Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Divers

Kirindy Mite : 3e réserve de biosphère du pays

Troisième réserve de biosphère de Madagascar après Mananara-Avaratra et Sahamalaza, Kirindy Mite intègre le réseau mondial des réserves de l’Unesco en la matière. Elle figure parmi les 20 nouvelles réserves de biosphère du monde, portant ainsi à 669 leur nombre total dans 120 pays. Cette inscription a eu lieu à l’occasion de la 28è session […]

Sommet de la francophonie : une opportunité pour les Ntic

La tenue du XVIè sommet de la Francophonie à Antananarivo, du 22 au 27 novembre prochain est une opportunité qui s’offre à plusieurs secteurs dans le pays. Dans le secteur des Nouvelles technologies de l’information et de la communication (Ntic), « il s’agit d’une occasion de discuter des moyens à déployer et des mesures à […]

Volley – Coupe d’Afrique : deux matchs décisifs pour GNVB

Bilan mitigé pour l’équipe de la gendarmerie de volley-ball (GNVB) après trois matchs lors de la coupe d’Afrique des clubs champions en Egypte. Avec une victoire pour deux défaites à son compteur, l’équipe championne de la Zone 7 est obligée de gagner ses deux derniers matchs afin d’espérer une qualification pour les quarts de finale. […]

Nosy Be : Libertalia Park en effervescence

L’île de Nosy Be sera animée durant ce week-end pascal, et ce depuis hier soir d’ailleurs puisque deux artistes, de grosses pointures, se sont produits au nouvel espace baptisé Libertalia Park. Il s’agit de Silo et du grand maître Tianjama. Avec la présence de deux scènes autour d’un lac, l’ambiance ne pouvait être que grandiose. […]

Antsohihy : Aima remet en état la maternité

Après le bloc opératoire construit entièrement par l’association AIMA (Aide internationale médicale d’Arras), équipé par le Rotary et inauguré par le président malgache en juin 2015, l’association AIMA, présidée par le Dr Tillie, s’est engagée à remettre en état la maternité de l’hôpital d’Antsohihy. Les gros travaux et la toiture sont maintenant terminés. Quant à […]

ENIAP : 600 policiers présentés sous le drapeau

Dans la grande cour de l’Ecole nationale des inspecteurs et agents de police (Eniap) d’Antsirabe a eu lieu hier la cérémonie officielle de la présentation de 600 policiers sous le drapeau. Il s’agit en l’occurrence de la 23è promotion baptisée « Meva » comprenant 100 élèves-inspecteurs et 500 élèves-agents de police. Cette cérémonie arrive après […]

Ampasanimalo : le CSB-II fait peau neuve

Le centre de santé de base niveau II (CSB-II) d’Ampasanimalo fait partie des quinze établissements sanitaires sélectionnés dans la commune urbaine d’Antananarivo pour bénéficier du soutien de la première dame dans le cadre d’un projet de réhabilitation d’infrastructures. Les travaux consistent à rénover la toiture de la pharmacie, le plafond de la salle d’attente, les […]

Insécurité alimentaire : la Cnaps et l’Enam à la rescousse

Le personnel de la Caisse nationale de prévoyance sociale (Cnaps) et les étudiants de l’Ecole nationale d’administration de Madagascar (Enam) ont manifesté leur solidarité en faveur des familles touchées par l’insécurité alimentaire dans le Sud. Jeudi dernier, les donateurs se sont rendus au Bureau national de gestion des risques et catastrophes (BNGRC) à Antanimora pour […]

Fitantanana valan-javaboahary : tsy andraikitry ny MNP ny manasazy

Nitondra fanazavana ny tale jeneralin’ny Madagascar national park (PNP), Ramangason Guy Suzon, mikasika ny fitsofohan’ny mpitrandraka harena an-kibon’ny tany any amin’ny valan-javaboaharin’Isalo. Nambarany fa « andraikitray ny fitantanana sy ny lafiny ara-teknika rehetra, saingy tsy manana fahefana izahay manasazy na ny fiatrehana ireo tsy mpanara-dalàna. Misy amin’izy ireny mihitsy aza, manana fitaovam-piadiana, nefa ny mpiasan’ny MNP, […]

Haintany sy ny rivodoza : nanolotra fanomezana ny traboina ny Cnaps

Nanolotra ny anjara birikiny ny fianakaviamben’ny Tahirim-pirenena misahana ny fiahiana ara-tsosialy (Cnaps), omaly teny amin’ny foiben’ny Birao nasionaly mitantana ny loza voajanahary (BNGRC). Nahitana lelavola 3.883.700 Ar, miampy akanjo 10 baoritra ary vary amin’ny gony. Nilaza ny talen’ny fitantanana ny maha olona, Raobijaona Bruno, nisolo tena ny tale jeneraly, fa tsy mitazam-potsiny ireo traboina tratry […]

Fampahatsiahivana

Mandritra izao fetin’ny Paska izao, mampatsiahy ny Telma fa mahazo bonus hatrany amin’ny 30% ny fividianana fahana avy amin’ny MVola. Raha amin’ny « De toi à moi » kosa, hahazo bonus 10% ny mpanjifa.

Crem-Harena an-kibon’ny tany : « Tsy mbola mahasarika ny mpampiasa vola vahiny ”

Mila ezaka! Nitsotra Andrianantoanina Jonah, mpahay toekarena avy amin’ny Cercle de réflexion des économistes de Madagascar (Crem), fa mafy ny fifaninanana amin’ireo firenena manana harena an-kibon’ny tany toa antsika. Indrindra ao anatin’ny fotoana mampitotongana ny vidin’ny akora isika izao. Maro ny sehatra mila hatsaraina, sady indrindra amin’izao fanavaozana ny sata mifehy ny harena an-kibon’ny tany […]

Lanonan’ny Alatsinain’ny Paska

Fety roa sosona no iarahana amin’i Jerry Marcoss, etsy amin’ny Coliseum Antsonjombe. Homarihina amin’io hetsika lehibe io ny faha-15 taona niakarany an-tsehatra. Marobe ireo mpanakanto fanta-daza hanotrona azy amin’izany, hiara-hihira ary hanafana ny tontolo andro. Anisan’ireny ry Nina’s, Jazz MMC, Gangstabab, Simonda Valeur, Solangizia, sns. Mampanantena « Lundi de Pâques goavambe » ny MadaPro sy ny BM […]

Handball – «Mada Jeunes 2016» : hiady ny famaranana ny HBCM sy ny Elite

Hifarana amin’ity asabotsy ity ny fifaninanam-pirenena, eo amin’ny sokajy “cadet” sy “cadette” ary “junior” lahy sy vavy, taranja handball. Hafana vay ny fihaonana satria misy solontenam-paritra tafita hiatrika izany. Hatao, anio, etsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina, ny lalao famaranana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja handball, sokajy zandriny “cadet” sy “junior”, lahy sy […]

Volley-ball – «Afrique 2016» : tsy namokatra intsony ny GNVB

Tsy nitohy intsony ny fahombiazana azon’ny GNVB, teo amin’ny andro faharoa sy fahatelo, amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, eo amin’ny taranja volley-ball, sokajy lehilahy. Fihaonana, tanterahina any Le Caire, Egypta. Nomontsanin’ny Zamalek, mpampiantrano, tamin’ny seta 3 noho 0 teo amin’ny andro faharoa, natao ny alakamisy lasa teo ny Zandary malagasy. 25/9 ny isa nisarahana […]

Basikety – «Amboaran’ny filoha 2016» : hanome vola ireo mpandresy ny Telma

Hatao, anio, ao amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina, ny lalao famaranana eo amin’ny fiadiana ny “Amboaran’ny filoha 2016”, taranja basikety, sokajy lehilahy sy vehivavy. Hanolotra lelavola, ho an’ireo ekipa mpandresy, ny Telma, izay mpanohana voalohany ity taranja ity. Araka izany, hahazo 3.000.000 Ar izay voalohany eo amin’ny lehilahy ary 1.000.000 Ar kosa ny an’ny vehivavy. Raha […]

Mahajanga : nirehitra ny botika an’ny tobin-dasantsy Jovenna

Nirehitra tampoka tao amin’ny botika Jovenna tany Mahajanga, afakomaly hariva. Fiara iray koa nirehitra teo akaiky teo. Soa ihany fa tsy niitatra tamin’ny paompin-dasantsy izany, fa raha tsy izany, zava-doza no niseho. Nifamonjena ny famonoana ny afo ary voafehy tsy niitatra tamin’ireo fitaovana mora mirehitra. Araka ny vaovao avy any an-toerana, noho ny fipoahana herinaratra […]

Fifidianana 2018 : nambaran-dRavalomanana ny ONU ny haha kandidà azy

 Ho kandidà amin’ny fifidianana filoham-pirenena amin’ny taona 2018, ny filoha teo aloha, Ravalomanana. Anisan’ny nivoitra izany fanambarany ofisialy izany tamin’ny fihaonany, amin’ireo iraka manokan’ny Firenena mikambana (ONU), notarihin’i Nanitalemio Simon Pierre teny Faravohitra, omaly. Tafiditra amin’ny fiomanana sahady amin’izany fifidianana filoham-pirenena izany rahateo ny anton-dian’ireto iraka ireto. Efa nihaona sy hihaona amin’ireo mpisehatra politika, fiarahamonim-pirenena, […]

Solontena vaovaon’ny Pnud : « Hanampy anareo izahay…”

 « Noresahina ny amin’ny fanomanan’i Madagasikara ny fihaonana an-tampony iraisam-pirenena. Inona no azon’ny Pnud hatao mba hanampiana antsika amin’ny fandraisana ireo fivorian-dehibe izay hatao eto amintsika ireo? Vonona hanampy antsika ry zareo”, hoy ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Atallah Béatrice, teny amin’nyAnosy, omaly, taorian’ny fanoloran’ny solontena maharitra vaovao eo anivon’ny ONU, Violet Kenyana, dika mitovy ny taratasy […]

Jery taratra… herinandro : mba mipaka any ifotony…

Malaza sy mahabe raharaha eo anivon’ny fitondram-panjakana any an-tampony ny fanomanana ny fampiantranoan’i Madagasikara ny fihaonana an-tampony faha-16 amin’ny Frankôfônia, ny 22-27 novambra ho avy izao. Efa mipaka any ifotony ny fahalalana sy ny fahavononana amin’izany? Nijery ifotony ny fanomanana izany ny sekretera jeneralin’ny Fikambanana frankôfônina (OIF), Michaëlle Jean. Nambarany fa tsy irery i Madagasakara, […]

Promo pâques : que de bonus avec Telma

Et la chasse aux bonus reprend chez Telma avec la traditionnelle fête pascale. Pour des fêtes de Pâques pas comme les autres, Telma propose les meilleures offres en terminaux, services et avantages via MVola. Avec le X034+, plus besoin de Smartphone pour rester connecté. Avec en bonus une puce 4G by Telma, le X034+ à […]

Recherches : des journées consacrées au nucléaire

La manipulation des atomes et des molécules fait l’objet de controverses parmi le grand public et particulièrement ceux qui ne sont pas familiers avec le nucléaire et la nanotechnologie. La plupart les appréhendent sans vraiment les connaître. On pense davantage aux catastrophes de Fukushima ou encore de Tchernobyl alors que le nucléaire et la nanotechnologie […]

Pâques : Antsirabe se pare aux couleurs des festivités

Quand les fêtes de Pâques arrivent, comme à l’accoutumée, Antsirabe est toujours sous les feux des projecteurs. Passer les week-end pascal dans la ville d’Eaux est devenu une tradition qui fait en quelque sorte la renommée de la capitale du Vakinankaratra. A trois jours l’évènement, Antsirabe se prépare déjà à mettre de l’ambiance. Les vacanciers […]