Flash
Préc Suiv

Photos reflets: ville d’eaux, Andry Rajoelina a conquis Antsirabe

Photos reflets: ville d’eaux, Andry Rajoelina a conquis Antsirabe

Partout où il est passé dans le cadre de sa tournée, Andry Rajoelina connaît de succès. La foule en liesse est toujours au rendez-vous comme c’était le cas à Antsirabe samedi dernier. L’ancien président de la Transition a été à l’écoute de la population de la ville d’Eaux, notamment les jeunes. Les images parlent d’elles-mêmes.   […]

Betafo: naiditra am-ponja ireo nandroba ny fananan-dRajosoa

Betafo: naiditra am-ponja ireo nandroba ny fananan-dRajosoa

Nidoboka am-ponja, omaly rehefa avy natolotra ny fampanoavana ireo jiolahy miisa valo voarohirohy tamin’ny fandrobana ny fivarotan-dRajosoa, ilay mpandraharaha mpanefoefo ao Betafo Antsirabe II, ny herinandro teo. Efa somary alinalina ihany vao vita ny fakana am-bavany ireo valo lahy tratra tratra teo am-pandrobana ny fananan-dRajosoa ireto. Noraisim-potsiny teo am-panafihana ny tranony ry zalahy ireto, taorian’ny […]

Faran’ny herinandro an-tsary

Faran’ny herinandro an-tsary

Samy tsy nisy diso anjara ireo mpankafy ny tarika Rossy. Niavaka ny fampisehoana natolony, tetsy amin’ny Carlton Anosy, ny zoma alina teo.   Niavaka tamin’ny hetsika tamin’iny faran’ny herinandro iny ny seho natolotry ny tarika Black Jack’s sy ny Jeneraly, tetsy amin’ny Dôme Ankorondrano, ny zoma teo.

Fetin’ny Pentekosta : nihavitsy ny mpitsangantsangana, nahasarika ny tanora ny fampisehoana tetsy sy teroa

Fetin’ny Pentekosta  : nihavitsy ny mpitsangantsangana, nahasarika ny tanora ny fampisehoana tetsy sy teroa

Nanamarika iny fetin’ny Pentekosta iny ny hatsiaka mamirifiry, izay midika fa miditra ny ririnina. Asa, noho izay andro mankalaina izay angaha fa vitsy kokoa ny fianakaviana nivoaka ny Renivohitra, raha oharina tamin’ny Alatsinain’ny Paska. Ny tanora kosa, etsy ankilany, tsy voatana mihitsy. Porofon’izany ny fahamaroan’izy ireo, nijery ireo fampisehoana samihafa. Tao ambadik’izany rehetra izany, nitranga […]

1 2 3 9