Flash
Préc Suiv

EDITORIAL : Doucement les basses !

Que penserait-on de parents, fort riches au demeurant, qui ne se soucient nullement de leur progéniture qu’à chaque date mémorable, qui plus est, en leur faisant l’aumône de quelques plats de riz et de quelques denrées ? A leur place, quels parents oseraient également se pavaner de tels gestes et clamer partout qu’ils ont à cœur […]

MMM SUR LES VINDICTES POPULAIRES : «Le pays est au bord d’une guerre civile »

Les justices populaires ont toujours existé à Madagascar, mais cette pratique a pris des proportions alarmantes ces dernières années. En 2016, on en a recensé une quarantaine. Depuis le début de cette année, les statistiques font état d’une dizaine de cas de justice populaire. « Les vindictes populaires constituent un moyen pour la population de se […]

MAPAR SUR LA PRATIQUE POLITIQUE : L’aventurisme du régime est pointé du doigt

MAPAR SUR LA PRATIQUE POLITIQUE : L’aventurisme du régime est pointé du doigt

La pratique politique à Madagascar fait l’objet d’un grand débat durant l’atelier organisé par le Pnud, qui se tient depuis hier à l’hôtel Carlton à Anosy. Il s’agit d’aborder, en particulier, l’élaboration des projets de société et des programmes politiques pour une démocratie apaisée et exclusive. «On connait tous la pratique politique à Madagascar? C’est […]

FANAPARAM-PAHEFANA : Olona ambony manakarama “gros bras” mibodo tanin’olona

FANAPARAM-PAHEFANA : Olona ambony manakarama “gros bras” mibodo tanin’olona

Tranga iray isehoana fanaparam-pahefana ny fibodoana tanin’olona etsy amin’ny fokontany Mamory Miray Antoby, Kaominina Talatamaty, anatin’ny distrikan’Ambohidratrimo. Tany efa vita “borne”, saingy nanakaramana olona ambony “gros bras” handroaka ny tompon’ny tany eo an-toerana…  Velon-taraina ny tompon’ny tany eny amin’ny fokontany Mamory Miray fa nanakaraman’olona ambony “Gros bras” izy ireo hanala azy ireo eo amin’ny toerany. […]

VAKY BANTSILANA : Sao lasan-ko vavany no betsaka…

Ilàna maso arivo ny fitantanana ny raharaham-panjakana, satria folo elatra ahina io ka mitaky fahamalinana. Mihamitombo ny fahantran’ny Malagasy, na dia nisy nilaza aza fa porofoy amiko fa mahantra marina ny Malagasy. Tampotampoka indray niteny fa 90%-n’ny vahoaka no mahantra raha nandray ny fitondrana ny tenany. Ny filazana izany ve no midika fa tsy tomponandraikitra […]

TAPANY

Vola vaovao Araka ny tatitra nivoaka nandritra ny filan-kevitry ny governemanta omaly, amin’ny volana jolay ho avy izao no hanomboka hivoaka ny vola 20.000 ariary tokana. Ny mampanahy ny maro dia hiakatra hanaraka izay ihany koa ny vidim-piainana eto amintsika. Hisy ihany koa ny fanontana vola 100, 200, 500, 100, 2.000, 5.000 ary 10.000 ariary […]

FIARA MINI COOPER NAHAFATY OLONA : Naverina eny amin’ny polisy indray ilay mpamily Niakatra fampanoavana

Omaly, ilay mpamily nitondra fiara Mini cooper nahafaty olona mianaka tetsy Alarobia, ny fiandohan’ny herinandro teo. Marobe ireo olona mahitahita miditra an-tsehatra mitady hevitra ny tsy hampidirana am-ponja ity tovolahy izay mamo nitondra fiara nahafaty olona ity. Raha ny loharanom-baovao, voatery naverina eny amin’ny polisy ity tovolahy ity ary nohalavaina 24 ora ny fitazomana azy, […]

RAHARAHA ANRIAMANDAVY RIANA : Nisy minisitra naka tao amin’ny zandary ny fitoriana

Mbola mitohy ihany hatramin’izao… Minisitra iray no naka ny atontan-taratasy fitoriana an’Andriamandavy Riana tao amin’ny biraon’ny zandary misahana ny heloka bevava (SECRECH) tetsy Fiadanana. Araka ny fantatra dia izay no antony nampihantona io raharaha io, tsy nisy fakana am-bavany, hatramin’izao fotoana izao… Manoloana ny fitoriana nataon’ny filohan’ny sendikan’ny mpitsara sy ireo fitoriana roa hafa mitodika […]

BIANCO AMBOHIBAO : Plus de 300 millions d’ariary détournés, une personne jetée en prison

BIANCO AMBOHIBAO : Plus  de 300 millions d’ariary détournés, une personne jetée en prison

Une personne est placée sous mandat de dépôt, communique le Bianco. Cela suite à une affaire de détournement de plus de 300 millions d’ariary. Le bureau serait également sur d’autres affaires impliquant aussi bien des hauts responsables étatiques que des opérateurs économiques. Visiblement, la lutte contre la corruption va bon train dans le pays malgré […]

LUTTE CONTRE LA PAUVRETE : Un régime habitué au court terme

LUTTE CONTRE LA PAUVRETE : Un régime habitué au court terme

Hier, le couple présidentiel s’est, une fois de plus, donné en spectacle à travers une cérémonie de remise de vivres à 8000 familles défavorisées de la capitale. Une façon pour le Président de la République d’embellir son image auprès du petit peuple. A cette occasion, plusieurs ménages issus des 192 fokontany de la ville d’Antananarivo […]

PROGRAMME DE COOPERATION PARLEMENTAIRE : « Pour un vrai débat parlementaire sur des questions importantes»

PROGRAMME DE COOPERATION PARLEMENTAIRE : « Pour un vrai débat parlementaire sur des questions importantes»

Le Sénat et l’Assemblée nationale sont des institutions censées rapporter les aspirations du peuple. Nombreux défis restent pourtant à relever pour que ces deux institutions soient des garantes de la démocratie. Un protocole d’accord de coopération parlementaire entre la Friedrich Ebert Stiftung (FES) et le Sénat, pour une durée de 2 ans en collaboration avec […]

EDITORIAL : A force de faire l’âne, on le devient !

Selon le communiqué de presse censé apporter des précisions sur le cours du Conseil du Gouvernement, « les textes en vigueur restent clairs et ne pouvant souffrir de la moindre discussion : toute visite à une personne – mise judiciairement en détention préventive et, de surcroît, mise sous soins médicaux dans un établissement hospitalier – doit […]

SAKOROKA TETSY VONTOVORONA : Mitaky ny hampiakarana 100% ny fampitaovana ny mpianatra

SAKOROKA TETSY VONTOVORONA : Mitaky ny hampiakarana 100% ny fampitaovana ny mpianatra

Raikitra ny tora-bato nataon’ny mpianatra teny Vontovorona, omaly. Fampiakarana 100%-n’ny fampitaovana sy fampidinana saram-pisoratana anarana no tena votoatin’ny fitakian’izy ireo. Nafanafana indray ny teny an-toerana…  Toerana ifandimbiasana! Taorian’ny sakoroka teny Ankatso, ny herinandro lasa iny, anjaran’ny mpianatry Polyteknika Vontovorona indray, omaly. Raikitra ny torabato sy horakoraka nanehoan’izy ireo ny fahafaliany momba ny resaka fampiakarana 100% […]

VAKY BANTSILANA : Aza manao vava ren’Andriamanitra…

Miazakazaka fa miadam-pamindra ny fitondrana ankehitriny. Toy ireny maika ho aiza ireny, enjehina daholo izao rehetra izao nefa toa tsy mankaiza fa ny eto ihany no eto, miha-sahirana hatrany ny Malagasy. Voatety izao tontolo izao, tsy fantatra anefa izay vokatra. Toa efa lala-mahazatra ny mandeha mankany ivelany mamonjy izao karazam-pivoriana rehetra izao. Ny vola lany […]

OTRIKAFO : « Tahotra ny ho voatsara no tsy hananganana ny HCJ »

Manoloana ny tsy fanarahan-dalàna tanterahin’ireo mihevitra ny tenany ho tsy tsimatimanota eto amin’ny firenena, nitondra ny fanehoan-keviny momba ny tsy hananganan’ny fitondram-panjakana ny Fitsarana avo ahafaha-mitsara ny olona ambony na ny “HCJ” eto amin’ny firenena. “Na tamin’ny andron’ny filoha Ratsiraka Didier, na tamin’ny andron-dRavalomanana Marc, samy tsy nisy sahy nanangana ny Fitsarana avo ahafaha-mitsara olona […]

MPAMPIANATRA MPIKAROKA : Hampiato tanteraka ny fampianarana afaka 72 ora

Noho ny tsy fanajan’ny fitondrana ny didy laharana faha-1214-2009 nivoaka tamin’ny 06 oktobra 2009, namoaka fampitandremana ny teo anivon’ny mpampianatra mpikaroka sy ny mpikaroka mpampianatra mivondrona ao anatin’ny Seces, amin’ny tokony hanajany izany ao anatin’ny 72 ora. “mikasika ny indemnité de logement sy indemnité de résidence io fifanarahana io, izay nohamafisin’ny fifanarahana tamin’ny fitondrana ankilany sy […]

FANDRAISANA ANDRAIKITRY NY BIANCO : Nadoboka am-ponja ilay nanodinkodim-bola 300 tap ariary

FANDRAISANA ANDRAIKITRY NY BIANCO : Nadoboka am-ponja ilay nanodinkodim-bola 300 tap ariary

Taorian’ny fitarainana niseho teo anivon’ny Birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly, naiditra am-ponja vonjimaika, omaly, ny tomponandraikitra iray misahana ny famatsiana ny rano fisotro madio, tetikasa novatsian’ny Banky Afrikanina momba ny fampandrosoana (BAD). Hisy indray ve ny fifampiarovana amin’izao raharaha izao? Vaky am-batolampy ny resaka momba ny fanodinkodinam-bola teo anivon’ny tetikasa rano fitsotro madio novatsian’ny Banky […]

AMBODISAINA TOAMASINA II : Litige foncier et falsification : 284 maisons menacées de démolition

AMBODISAINA TOAMASINA II : Litige foncier et falsification : 284 maisons menacées de démolition

A Ampasimpotsy, un village situé dans la commune suburbaine de Toamasina II, environ 600 habitants sont menacés d’expulsion à cause d’un litige foncier sans précédent. A l’origine de cette affaire, un particulier compte acquérir l’ensemble du terrain d’une superficie de 20ha 67A 29Ca. L’acheteur, un officier à la retraite, est déterminé à raser les 284 […]

NON-EFFECTIVITE DE LA DEMOCRATIE : «Le parlement ne joue pas pleinement son rôle »

NON-EFFECTIVITE DE LA DEMOCRATIE :  «Le parlement ne joue pas pleinement son rôle »

La cérémonie de lancement du programme de coopération parlementaire entre la Friedrich Ebert Stiftung (FES) et le Sénat est prévue aujourd’hui à Anosy. Cette collaboration est soutenue par le ministère allemand des Affaires étrangères pour une durée de 2 ans.  « Le parlementarisme à Madagascar n’exploite pas encore pleinement son potentiel dans l’exécution de ses diverses […]

ASSEMBLEE NATIONALE : Des 4×4 ou motion de censure, faites vos jeux !

ASSEMBLEE NATIONALE : Des 4×4 ou motion de censure, faites vos jeux !

Les rumeurs circulent la semaine dernière comme quoi des parlementaires ont déjà obtenu des voitures 4×4. Les investigations que nous avons effectué confirme bien l’existence de ce projet de distribution de voitures tout terrain, mais pas à tous les élus. Cela en échange de quelques choses. L’histoire des 4×4 ne serait pas un leurre. Des […]

EDITORIAL : Partez !

« Il est parti pour un monde meilleur », c’est ce qu’on a l’habitude de dire de quelqu’un qui est décédé. L’on dit également que la terre est un monde de souffrances, comme si ce monde où nous vivons était le pire des mondes. Néanmoins, malgré tout cela, nous soutenons que notre monde, en particulier Madagascar, n’est […]

TSY FIRAHARAHANA MARARY : Nolavin’ny CSBII Tanjombato ny nitsabo ilay vehivavy

TSY FIRAHARAHANA MARARY : Nolavin’ny CSBII Tanjombato ny nitsabo ilay vehivavy

Velon-taraina amin’ny tsy fandraisana andraikitry ny CSBII eny Tanjombato ny mponina eny an-toerana. Vehivavy iray nivalampatra teny amin’ny arabe tokony hotsaboina no nolavin’izy ireo, ny herinandro iny… Vehivavy iray tokony ho 30 taona no hita nitsitra teo amoron’Ikopa, lalana mihazo an’Anosimahavelona, ny talata lasa teo, tokony ho tamin’ny 4 ora maraina. Niboridana tanteraka ity vehivavy […]