Flash
Préc Suiv

Faran’ny herinandro an-tsary

Faran’ny herinandro an-tsary

« Telorirana », antsa tononkalo niarahana tamin’i Benaina, Faribolana Sandratra Anjozorobe. Nifandimby namelona ny sanganasany ihany koa ny mpiray faribolana.

Maro ireo tovovavy 15 ka hatramin’ny 20 taona namaly ny antso, hampiseho ny talenta amin’ny fifaninanana “Miss Jeunesse de Madagascar” karakarain’ny KoloTV/FM.

Izay mivoaka, kanto avokoa… Sahirana tamin’ny fifantenana ireo mpitsara telo mianadahy!

Andritiana Manou, anisan’ireo tovovavy nandray anjara. Miakanjo fitondra amin’ny andro mafana.

Nanatontosa : Fanou R sy HaRy R

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique