Flash
Préc Suiv

Divers

Rugby RCTS Pachamama : «Mahafa-po ny vokatra», hoy i Tordo

Anisan’ireo ivontoerana mikolokolo sy manabe ankizy eo amin’ny sehatry ny rugby, ny Rugby RCTS Pachamama eny Imamba Soavimasoandro. Tetikasa izay niarahan’ireo teknisianina malagasy nanangana sy niasa tamin’i Jeff Tordo, kapitenin’ny ekipam-pirenena frantsay. Nandalo teto Madagasikara ny tenany, ny 7 ka hatramin’ny 9 avrily lasa teo, ka nijery sy nanao ny tomban’ezaka. “Afa-po aho amin’ny firoboroboan’ny […]

Fanabeazam-pirenena sy PSI Madagascar : hampihena miaraka ny aretina tazo sy fivalanana

Ho fampihenana ny tahan’ny aretina tazo sy aretim-pivalanana mahazo ny ankizy, hiara-hiasa ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny PSI Madagascar. Natao, omaly, ny fanaovan-tsonia ny fifanarahana teny Anosy teo amin’ny minisitra Rabary Paul sy ny solontenan’ny PSI, Pierre Loup Lesage. Hoentanina ny mpianatra amin’ny kilasy 8ème hampiasa lay misy fanafody iarovana amin’ny kaikitry ny moka. Mora […]

Mety harodan’ny CUA… : nanao taratasy fiantohana hosoka ny tompon’ny Golden Center

Mbola mahaliana ny mpanara-baovao ny raharahan’ny tsenam-barotra Golden Center etsy Behoririka. Omaly, nilaza ny filoha lefitra voalohan’ny ben’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra, Harison Jean Gabriel fa nanao taratasy hosoka mikasika ny fiantohana ny tompon’ity tsenam-barotra ity. “Raha mitohy izao fisandohana ara-taratasy izao, hiafara amin’ny fandrodanan’ny CUA ny tsenam-barotra ny raharaha”, hoy hatrany ny fanazavana. Nitondra taratasy milaza […]

Etsy Antaninarenina… : handray vahiny maro ny Andro eran-tanin’ny Jazz

Toy ny isan-taona, tato anatin’ny fotoana vitsivitsy izay, anisan’ireo hanamarika amin’ny fomba manetriketrika ny Andro eran-tany ho an’ny mozika jazz isika eto Madagasikara. Marobe ireo mpikarakara hetsika, fikambanana, mpanakanto, sns, hiara-hiisalahy amin’ny fikarakarana fety ho fanamarihana izany. Anisan’ireny ny Ofisim-paritry ny fizahantany eto Analamanga (Ortana), mandray anjara amin’ny fanomanana sy fanohanana ny fampisehoana etsy amin’ny […]

Mbola misokatra… : ahazoana famatsiam-bola ilay fifaninanana tetikasa

Mbola misokatra, hatramin’ny 16 mey izao, ny fandefasana ny tetikasa hifaninana sy ny mombamomba ny tanora na vondrona tanora namorona azy, ao amin’ny talen’ny Ofnac* etsy Analakely. Raha tsiahivina, tafiditra indrindra ao anatin’ny fandraisan’i Madagasikara anjara amin’ny « Lalaon’ny frankofonia », andiany fahavalo, hatao any Abidjan Côte d’Ivoire ity fifaninanana ity. Azo lazaina ho tsy manam-paharoa ity […]

Kajy nataon’ny Instat : tsy nivoatra tao anatin’ny telo taona ny fiompiana sy ny angovo

Sehatra maromaro, nanaovan’ny Instat kajy namaritana ny toerana misy ny toekarena eto Madagasikara tao anatin’ny telo taona nifanesy, 2013, 2014, 2015. Raha jerena ireo sehatra tena iankinan’ny fiainam-bahoaka, ohatra, ny fiompiana, tsy nahitana fivoarana mihitsy nandritra ny telo nifanesy. Toy izany koa ny angovo, izay iankinan’ny asa fampandrosoana maro, tsy nahitana fivoarana fa vao mainka […]

Tontolo iainana : raharaha mafana ny bolabola 30.000

Minisitry Tontolo iainana, ny Ala ary ny Ekolojia, vaovao indray Rtoa Ndahimananjara Johanita, minisitry ny Rano teo aloha. Na tsy misy aza fanazavana ny anton’ny fanoloana ny minisitra, na ny famindran-toerana, iarahan’ny rehetra mahafantatra ny asa miandry isaky ny departemanta tsirairay. Ho an’ny tontolo iainana, anisan’ny nandrasan’ny Vondrona iraisam-pirenena, toy ny Tahirimbola iraisam-pirenena (FMI) sy […]

An-kitsim-po : samy efa nanome toky avokoa

Nandritra ny famindram-pahefana maromaro natao omaly, samy nilokaloka ireo minisitra vaovao fa hanao ezaka avokoa. Raha ny tena marina, izay fitondrana na governemanta vao nitsangana rehetra samy efa nanome toky toy izany avokoa. Nahitana fiovana betsaka amin’izao governemanta fahatelo nitondran’ny filoha Rajaonarimampiana Hery izao, ny mahakasika ny sehatry ny toekarena. Ny amin’ny fambolena, angovo, harena […]

Leo vaky trano ny mpianatra… : matin’ny fitsaram-bahoaka ilay jiolahy

Nahatratra mpangalatra ny mpianatry ny Oniversite Mahajanga tany amin’ny toeram-ponenan’izy ireo, ny alahady alina teo. Araka ny vaovao voaray tany an-toerana, telo lahy izy ireo no nangalatra tany an-toerana fa ny iray tratran’ny mpianatra rehefa nifanenjehana. Voalaza fa niantso ny mpitandro filaminana ny mpianatra io alina io, saingy tsy nisy tonga ireo. Niharan’ny daroka noho […]

Fitokonan’ny mpandraharahan’ny fonja : tsy nisy fiantraikany tamin’ny asan’ny mpitandro filaminana.

Herinandro izay niantombohan’ny fitokonan’ny mpirakidraharaha anivon’ny fitsarana sy mpandraharahan’ny fonja any Toamasina, voalaza fa mbola tsy nisy fiantrakany tamin’ny asan’ny mpitandro filaminana izany. Araka ny fanadihadiana natao teo anivon’ny polism-pirenena sy zandariamariam-pirenena ary nohamarinin’ny tonian’ny fampanoavana anivon’ny fitsarana ambaratonga voalohany fa afaka nampiditra olona am-ponja vonjimaika hatrany tao amin’ny fonjaben’ Ambalatavoahangy ny fitsarana. Nambaran’ny lehiben’ny […]

FEPA : du 18 au 22 mai prochain

Le Malagasy professionnels de l’élevage (MPE) organise du 18 au 22 mai prochain la 9è édition de la Foire de l’élevage et de la production animale (Fepa), dans ses locaux à Nanisana. Placé sous le thème «L’Elevage, base de la relance économique de Madagascar», l’événement est le rendez-vous annuel de tous les acteurs opérant dans […]

Antsahatsiroa : un espace pour l’éducation citoyenne

Les membres de l’association «2è arrondissement mifanampy sy sahy» ( 2Ami+Sahy) ont décidé de lancer un mouvement d’envergure pour imprimer le dé-veloppement par le changement de comportement à partir de leur circonscription. Un espace dédié à l’éducation citoyenne a été conçu depuis samedi à Antsahatsiroa, dans le 2è arrondissement. Ce lieu servira d’espace d’échanges, d’éducation et […]

Invulnérabilité contre les balles : un féticheur se tue à Miandrivazo

Victime d’un «accident de travail», un féticheur a succombé au cours de l’expérimentation de son antidote contre les tirs à cartouches réelles dans le district de Miandrivazo, région Menabe, samedi dernier. Ayant assis une réputation incontestable dans son domaine, et reconnu étant pour ses prestations dans la société, le fameux féticheur voulait convaincre ses futurs […]

Ambositra : les droits des éducateurs à la loupe

Ce fut au tour du diocèse d’Ambositra d’abriter le conseil des directeurs des établissements catholiques et éducateurs sur leurs droits sociaux, placé sous le thème «Les écoles catholiques face à leurs droits sociaux». Une formation organisée conjointement par la Cnaps et la direction nationale des écoles catholiques (Dinec) qui a pris fin hier dans la […]

Lutte contre la corruption : la France apporte son soutien

L’Ambassadeur de France à Madagascar, Véronique Vouland-Aneini a reçu le directeur général du Bianco, Jean-Louis Andriamifidy, jeudi dernier à Ivandry. L’occasion pour les deux parties de discuter de l’évolution du processus de lutte contre la corruption. Le DG du Bianco a tenu à informer l’ambassadeur de France sur l’importance du partenariat entre le Bianco et […]

Minisitry ny Fampianarana teknika : efa mahafantatra ny ativilany

Raharimalala Toto Lydia indray no voatendry hitantana ny minisiteran’ny Fampianarana teknika ao anatin’izao governemantan’i Mahafaly Solonandrasana Olivier izao. Efa nitazona ity minisitera ity ny tenany tamin’ny andron’ny fitondrana tetezamita. Efa mahafantatra tsara ny aty vilanin’ity minisitera ity ny minisitra vaovao. Andrandrain’ny maro aminy ny fampivoarana ny fampianarana teknika izay manomboka efa miarin-doha ankehitriny. Eo indrindra […]

Ambohidratrimo : basy P.A iray tratran’ny zandary

 Basy P.A iray 22 long rifle miaraka amin’ny bala 10 no hitan’ny zandary, ny zoma alina teo nandritra ny fifandonan’ny roa lahy teny an-tampon-tanàn’Ambohidratrimo. Voalazan’ny fampitam-baovao iray fa nisy taxi-be iray nibahan-dalana ka tsy afaka nandeha ny fiara 4×4 iray taoriana. Tezitra noho izany ny mpamilin’ilay fiara 4×4 nivoaka ny fiara ary namely totohondry ilay […]

Riz : les cours en baisse

A l’entrée de la période de la grande moisson, les prix du riz (paddy et riz blanc) ont commencé à diminuer dans la plupart des régions. L’Observatoire du Riz (OdR), dans sa feuille d’information hebdomadaire n°447, confirme en effet que « le prix du riz dans les zones productrices a diminué ; le prix du […]

Nosy Be-Tourisme : les opérateurs se concertent

Le groupement interprofessionnel de l’hôtellerie et du tourisme de Nosy Be tiendra une assemblée générale mixte, le 20 avril prochain, durant laquelle tous les opérateurs touristiques de l’île aux parfums discuteront des mesures à prendre pour améliorer le secteur, pilier du développement dans ce district du Nord de l’île. Cette rencontre sera également l’occasion d’échanges […]

Ministère : inamovible Jean Anicet Andriamosarisoa

L’annonce du nouveau gouvernement, hier, au palais d’Etat d’Iavoloha, a accouché du déjà vu. Le ministre sortant de la Jeunesse et des sports (MJS), Jean Anicet Andriamosarisoa, a été reconduit à son poste. Alors que des noms ont circulé pour lui succéder, les dirigeants ont préféré jouer la carte de la continuité. Une nouvelle qui […]

Jardin : la santé par les plantes médicinales

La Grande île est non seulement réputée pour sa richesse en matière de faune et flore mais également connue pour ses nombreuses plantes médicinales que de nombreuses personnes utilisent encore de nos jours comme principal remède. Dans se contexte, l’association «Jardins du monde Madagascar», lance la première édition de «La santé par les plantes médicinales», qui […]

Exposition : perception par Arian

Le restaurant «La Boussole Art Café» à Isoraka accueillera du 26 mai au 25 juin prochain une exposition baptisée «Perception». Celle-ci mettra en vedette une jeune pousse de la peinture, Andritiana plus connu sous son nom de plume ARian. Perception est une exposition basée sur la présentation de la vie selon la perspective d’ARian, son […]

Lémurien : découverte de 3 nouveaux espèces

Trois nouvelles espèces de microcèbes viennent d’être découvertes dans l’Est et le Sud de la Grande île par des scientifiques de l’Université d’Antananarivo, en collaboration avec le Centre allemand de Primatologie (DPZ) et l’université du Kentucky, ainsi que l’American Duke Lemur Center. Le premier lémurien dénommé « microcèbe de Ganzhorn » a été trouvé dans […]

Météo : « Fantala » s’intensifie

« Fantala » a atteint le stade de cyclone tropical intense. Hier vers 15 heures 30 locales, son centre se trouvait à 1024 km à l’Est d’Antsiranana et à 955 km à l’Est-nord-est de Vohémar. Les vents qu’elle apporte dépasse 205 km/h avec des rafales de 285 km/h. Selon Ampandrianomby, « Fantala » ne change […]

Minisitry ny fanatanjahantena : mbola voatana amin’ny toerany i Jean-Anicet

Manohy ny asa efa nosahaniny tamin’ny governemanta Ravelonarivo ny minisitry ny Fanatanjahantena, Andriamosarisoa Jean-Anicet. Mbola izy no voatendry hisahana izany minisitera izany amin’ity governemanta Mahafaly Solonandrasana ity. Antenain’ny maro fa hamaly ny hetahetan’ireo mpanao fanatanjahantena malagasy izy. Raha tsiahivina mantsy, betsaka ireo manana olana aminy noho ny tsy fahatomombanan’ny fikarakarana ireo atleta miatrika fifaninanana iraisam-pirenena, […]