Le coup d’envoi de la campagne de reboisement 2015-2016 pour la région Analamanga a été donné, hier dans la commune rurale d’Ampanotokana, district d’Ambohidratrimo. Près de 2.500 jeunes plants, composés d’eucalyptus robusta et d’acacia mangium ont été mis en terre sur un terrain de 2,5 ha, sis dans l’un des sites d’intervention du projet «Adiafo» […]

Braquage  : un caporal activement recherché

Poursuivis pour vol à main armée, un sergent en service au I/RM 3, ainsi que ses deux présumés complices, tous des civils, ont été déférés avant-hier au parquet de Toamasina. A l’issue de l’audition, ils ont été placés sous mandat de dépôt à la maison centrale d’Ambalatavoahangy. Le quatrième larron, un caporal de l’armée court […]

Le colonel Lylison rejoint le palais de Verre

Conséquence directe du changement au niveau des résultats dans la province de Mahajanga, le parti «Miaraka amin’i Prezidà Andry Rajoelina» (Mapar) a pu élire l’un de ses candidats aux sénatoriales du 29 décembre 2015. Il s’agit du colonel Lylison René de Rolland Urbain, une personnalité bien connue au sein du microcosme politico-militaire. En effet, il […]

Fari-dranomasina : ho fanaraha-maso ny foibe CFIM

Hapetraka eto amintsika, ao amin’ny Tour Orange Ankorondrano, ny foibe iray fampifandraisana sy fanangonam-baovao rehetra ny amin’ny fifamoivoizana an-dranomasina (Centre de fusion d’informations maritimes – CFIM). Io ny CFIM faharoa aty amin’ny ranomasimbe Indianina aorian’ny napetraka any Singapour. Foibe tafiditra anatin’ny  tetikasan’ny Commission de l’océan Indien (COI), vatsin’ny Vondrona eoropeanina vola. Foibe atao hanangonam-baovao rehetra […]

Lemaka Bas Mangoky : hitarina ny tohana avy amin’ny Bad

Manohana sehatra maro ny Banky afrikanina ho an’ny fampandrosoana (bad). Anisan’izany ny fampandrosoana eny ambanivohitra amin’ny lafiny fambolena sy ny fandraharahana aminy (agribusiness) ny angovo, ny asa ho an’ny tanora, ny fanabeazana, ny fahasalamana, ny indostria, ny lalana, sns. Ho an’ny fambolena, ohatra, nambaran’ny administrateran’ny Bad, Rtoa Soraya Mellali, nandritra ny fitsidihana eto amintsika, fa […]

Ireo 42 voafidy ho loholona

Faritany Antananarivo: Randriambololona Mananjara (HVM) Rason Vola Hanta (HVM) Ravelomanantsoa Léon Richard (HVM) Randriamanantsoa Jafetra (HVM) Ramahavalisoa Hanitra Eliane (HVM) Ramahavalisoa Hanitra Eliane (HVM) Ramalason Olga Vololonirina (Tim) Faritany Antsiranana:   Bematana Martin (HVM) Amido (HVM) Befototo Angelin (HVM) Tomboson Sylvestre (HVM) Abdoulbastui Mahamodo (HVM) Totobenazara Jean Lüther (HVM) Razafindratovo Ravololonirina (Leader Fanilo)   Faritany […]

Brickaville : tratran’ny zandary ny iray amin’ireo jiolahy naka an-keriny an’i Arnaud

 Mitohy hatrany ny fikarohana sy ny fandravan’ny zandary ireo tambajotrana mpanao kidnapping, tompon’antoka tamin’ny fakana an-keriny an’i Arnaud sy Annie zanaka mpandraharaha iray ao Toamasina. Fantatra àry izao araka ny loharanom-baovao fa jiolahy iray indray no voasambotry ny zandary avy ao Toamasina, afakomaly tao Brickaville. Tamin’ny alalan’ny loharanom-baovao no nahafahan’ny zandary nanao ny fisamborana ity […]

Jery taratra… herinandro  : fako… fitsarana fandraisam-bahiny

Miverina indray ny fisavovon’ny fako saika amin’ny faritra maro eto Antananarivo Renivohitra; eny, na mbola misy aza ny tsy afaka tanteraka tamin’ireo fako teo aloha amin’ny faritra sasany. Ny eo tsy afaka; ny tonga, tonga ihany… Tsara ratsy, mandray an-tanana ny raharaha ny eny anivon’ny Primatiora, izay nampiantso ny tompondraikitra isan-tokony amin’izany: minisiteran’ny Rano; ny […]

Fiscalité : recensement des contribuables

La direction générale des Impôts (DGI) procèdera au recensement des contribuables à partir de cette année. «Cette action entre dans le cadre de l’élargissement de l’assiette fiscale qui figure parmi les priorités du gouvernement», a fait savoir, hier le nouveau directeur général des impôts, Iouri Garisse Razafindrakoto, lors de la séance d’information sur la loi […]

Antohomadinika IIIG Hangar : des chantiers en attente d’autorisation de remblai

La population du fokontany d’Antohomadinika IIIG Hangar se plaint de la suspension des travaux de lutte contre l’inondation menés par l’ONG internationale ATD Quart Monde dans leur quartier en ce début de saison des pluies. Des blocages au niveau de l’administration ont été à l’origine de la décision,  selon un responsable de l’organisation. Des quartiers […]

Danse  : solo dance bientôt au pays

Organisé par le centre indépendant de danse (Cid), Vanessa Cazal, une professionnelle de la danse réunionnaise, et le Sud-Africain Mark Dooley seront au pays du 26 au 30 janvier prochain pour initier les intéressés à la Solo dance. Une grande première à Madagascar. Qu’est exactement la Solo dance ? Au fait, il s’agit d’une autre […]