Flash
Préc Suiv

An-kitsim-po

Andrasana ny tamberin’andraikitra  Manana andraikitra goavana ny olom-pirenena tsirairay eo amin’ny asa fampandrosoana fa tsy miankina amin’ny mpitondra irery ihany, na iza na iza eo amin’ny fitondrana. Tompon’antoka ny olom-pirenena tsirairay amin’ny asany, fiarovana ny fananana iombonana, fanajana ny lalàna, fiantohana ny fahadiovan’ny tanàna, sns. Ohatra vitsy monja ireo, fa raha zahana ny zava-misy amin’ireo […]

Iantsoana fanampiana ireo zaza kamban- telo

Iantsoana fanampiana ireo zaza kamban- telo

Teraka ny alin’ny 5 febroary teo, tao amin’ny Hopitalibe Toamasina, i Baofotoa Nafissa, renim-pianakaviana 33 taona. Efa manan-janaka mianadahy, 10 taona sy efa-taona, izy. Zaza fanintelony naterany ireto kambana telo mianandahy ireto, i Beanjara Dorlis sy I Beanjara Donatien, izay samy lahy ary samy milanja iray kilao mahery kely avy. Salama tsara avokoa izy telo […]

Fanavaozana lisi-pifidianana : tsy ho tratra ny tanjon’ny Ceni

Fanavaozana lisi-pifidianana : tsy ho tratra ny tanjon’ny Ceni

« Raha oharina amin’ny fanavaozana lisi-pifidianana fanao hatramin’izay, azo lazaina fa mihoatra ny antontanisa voaray. Isan-taona: eo amin’ny 2% ka hatramin’ny 3,5%  eo ho eo ny taham-pitomboan’ny fisoratana anarana amin’ny lisi-pifidianana, rehefa manao izay fanavaozana lisi-pifidianana izay isan-taona. » Izay ny fanazavan’ny filoha lefitry ny Ceni, Rakotonarivo Thierry, teny Alarobia, omaly, momba ny fanavaozana ny lisi-pifidianana, izay […]