Flash
Préc Suiv

Tsipy kanetibe – “Mondiaux 2016” : fantatra ireo firenena 48 tafita

Firenena 48 amin’ireo 112 mpikambana eo anivon’ny federasiona iraisam-pirenen’ny taranja tsipy kanetibe, hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany, tanterahina eto Madagasikara, ny 1 – 4 desambra, ho avy izao. Fihaonana natokana ho an’ny sokajy lehilahy, olon-telo miaraka. Saika tafita amin’izany avokoa ireo firenena sangany amin’ity taranja tsipy kanetibe ity. Anisan’izany ry zareo Frantsay, tompon’ny […]

Fampianarana teknika : ilaina ny mamoaka tanora mamokatra avy hatrany

Notanterahina omaly tetsy amin’ny Solimotel Anosy ny atrikasam-pirenena fampahafantarana ny politikam-pirenena momba ny asa sy ny fanofanana arakasa izay karakarain’ny minisitera sy ny mpiara-miombon’antoka. Nasongadina tamin’izany fa mila mamoaka tanora am-perinasa sy mamokatra ary mahafehy ny asa andrasana aminy avy hatrany ireo Lycée teknika sy ny foibem-piofanana teknika rehetra manerana ny Nosy. Tsy tokony ho […]

Mampahatsiahy ny Raiamandreny mijoro : « Mila karohina ny hanalan’ny vahoaka ny mpitondra »

 « Ny tokony hokarohin’ny parlemanta mpanao lalàna: ahoana ny fomba ara-dalàna hahazoan’ny vahoaka manala eo amin’ny toerany ny olona nofidiny eo amin’ny ambaratongam-pitondrana rehetra?”, hoy ny fanambaran’ny Raiamandreny mijoro, enin-taona lasa. Mbola mitombina izany, ka notsiahivin’ny Dr Rasolondraibe Péri tamin’ny fivoahan’ny boky mirakitra ireo fanambarana sy asan’izy ireo nanomboka tamin’ny fijoroany, taona 2010, « Tolo-tanana ho an’i […]

Assemblée nationale : six projets de loi à présenter à Tsimbazaza

Les députés risquent d’être débordés durant cette première session ordinaire de l’année de l’Assemblée nationale avec les projets et propositions de loi à examiner pour adoption. Selon les informations recueillies, cinq projets de loi sont prévus passer au niveau des députés afin d’être examinés et adoptés, après amendement ou non. La loi sur la torture, […]

Tanànan’Ambatondrazaka : nahita hevitra ny mpitondra ho fanatsarana ny lalana

Tsotra saingy asa efa nalehan’ny sain’ny be sy  ny maro izy ity ? Ho an’ireo mpitantana ny tanàna iray,  ny lalana ifamoivoizana ao amin’ilay tanàna aloha no itsaran’ny  mponina ao an-toerana sy ireo mivahiny ny fahaiza-mitondran’ny ben’ny Tanàna. Efa mitaky vola misimisy anefa ny fikojakojana fotsiny. Na izany aza, tokony ho vitan’izay nilatsaka hitondra io olana […]

Golf – Ringer Score : B.Memmi devance L. Ratsimbazafy

Golf – Ringer Score : B.Memmi devance L. Ratsimbazafy

Le 4è tour du tournoi BNI Ringer Score a tenu toutes ses promesses avec un rebondissement remarquable dans le tableau masculin. Benjamin Memmi a pris la première place devant Luc Ratsimbazafy tandis que Sylvain Rabetsaroana a complété le podium à la grande surprise de tous. Un homme averti en vaut deux. Rien ne peut garantir […]

Un avenir dessine : l’océan Indien sur la toile

Un avenir dessine : l’océan Indien sur la toile

L’association «Cyclone BD» lance un appel à candidature pour une résidence de création de bande dessinée baptisée « Ho avy an-tsary». Il s’agit d’un projet d’échange artistique entre La Réunion et Madagascar. «Ce projet prend la forme d’une résidence itinérante à laquelle participeront 6 dessinateurs et illustrateurs dont trois Malgaches et trois Réunionnais, encadrés par deux […]

La ville d’Eaux dans l’euphorie

La ville d’Eaux dans l’euphorie

Fidèle à son rendez-vous annuel, le THB Tour s’est déroulé du 25 au 28 mars dernier à Antsirabe. Des rumeurs couraient quelques jours avant l’événement selon lesquelles l’événement serait reporté. D’autant que le THB Tour tombait la semaine de commémoration du 29 mars. Toutefois, la capitale du Vakinankaratra a accueilli pas moins 400 000 personnes. Une […]

Sekolim-panjakana 112 : ampianarana fananahana ara-pahasalamana ny mpianatra

Sekolim-panjakana 112 : ampianarana fananahana ara-pahasalamana ny mpianatra

Ampidirina ao anatin’ny taranja science de la vie et de la terre (SVT) manomboka any amin’ny kilasy 8ème, ny fampianarana ny fananahana ara-pahasalamana. Iarahan’ny Marie Stopes Madagascar (MSI) sy ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena ny asa. Mivoatra isaky ny kilasy ny fahalalana omena ny mpianatra fa manomboka amin’ny fampahafantarana momba ny toe-batana sy ny fidirana amin’ny adolantsento. […]

Atsimon’ ny Nosy : hikija ny orana

Hatry ny omaly, nikija ny orana any amin’ny tapany atsimon’ny Nosy sy Atsimo Atsinanana ary hitohy ao anatin’ny telo andro, raha ny vinavinan’ny mpamantatra ny toetr’andro etsy Ampandrianomby. Heverina ny hiitaran’izany rotsak’orana betsaka izany amin’ny morontsiraka atsinanan’i Madagasikara amin’ny zoma ho avy izao. Raha ny vinavina hatrany, hihabetsaka izany orana izany ny tapak’andro hariva sy […]

Ahina ho potiky ny ady… : natao sary 3D avokoa ireo vakoka any Siria

Efa anjatony ny toerana manan-tantara sy vakoka sarobidy norobaina na potiky ny ady any Siria, hatramin’ny nanombohan’izany, ny taona 2011. Tsy nisalasala ireo silamo mahery fihetsika (Daech) nandaroka baomba ny tempoly lehibe sady malaza ao Bêl sy Baalshamin, ao Palmyre-Siria. Manoloana izany, natao sary 3D ireo hany sisa tsy ringana, sao tsy hisy hahalala akory […]

8 marsa CUA : hanao diabe ny ben’ny Tanàna

 Hitarika ny diabe ho fanamarihana ny Andron’ny vehivavy, 8 marsa rahampitso ny ben’ny Tanàna, Ravalomanana Lalao. Hiainga eny Mahamasina izany ary hipaka eny Analakely. Hisy ny fanentanana hataon’ny mpanakanto maro, hotarihin’ny « Fou hehy ». Arahin’ny fizarana valisoa ho an’ireo mendrika amin’ny fifaninanana samihafa nampanaovinan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA). Hitohy amin’ny alalan’ny adihevitra momba ny vehivavy izany […]

Manœuvres frauduleuses  : le Pnud met  en garde

Les instances internationales ne sont pas épargnées par les pratiques frauduleuses. Après la responsable de communication de l’Union européenne, voilà que le Programme des Nations unies pour le développement (Pnud) à Madagascar est également victime de manœuvres frauduleuses et autres subterfuges. Ces agissement sont perpétrés par « des personnes malintentionnées et non identifiées proposant des emplois, […]

Analanjirofo sy Sava : ho betsaka ny rotsak’orana

Mbola nahazo filazana fampitandremana amin’ny habetsahan’ny rotsak’orana amin’ity fiandohan’ny herinandro ity ny faritra Analanjirofo sy Sava. « Mila mitandrina, noho izany ny mponina eny amin’ny faritra iva manakaiky ny renirano samihafa amin’ny fiakaran’izy ireny tampoka », hoy ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro. Mety hahatratra hatramin’ny 50 mm mandritra ny 24 ora ny refin’ny rotsak’orana ho […]