Flash
Préc Suiv

COFAA COOPERATIVE DES FEMMES d’ANKAZO ANOSIALA (VEHIVAVY MIEZAKA)#photo

COFAA COOPERATIVE DES FEMMES d’ANKAZO ANOSIALA (VEHIVAVY MIEZAKA)#photo

COFAA prône le Développement Rural sans négliger le social tout en défendant farouchement la protection de l’environnement.-Quinze membres au départ et jusqu’ici, la COFAA, Vehivavy Miezaka ne se prive pas de la qualité pour compenser leur petit nombre.Elle continue sur sa lancée :Approcher et aider les agriculteurs paysans à vendre leurs produits. Ce mois de […]

ANTSO RE (APPEL ENTENDU ). ASSOCIATION NATIONALE du TOURISME SOLIDAIRE#

ANTSO RE (APPEL ENTENDU ). ASSOCIATION NATIONALE du TOURISME SOLIDAIRE#

Signature de la charte du réseau l’ANTSO Re à l’Akany Avoko le 18 janvier 2018 L’Association Nationale du Tourisme Solidaire- Responsable, connue sous le sigle ANTSO -RE, un réseau du Tourisme basé à Madagascar dynamise ses activités et urge sans relâche ses recherches des réponses positives aux détresses humanitaires et à la crise écologique qui […]

Ankatso, Vontovorona, Mahajanga : rotaka, fitakiana, fitokonan-dava eny amin’ny oniversite

Ankatso, Vontovorona, Mahajanga : rotaka, fitakiana, fitokonan-dava eny amin’ny oniversite

 Nisavorovo indray ny mpianatry ny oniversiten’Antananarivo, omaly maraina, teny Ankatso. Tezitra tsy nahita ny tetiandro momba ny daty handoavan’ny agent comptable ny vatsim-pianarana efa-bolana ireo mpianatra, ka nirohotra nidina teny amin’ny toeram-piantsonan’ny taxi-be 119, tokony tamin’ny 11 ora antoandro, omaly. Nitondra sora-baventy izy ireo sady niantsoantso. “Fanapahan-kevitra noraisan’ny filohan’ny fikambanan’ny mpianatra rehetra ao anatin’ny oniversite […]

Hafari malagasy : une vision pour 2018

Hafari malagasy : une vision pour 2018

La plateforme Hafari malagasy vient d’annoncer une redynamisation de ses activités, mises en veilleuse, suite à l’incarcération de son président national, Jean Nirina Rafanomezantsoa. Le bureau national de Hafari malagasy décide d’améliorer ses prestations en misant textuellement sur la légalité dans ses programmes. Des projets de vente-location de logements vont démarrer bientôt, a révélé le […]

Hetsika tao Toliary : notsinontsinoavina ny hafatry ny FFKM ho an’ny TVM/RNM

Hetsika tao Toliary : notsinontsinoavina ny hafatry ny FFKM ho an’ny TVM/RNM

 Tsy mivonona ny hiova fa manao bemarenina  manoloana ny  tenin’ny raiamandreny eo anivon’ny fiangonana. Nomarihina tany Toliary, ny asabotsy teo, ny faha-50 taon’ny TVM.  Anisan’ny nambaran’ny filoham-pirenena ny maha fitaovana fanabeazana azy io. “Tsy tokony  hanohintohina ny fiarahamonina izany…”, hoy izy. Nilahatra nampitenenina sy naseho an-tsary teo avokoa avy eo ireo mpila ranondranony sy tompomenakely, […]

Guide du week-end

Guide du week-end

Vendredi 1er décembre Rak Roots au village Voara Andohatapenaka Fraîchement  débarqué d’une tournée européenne, Rak Roots est au bercail et piaffe déjà d’impatience de rencontrer ses fans ce soir au village Voara Andohatapenaka. Le rendez-vous sera donné à 19 heures tapantes. L’artiste va également donner un aperçu de son futur album intitulé « Inspi Rak Roots ». […]

Procès équitable : du chemin reste à faire

Procès équitable : du chemin reste à faire

Le non-respect des garanties procédurales lors d’un procès est toujours d’actualité à Madagascar et du chemin reste encore à faire sur ce sujet. Le nombre des détenus prévenus qui est toujours supérieur à celui des condamnés dans tous les établissements pénitentiaires en est, entre autres, une preuve indéniable. «On ne peut parler de procès équitable […]

Resaky ny mpitsimpona akotry : ny mponina maditra, ny fitondrana goragora

Marary mahafantatra fa efa mikotrika ao aminy ilay aretina mbola nitsoaka ny toera-pitsaboana. Maty nentin’ny havany nivoaka antsokosoko ny vatana mangatsika mitaiza otriky ny pesta. Any am-pasana mbola noloaran’ny havany ihany ilay razana nalevina anaty fasana an’irotra. Samy nitranga avy ireo fihetsika mamoafady ireo, sanatria famosaviana ny fiaraha-monina manampy trotraka amin’ny fielezan’ity areti-mifindra izay efa […]

Fanamparam-pahefana : any am-ponja ny kolonely iray

Mitohy ny hetsika. Saron’ ny Bianco, niainga amin’ny fitarainana nataon’ny olona amin’ny fanamparam-pahefana nataony ny manamboninahitra ambony eo anivon’ny komandin’ny faritany miaramila fahadimy. Nampanofain’ ity kolonely ity ho amin’ny tombontsoany manokana ny trano fitehirizana entana eo anivon’ny toby ka nahazoany vola hatrany amin’ny 145 tapitrisa Ar. Niakatra fampanoavana ny 21 septambra teo ny raharaha ka […]

“Sômaroho!”: Nosy Be: tsy vahiny intsony ry Toofan

“Sômaroho!”: Nosy Be: tsy vahiny intsony ry Toofan

Tamin’ny 2005, tsy nisy tsy niandry an’izay mpihira ny “Eledji” izany ny mponin’i Nosy Be iray manontolo. Na ry Barrabas sy Master Just aza tsy nanam-po hoe efa hain’ny rehetra ny hiran’ny Toofan. Nafana ny fiarahana tamin’izany, ary nampanantena izy ireo fa raha mbola mitohy ny fiaraha-miasa amin’i Wawa, tsy maintsy miverina Nosy Be ry […]

Carambolage à Mandrosoa Ivato: une trentenaire succombe à ses blessures

Carambolage à Mandrosoa Ivato: une trentenaire succombe à ses blessures

L’une des victimes de l’accident survenu sur la route d’Ivato serait passée de vie à trépas à l’hôpital. Le bilan s’alourdit après le carambolage monstre, impliquant trois véhicules, survenu à Mandrosoa Ivato dans la nuit de jeudi à vendredi. Malgré les soins prodigués, une victime, une femme d’une trentaine d’années, n’aurait pas survécu. Ici, le […]

Boeny: foire du black eyes à Ambondromamy

Boeny: foire du black eyes à Ambondromamy

Le black eyes reste le produit-phare de la région Boeny. La foire « Lojy mitsangana » dédiée à la promotion de sa production sera organisée du 28 au 30 juillet à Ambondromamy, dans le district d’Ambato Boeny, selon un calendrier dressé conjointement par le programme Prosperer, la Chambre de commerce et la région Boeny. Motivés par les […]

En passant…

BAC – Un candidat a renoncé à l’épreuve de physique Le bilan des trois premiers jours de l’examen du Baccalauréat semble négatif pour la majorité des candidats. Ces derniers se plaignent de la difficulté des épreuves, notamment les matières scientifiques. Un candidat en série scientifique a abandonné au Centre d’examen du Lycée moderne d’Ampefiloha (LMA) […]

Paradoxe

Paradoxe

Coïncidence des faits probablement, un militant écologiste devant la barre de la justice, en même temps qu’un directeur haut placé au sein du ministère de l’Intérieur et de la décentralisation, échappe toujours à la Chaîne pénale anti-corruption. Voilà deux faits qui, a priori n’ont aucun rapport mais qui, au final,  résument le malaise que les […]

Kitra – «Can 2019»: nampakarina ho 24 ny isan’ny ekipa hifaninana

Notapahin’ny zaikaben’ny kaonfederasiona afrikanin’ny baolina kitra, natao tany Rabat,  Maraoka, ny alarobia sy alakamisy lasa teo, fa hakarina ho 24 fa tsy 16 toy ny teo aloha intsony ny isan’ny ekipa hifaninana, hiady ny ho tompondakan’i Afrika (Can), manomboka amin’ny taona 2019. Ankoatra izay, tsy hatao ny volana janoary sy febroary intsony koa ny lalao […]

Rugby Analamanga: raikitra eo Mahamasina ny lalao

Tsy misy intsony ny ahiahy fa raikitra ary hotanterahina, rahampitso alahady, eo amin’ny kianjaben’i Mahamasina, ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga, taranja rugby na «Top 20», karakarain’Analamanga rugby. Io no nambaran-dRavelojaona Andry (La Pie)  filohany, omaly. «Tsy misy intsony izany «comité ad’hoc» izany, satria efa notsipahin’ny minisitra ary efa noravan’ny tribonaly misahana […]

Jery taratra: fifandroritana lava…

Nametra-pialana ny minisitry ny Fitantanam-bola noho ny tsy fitoviam-pijery, tsy fahampian’ny tosika amin’ny fahazoana manatanteraka asa. Nilaza ny filoha fa tsy misy izany tsy fitoviam-pijery izany, fa mila hamarinina. Voatendry ny ampitso ihany ny minisitra vaovao ary natao ny famindram-pahefana. Hanao ahoana ny ho tohiny? Niverina niasa ny Sendikàn’ny mpitsara eto Madagasikara (SMM), izay nitokona […]