Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

 Olona enina naiditra am-ponja tany Farafangana ny zoma teo, noho ny famonoana tompon’omby iray tany an-toerana. Ny iray amin’ireo no tena atidoha sady tompon’omby nahatonga ny fifanolanana, ary ny hafa ny nanampy azy. Ity tranga ity izay nampifanolana tompon’omby roa ary niafara tamin’ny famonoana. Miandry ny fitsarana azy izy enina ireo.

 

Les commentaires sont fermées.