Flash
Préc Suiv

« Bibliothèque pour tous »: nizarana boky 600 ny fokontany 15

« Bibliothèque pour tous »: nizarana boky 600 ny fokontany 15

Ho fanohizana ny « Boky mitety vohitra », miroso amin’ny tetikasa « Bibliothèque pour tous » na « Tranomboky ho an’ny rehetra » indray ny fikambanana Gazela sy ireo mpiara-miasa aminy ahitana ny edisiona « Jeunes Malgaches »,  ny fikambanana frantsay « Le livre aux milles zébus » ary ny « Solidarité avec Madagascar ». Boky 600 izay amin’ny teny malagasy nasiana dikany amin’ny teny frantsay ny […]

44 ny mpampianatra mpikaroka tapaka karama: hihamafy ny fitakian’ny Seces, mpandrahraha ary ny mpianatra

44 ny mpampianatra mpikaroka tapaka karama: hihamafy ny fitakian’ny Seces, mpandrahraha ary ny mpianatra

Araka ny efa nambarany, nanao hetsika niaraka ny Seces sy ny mpandraharaha ary ny mpianatra eny amin’ny oniversiten’Antananarivo omaly. “44 ny mpampianatra mpikaroka nahazo “dérogation” avy any amin’ny primatiora fa mbola voatazona hampianatra sy hikaroka ao anatin’ny tontolon’ny oniversite izay tapaka karama nanomboka ny volana febroary lasa teo ka hatramin’izao fotoana izao vokatry ny fitarazohan’ny […]

Ivato: 22 tortues saisies sur deux Malaisiens

Avant-hier, dans l’après-midi, les agents de la douane ont saisi plusieurs tortues rayonnées à l’aéroport international d’Ivato. Les reptiles, au nombre de 22, ont été retrouvés dissimulés dans les  bagages de deux ressortissants malaisiens. D’après les explications, les tortues ont été découvertes à l’issue du passage des valises des deux étrangers au scanner. Les deux […]

Sosialy sy ny kolontsaina: 15 taona ny Bel Avenir

Sosialy sy ny kolontsaina: 15 taona ny Bel Avenir

Fikambanana tsy miankina, malagasy, mpikambana amin’ny tambajotra iraisam-pirenena antsoina hoe Eau de coco, ny fikambanana Bel Avenir, any Toliara. Miparitaka amina firenena valo io tambajotra  ary manetsiketsika ny fiarovana ny zon’ny ankizy, amin’ny alalan’ny fanabeazana, fototry ny fampandrosoana. 15 taona nijoroana ny Bel Avenir ary miisa telo alina ireo olona efa nahazo tombony tamin’ireo tetikasany,  […]

Asa fanaovan-gazety: niavaka ny fankalazana tao Toamasina

Asa fanaovan-gazety: niavaka ny fankalazana tao Toamasina

    Niavaka tanteraka tamin’ izay efa hita teto amin’ny firenena ny fandraisan’ i Toamasina ny Andro iraisam-pirenena ho fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety sy fampahalalam-baovao, noho ny fomba niavaka nataon’ny mpikarakara. Voalohany, nanorina sy nametraka tsangambato ho fanamarihana  izany Andro maneran-tany izany ny komity mpikarakara.  Nitarika ny fikarakarana ny talem-paritry ny serasera, i Avizara Prixcilla, sy […]