Flash
Préc Suiv

Divers

Le Mapar insiste sur les irrégularités

 Le Mapar insiste sur les irrégularités constatées lors des sénatoriales du 29 décembre dernier, particulèrement à Mahajanga et Antsiranana. Lors d’une rencontre avec la presse, hier à Ambodivona, des candidats du Mapar de ces localités ont indiqué que non seulement les préfets ont été soudoyés mais les grands électeurs ont également subi des pressions en […]

Kung-Fu Wisa : hatao ny volana aogositra ny fifaninanam-pirenena

Nambaran-dRakotoarisoa Victor, filohan’ny federasiona malagasin’ny kung-fu Wisa, fa hotanterahina ny volana aogositra, ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara. Ankoatra izay, nisy ny dinika nifanaovana, tamin’ny minisiteran’ny Fanatanjahantena sy ny an’ny mpitandro filaminana fa tsy maintsy manana “passeport sportif” avokoa ireo mpanao kung-fu Wisa, manerana ny Nosy. Anton’izany, mba hanavahana ny ara-dalàna sy […]

Any atsimo : distrika efatra tratran’ny kere mivaivay

Raha tandindomin’ny todra-drano sy ny fihotsahan’ny tany ny mponina eto Antananarivo vokatry ny ora-mikija, mifanohitra tanteraka amin’izany ny zava-misy any atsimon’ny Nosy satria tsy mba mahita na dia erikerika aza, ritra ny renirano, maina ny tany, kere ny mponina. Raha ny tatitra nataon’ny tompon’andraikitra voalohany momba ny famatsian-drano any atsimo (AES), iharan’ny haintany mivaivay ny […]

Faritra Melaky : vita ny teti-panajariana ny jono mandritra ny dimy taona

Nandrafitra ny teti-panajariana ny jono mandritra ny dimy taona ny faritra Melaky, ny faran’ny taona 2015. Taona maro izay, azo lazaina ho simba ny jono an-dranomasina any amin’iny fari-dranomasina andrefana iny. Potika ny jono nentim-paharazana hatramin’ny nidiran’ireo sambo vahiny any amin’iny faritra iny. Na amin’ny fotoana fikatonan’ny jono aza, mbola misy miditra ihany amin’ireo sambo […]

Varotra iraisam-pirenena : mampiofana ao amin’ny INCC ny OMC

Nitondra sy nizara ny traikefany ao amin’ny Sekolim-pirenena manofana amin’ny varotra sy ny fifaninanana (INCC) ny teknisianina roa avy amin’ny Fikambanana iraisam-pirenena momba ny varotra (OMC). Fampiofanana ho an’ireo mpanabe sy ny mpianatra, hanamafisana ny fahaiza-manaon’ireo. Anisan’ny lohahevitra ny fampahafantarana ny OMC, rafitra ambony indrindra eran-tany misahana sy mandrindra ny varotra iraisam-pirenena. Ny famaritana ny […]

Mahajanga : nanitrikitrika ny fihoaram-pefy amin’ny fifidianana ny Mapar

Ny faritanin’Antsiranana sisa fa samy nahitana fihoaram-pefy sy tsy fanarahan-dalàna avokoa ny faritany hafa tamin’ny fifidianana loholona farany teo, raha miainga amin’ireo fitoriana sy fitarainana hatramin’izao. Nijoro vavolombelona sy nitondra porofo amin’ny tranga niseho tany amin’ny faritanin’i Mahajanga ny avy amin’ny Mapar. « Niharihary ny fizaram-bola nataon’ny prefet-n’i Mahajanga sy ny sefo distrika amin’ireo mpifidy vaventy […]

Manjakamiadana : tokantrano 100 ahina amin’ny fihotsahan’ny tany

Fokontany telo ao anatin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra no marefo amin’ny fihotsahan’ny tany aorian’ny rotsak’orana, araka ny fanadihadiana nataon’ny BNGRC sy ny  oniversiten’Antananarivo. 100 ny tokantrano mety hiharan’ny hihotsahan’ny tany eny Manjakamiadana. Ho fisorohana sahady, nametraka lakandrano handehanan’ny rotsak’orana ny mponina nanao asa tana-maro. Nisy fitaovana telo natao handrefy ny hamandoana, afaka manaitra ny komitin’ny vonjy […]

Ivato : telo lahy navadiky ny lakana, tsy hita popoka ny fatin’ny iray

Telo indray navadiky ny lakana teny amin’ny reniranobe eny akaikin’ny tobi-miaramila Bani Ivato, omaly tolakandro. Araka ny fanazavana voaray, avy any Ambatolampy Tsimahafotsy ry zalahy ireo no nandeha hanjono teo amin’ity renirano ity. Avy tampoka anefa ny orana tamin’io fotoana io sady nihanahery ny fitsokan’ny rivotra. Nentin’ny rivotra ka nivadika avy hatrany ny lakana. Voalaza […]

Sur Canal +  : «Le rugby, sport roi à Madagascar»

Le titre du documentaire diffusé sur « Intérieur sport » en dit long sur la place du ballon ovale à Madagascar. Une discipline qui a résisté au temps et aux divers maux qui minent la plupart des fédérations sportives malgaches, principalement le manque de moyens. Les deux journalistes de Canal+ ont décortiqué de long en large les […]

Toamasina  : rumeur sur la destitution du maire

La ville de Toamasina est de nouveau en effervescence. Des rumeurs circulent à nouveau sur l’éventualité de la destitution du maire en exercice Elysée Ratsiraka de son piédestal et de la nomination d’un Pds en remplacement. La stabilité du premier magistrat de la ville reste précaire depuis son accession à l’Hôtel de ville de Toamasina. […]

Fakafaka : vaovao ny taona, hanova paika sa hitazona ny nahazatra ?

Manomboka ho avy tsikelikely ato ho ato ireo fanamarihana na fankalazana samihafa eo amin’ny tontolon’ny kolontsaina. Misy ny iraisam-pirenena toy ny « Andro iraisam-pirenena ho an’ny tenindreny », « Andro maneran-tany ho an’ny vakoka ». Ao kosa ny finiavan’ny fikambanana na sampandraharaha isan-tsokajiny tahaka ny « Iray volan’ny teny malagasy », « Herinandron’ny kabary », sns. Mitaky ezaka sy finiavana ary fandavantena goavana […]

Vatsin’Ankohonana : mahazo tombony ireo distrika enina

Notanterahina tany amin’ny fokontany Mahavelona, Foulpointe omaly ny andiany faharoa amin’ilay tetikasan’ny fanjakana Vatsin’Ankohonana.Vatsian’ny banky iraisam-pirenena vola ity tetikasa ity ary tantanan’ny FID. Nahazo tombontsoa amin’ity tetikasa ity ny distrika enina ao anatin’ny faritra dimy. Maherin’ny 3.600 ireo olona mahazo tombony mivantana amin’izany. Tanjona kendrena amin’ity tetikasa ity ny hanentanana ny ankohonana hampiditra an-tsekoly ny […]

Tsy mampandroso ny fampiasam-bola : tsy mahonitra ny TVA ny fanjakana

Tsy manaja! Milaza fa hentitra ny fanjakana amin’ny fampiharana ny lalàna nefa tsy hajainy araka izany ny tandrify azy, toy ny lafiny hetra, ohatra. Misy ny TVA (Taxe sur les valeurs ajoutées), tokony honeran’ny fanjakana avy amin’ny elanelan’ny TVA (collectée) noraisin’ny orinasa tamin’ny varotra nataony (vola maty) sy ny masonkarena namoahany vola (TVA deductible). Izany […]

Fandraharahana : lasa any Eoropa sy Azia Ravalo

 Nihazo an’i Eoropa ary avy eo ho any Azia ny filoha teo aloha, Ravalomanana, hatry ny faran’ny herinandro teo. Fitsidihana manokana izao ataony izao. Voalaza fa tafiditra amin’ny famelomana sy fampihodinana indray ny orinasa Tiko izany fitsidihany firenena maromaro any ivelany izany, hiarahana amin’ireo mpandraharaha vahiny. Anisan’ny fanehoan-keviny farany, ny herinandro teo, ny tsy fanekeny […]

Etazonia – Madagasikara : hanampy antsika hiady amin’ny trafikan’andramena ny Amerikanina

« Tena mampiahiahy anay ny fahapotehan’ny tontolo iainana eto Madagasikara. Na izany aza, vonona izahay ny hanao ho laharam-pahamehana ny ady atao amin’ny fanondranana an-tsokosoko ny harem-pirenena toy ny vato sarobidy sy ny andramena », hoy ny sekreteram-panjakana Amerikanina, Linda Thomas-Greenfield, namintina ny fihaonany tamin’ny filoha Rajaonarimampianina, omaly teny Iavoloha.     Ankoatra izany, nambarany fa anisan’ny anton-diany […]

Ampefiloha : vehivavy nodarodarohan’ny polisy

 Vehivavy iray niharan’ny daroka sady nambanan’ny polisy iray tamin’ny basy, ny alakamisy lasa teo teny Ampefiloha. Milaza ity polisy nanao herisetra ity fa miasa eny amin’ny Prezidansa. Araka ny fanazavan’ny fianakavian’ilay niharam-boina, efa narahan’ilay polisy ity vehivavy niharam-boina ity ka nony tonga teny Ampefiloha, nobedain’ilay polisy sy nodarohana ary nambanana basy P.A. Nolazain’ilay polisy fa […]

Antsirabe : nalevina ilay kisoa maty nihinana poizina

Lasa resabe ilay poizina noheverina fa vovo-tsira tao amin’ny fanariam-pako ao Ambohidava Ambohipeno Antsirabe izay nahafaty ilay zaza 3 taona sy tapany. Mbola tsaboina eny amin’ny hopitaly koa, ankehitriny, ny rain’ilay zaza maty sy ny zokiny vavy 14 taona noho ny fihinanana vary nisy io poizina io. Ankoatra izany, nalevina kosa ilay vantotra kisoa maty […]

Commerce :  des experts de l’OMC à l’INCC

Actif depuis plusieurs années, l’Institut national du commerce et de la concurrence INCC a octroyé des formations à des centaines d’étudiants à Antananarivo et aussi dans les régions. Dans une perspective de renforcement des capacités des étudiants, l’INCC reçoit aujourd’hui la visite de deux experts de l’Organisation mondiale du commerce (OMC). Si l’OMC elle-même, ou […]

Francis Turbo : un grand rendez-vous en février

Francis Turbo, l’humoriste, est à l’affiche de l’événement du mois de février. Il s’agit plus précisément de celui de la St-Valentin. Comme à son habitude, durant quelques années maintenant, l’artiste collabore avec des maisons de production de renom, à savoir, Mi’Ritsoka Production (2014, 2015) et LH Pro (2012,2013). Cette fois-ci, il retravaillera avec l’équipe de […]

Impunité  : grogne de la population à Toamasina

Un cinquantenaire risque la justice populaire dans le fokontany d’Analankininina-Toamasina I suite au flou entourant le traitement du dossier l’accusant de viol sur une mineure par la brigade de gendarmerie locale. Des jeunes du quartier se préparent actuellement à se faire justice eux-mêmes dans cette situation, à  défaut de la prise de responsabilité des forces […]

Vatsin’ankohonana  : 500.000 ménages en bénéficient

La protection sociale des ménages pauvres ciblant les mères et les enfants fait partie des priorités du gouvernement et de ses partenaires dans le cadre de la mise en œuvre du projet Filets sociaux de sécurité (FSS), financé par la Banque mondiale à hauteur de 40 millions de dollars pour la période 2015-2020 et qui […]

Leader Fanilo  : Jean-Max Rakotomamonjy suspendu

Le Leader fanilo reste fidèle à ses principes. Quelques membres ont de ce fait dû être suspendus pour avoir dévié de ses principes. Ainsi, l’actuel président de la Chambre basse, et non moins président national du Leader fanilo, Jean-Max Rakotomamonjy a été suspendu du parti, avec quelques autres membres, notamment le secrétaire général, Eric Rabearisoa […]

Requêtes sur les communales  : la HCC, incompétente

Malgré que la Haute cour constitutionnelle (HCC) soit déjà en plein traitement des résultats des sénatoriales, les autres requêtes doivent également être examinées. Celles de Marcellin Benoît Etono et Adel Moustafah Pieraly, aux fins d’annulation du jugement du conseil d’Etat et de confirmation de l’arrêt du tribunal administratif de Toliara ayant déclaré ces personnalités élues […]

Oniversiten’i Toliara : lany ho filoha ny Dr Lezo Hugues

Lany ho filoha vaovao hitantana ny oniversiten’i Toliara mandritra ny telo taona  ny dokotera Lezo Hugues. Nandritra ny fanisam-bato ny fifidianana izay ho filohan’ny oniverisiten’ny Toliara ny zoma hariva lasa teo tao amin’ny Acces no nahafantarana izany. Nandray anjara avokoa ireo kadinda dimy mirahalahy, izay samy manana ny maha izy azy noho ny fanolorana fandaharanasa […]