Flash
Préc Suiv

Fitsarana : manambana hitokona ny mpirakidraharaha

Toy ny hatramin’izay ihany… Fitakiana tambin-karama no antony mety mbola hanaovan’ny mpirakidraharaha eo anivon’ny fitsarana fitokonambe indray ato ho ato. Tsy mbola misy ny fandoavana ny tambin-karama andiany faharoa ho azy ireo, efa nampanantenaina. « Misy ny fitantanana tsy mazava eto anivon’ny fitsarana ankapobeny », hoy ny sekretera  jeneralin’ny Sendikàn’ny mpirakidraharaha eto Madagasikara, Randriamaro Alain Michel, teny […]

Reflet de la semaine – Trafic de concombres de mer : une agression de l’écosystème marin

Reflet de la semaine – Trafic de concombres de mer : une agression de l’écosystème marin

L’exploitation des concombres de mer, un produit de choix dans la gastronomie chinoise, est surtout l’apanage des parties Nord, Ouest et Sud-ouest de l’île, notamment Antsiranana, Mahajanga et chez les Vezo. Mais la demande croissante de ce produit halieutique dans les pays asiatiques, ainsi que les prix élevés entraînent une surexploitation de cette espèce marine […]

Iavoloha : nirarakompana ny fanesorana tompon’andraikitra  

Iavoloha : nirarakompana ny fanesorana tompon’andraikitra   

Nivoitra tamin’ny filankevitry ny minisitra ny 30 desambra teo, teny Iavoloha, ny fanesorana tale jeneraly maromaro. Teo koa anefa ny fampiakarana galona ireo miaramila… Tsy afa-bela ao anatin’izany ny tale jenerelin’ny ala, ao amin’ny minisiteran’ny Tontolo iainana, Andriamananoro Fidy José. Tombanana ho anisan’ny antony nanesorana azy ny « Raharaha andramena » 12 kaontenera sarona tany amin’ny seranan-tsambon’i […]