Flash
Préc Suiv

Divers

Fivorian’ny Frankofonia : ho avy ny filoha Ouattara

 « Mandalo eto ny delegasiona ivorianina tarihin’ny ambasadaoro Koffi Djadan Amos. Hijery ny fanomanana ny handraisantsika ny fivorian’ny Frankofonia izy ireo… Hanana degelasiona 50 hanatrika ny fivorian’ny Frankofonia i Cote d’Ivoire ka anisany ny filoha Alassane Ouattara », hoy ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Atallah Béatrice, ny zoma teo tetsy Anosy, nitatitra ny fihaonany amin’ity ambasadaoro ity. Notsiahivin’ny […]

Mahamasina : niavaka ny matson’ny akademia miaramila

 Nampiavaka ny matso, tetsy Mahamasina omaly, ny fihetsika mirindra am-panginana sy milamina nataon’ny Akademia miaramilan’Antsirabe (AM). Nanao izany ny andiany faha-38 sy 39. Nisongadina ny fahaiza-manao amin’ny fihazonana basy, mampiakatra sy mampidina izany, arahin’ny famindra milamina, tsy misy mozika. Nasehon’izy ireo an-tsoratra amin’ny alalan’ny fihetsika mirindra koa ny faha-50 taon’ny AM. Sambany ny nanaovan’izy ireo […]

Iavoloha : 50 000 Ar ny sakafon’olona iray

Manodidina ny 1 600 ireo nasaina tamin’ny fiaraha-misakafo teny Iavoloha, omaly, noho ny fetim-pirenena. Nahena izany, tsy toy ny tamin’ny teo aloha rehetra. Na izany aza, mitentina 50 000 Ar ny sakafon’ny olona iray. Midika izany fa eo amin’ny 80 tapitrisa Ar eo ho eo ny vidin’ny sakafon’ireo olona voaasa. Tsy resahina ireo fandaniana samihafa sy ny […]

Frantsa : ahina ny fisian’ny Daesh eto

 Efa mivonona amin’ny fotoana rehetra. Miatrana ary mikasa ny hiditra an-tsehatra amin’ireo firenena aty amin’ny ranomasimbe Indianina, indrindra fa aty Madagasikara,  ny komando frantsay, eo anivon’ny GIGN, araka ny fampitam-baovao avy atsy La Reunion. Efa miparitaka amin’ny faritra maro ny fampitandreman’ireo avy amin’ny fanjakana islamika (Daesh) ka nahatonga azy ireo ho mailo. Efa karazan’ny famantarana […]

Ankazobe : voafitaka ny mpikarakara seho

Tsy kely lalana ny ratsy ! Anisan’ny mandray anjara mavitrika amin’ny fanafanana ny fetin’ny Fahaleovantena ny mpanakanto. Voasoloky ny mpikarakara ny seho tany amin’ny distrikan’Ankazobe ary tsy afaka niatrika izany hetsika izany i Nina’s. Araka ny fanazavana nentin’i Jean Claude Vera, mpitantana ity tarika ity, « Tsy fantatra ny fomba nahazoan’ny mpikarakara ny findain’ny olona noresahany, nitonona […]

Coopération : le Japon appui à l’éducation

Le gouvernement japonais compte renforcer ses interventions dans le secteur de l’éducation à Madagascar. Quatre étudiants malgaches bénéficient en ce moment du programme ABE initiative, qui est une offre des bourses d’études pour des programmes de master pour l’année universitaire 2016 – 2017. Ce programme fait partie des engagements du Japon lors de la Conférence […]

Telma : un nouvel Espace Client à Ankorondrano

Telma se rapproche encore plus de ses clients et met à leur disposition un nouvel Espace Client à Ankorondrano, au sein de l’immeuble Tanà 2000. « Accessible aux entreprises comme aux particuliers, c’est le deuxième Espace Client de la capitale après celui de l’Avenue de l’Indépendance Analakely. En effet le concept ‘Espace Client’ est typique […]

Douanes : reprise de la grève le 29 juin

Après 48 heures de grève, le bras  de fer continue entre la Direction générale des douanes et le Syndicat des emp-loyés des douanes (Sempidou). Aucune entente n’a été trouvée sur  l’évaluation de profil que la direction prévoit de faire passer à tous les employés des douanes. Le syndicat est donc décidé de revenir à la […]

Foot – gardiens de but : Vencel croit au potentiel malgache

Il était déjà venu en 2013 pour dispenser une formation aux entraîneurs de gardiens de but en travaillant de concert avec la direction technique nationale et l’ancien portier de l’équipe nationale, Jeannot Paul Razafindralambo (Popaul). Il, c’est le Slovaque Alexander Vencel, instructeur au sein de la Fifa qui vient de boucler un autre séminaire, hier, […]

Sandratra : 4 poètes dévoilent «Tsipelamanja»

Elodie Rakotovao, Elinivo, Laingontsiky et Nirindra Rafalimanana ont un point commun. Elles sont toutes passionnées de poésie et membres du Faribolana Sandratra de la région d’Antananarivo. Samedi prochain, elles monteront sur scène au Cercle germano-malagasy (CGM) Analakely et présenteront leur premier recueil de poèmes intitulé « Tsipelamanja ». « Tsipelamanja vient du mot malgache tsipelamanga, […]

Andrefan’Ambohijabahary : les politiques désinforment

Victime de la campagne de dénigrement menée par ses détracteurs pour la nième fois, le président de la plateforme Hafari malagasy, Jean Nirina Rafanomezantsoa, informe le public sur la situation des déplacés volontaires d’Andrefan’Ambohijanahary. Il a révélé que ces familles ont occupé illicitement un terrain titré mais se sont regroupées en  association «Malagasy mivoatra amin’ny […]

Nosy Be : un conteneur d’arsenal de guerre saisi

Belle prise des éléments de l’Organe mixte de conception (OMC) et des douaniers de Nosy Be. Dans l’après-midi de jeudi, ils ont intercepté un conteneur d’armes et de munitions. D’après Marcel Rakotoarinosy, secrétaire général de la préfecture de l’île aux Parfums, cette importante saisie faisait suite à un renseignement reçu mercredi par l’OMC. Une réunion […]

DGM : des objectifs plus ou moins atteints

DGM : des objectifs plus ou moins atteints

Lors de la présentation du premier rapport intermédiaire, Samueline Soarijaona Rahariveloarimiza, directeur général de la Direction générale de la météorologie (DGM) à Madagascar, a déclaré que les objectifs  sont plus ou moins atteints. Cette présentation suivie d’un plaidoyer lobbying s’est déroulée hier, dans la Maison commune des Nations unies à Andraharo. D’après ce directeur général, […]

Lutte contre la drogue à Ambanja : 20.000 pieds et 1,7 tonne de cannabis détruits

Une opération menée dans la nouvelle aire protégée de Galoko Kalobinono (Ambanja) a permis à la gendarmerie de démanteler une vaste plantation de cannabis. Belle prise de la gendarmerie. S’étalant sur une surface de 5.000 m2, la plantation de cannabis démantelée se trouve dans la commune rurale d’Antsahabe-Centre, plus précisément dans une forêt située dans […]

16e sommet de la Francophonie : les journalistes à l’honneur

Les préparatifs pour l’accueil du 16è sommet de la Francophonie se poursuivent d’autant plus que la capitale recevra également la 42è session des assemblées parlementaires francophones (APF), qui se tiendra au mois de juillet, et le sommet du Comesa, prévu en octobre. Les organisateurs se montrent ainsi optimistes quant à l’avancée des préparatifs et cette […]

Lutte contre la corruption : deux projets de loi très attendus

Un projet de loi sur la lutte contre la corruption et un autre sur les pôles anti-corruption ont été soumis aux deux Chambres parlementaires et attendent leur adoption. Le ministre de la Justice, Charles Andriamiseza, le directeur général du Bianco, Jean-Louis Andriamifidy et celui du Samifin, Boto Tsara Dia Lamina se sont rendus au Sénat […]

Lalao CJSOI : manohana ny MJS koa ny orinasa Star

Taorian’ny DHL Madagascar,  nanome tanana ary manohana ny minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena malagasy (MJS) koa ny orinasa Star, amin’ny fiatrehana ny andiany fahafolo amin’ny lalao ho an’ny vaomieran’ny tanora sy ny fanatanjahantena aty amin’ny ranomasimbe Indianina (CJSOI). Fihaonana hatao eto Madagasikara ny 30 jolay ka hatramin’ny 5 aogositra, ho avy izao. Araka izany, nanolotra […]

Telma : masoivoho ho an’ny mpanjifa etsy Ankorondrano

Fanindroany ! Ankoatra ny etsy Analakely, Araben’ny Fahaleovantena, misokatra koa ny masoivoho manokana ho an’ny mpanjifa etsy amin’ny trano 2000 Ankorondrano. Natao handraisana ny mpanjifa tsotra sy ny mpandraharaha ity toerana ity, hanome torolalana, hanampy amin’ny ilaina, toy ny fisoratana amin’ny MVola, ny fanoloana karatra Sim, sns. Eo koa ny fanampiana aorian’ny fividianana (SAV) vokatra Telma, […]

Fivorian’ny Comesa sy Frankofonia : hanampy ny mpandraharaha rehetra ny ORTM

Mpandray anjara feno amin’ny fanatanterahana ny fihaonamben’ny frankofonia rehetra atao eto Madagasikara ny ORTM (Office de la Radio et de la Télévision publiques de Madagascar). Vita ny 23 jona teo tao amin’ny foibe misy ny fanomanana, Antaninarenina ny sonia fiaraha-miasa eo amin’ny ORTM sy ny komity mpanomana ny fivoriambe faha-XVI. Nanao sonia izany ny tale […]

« Kolosary Cinéma Malagasy » : tehirizina ireo « film » malagasy

Naseho, tany amin’ny mozea Dapper any Paris-Frantsa halina, ny hakanton’ny sarimihetsika malagasy. Nampahafantarina, nandritra io alina miavaka io, ny « Kolosary Cinéma Malagasy », angon-tantara an-tsary na « film » malagasy miisa 11. Tafiditra indrindra ao anatin’ny fiaraha-miasa eo amin’ny Institut français sy ny faritra Ile-de-France ity tetikasa ity. Tanjona ny hiaro sy hitahiry ireo vakoka sarimihetsika malagasy sy […]

Hametra-pialana ny praiminisitra : niala tao amin’ny Vondrona eoropeanina i Grande Bretagne

 Ratsy ho an’ny Vondrona eoropeanina ny fialan’i Grande Gretagne ao amin’ny Vondrona eoropeanina. Misy fiantraikany eo amin’ny lafiny politika sy toekarena izany. Hametra-pialana tsy ho ela ny Praiminisitra David Cameron. Efa nampoizina ! Na nifanakaiky tokoa aza ny elanelam-bato, nahazo ny maro anisa (51,9%) ireo mpankasitraka (Brexit) ny hialan’i Grande Bretagne (Angletera, Ecosse, Pays de Galle) […]

Nahaverezana lakolosy avokoa ny diosezy 21 : jiolahy roa tratra ambody… lakolosy maty voatifitry ny fokonolona

Notafihin-jiolahy enina tao amin’ny tanàna iray antsoina hoe Malakialina Mampikony, ny alarobia lasa teo, tokony ho tamin’ny 8 ora alina. Saika hangalatra ny lakolosin’ny Ekar tao an-toerana izay mitentina 20 000 000 Ar izy ireo. Raikitra ny fifanenjehana sy ny fifanjevoana rehefa nahare ny fokonolona. Dahalo miisa roa maty voatifitry ny fokonolona, iray tafatsoaka ary […]

Misy mikasa hanakorontana… : hamafisina ny fisavana fiara sy môtô, hitombo ny fisafoana

Nilaza indray ny eo anivon’ny Emmo/Reg, omaly, fa misy mikasa hanakorontana eto an-dRenivohitra mandritra ny fetin’ny 26 jona izao. Misy ny fepetra raisin’izy ireo avy hatrany, ka anisan’izany ny fanamafisana ny fisavana fiara sy ny môtô, ampitomboina ihany koa ny fisafoana amin’ny toerana maro. « Miara-miasa ny miaramila sy ny zandary ary ny polisy mandritra ny […]

Jery taratra… herinandro : soamahamanina… sao mahafanina?

Soamahamanina, distrikan’i Miarinarivo, faritra Itasy, indray no malaza izao. 6 000 ha no hoe lasan’ny Sinoa hanaovana fitrandrahana volamena. Nihetsika ny vahoaka noho ny fanapotehana ny taniny, ny fasan-drazany… Misy ny mahita hoe fivarotan-tanindrazana. Sao mahafanina àry ny vola na ny kolikoly amin’izany? Mahavalalanina ny fijerin’ny depiote sasany tamin’ny fifanatrehan’ny Antenimierampirenena sy ny governemanta. Nahavita be, […]

Nosy Be : basy sy bala marobe sarona tao anaty kaontenera

 Sarona tao anaty kaontenera ao amin’ny seranan-tsambon’i Nosy Be, omaly ny basy sy bala marobe noho ny fikaroham-baovao voarain’ny OMC ao an-toerana.  Nidina avy hatrany nijery ifotony izany izy ireo. Nandrasana ny tompony, teratany vahiny, nefa tsy tonga ka niantso vadintany mba hahafahana hanapitsoka ilay kaontenera. Nahitana ireto fitaovam-piadina ireto tao anatin’izany : “ 01 […]