Flash
Préc Suiv

Tselatra

Votsotra, afakomaly alina, i Nassir Sivjee, tale jeneralin’ny Conforama sy ny Akoor Digue. Tsy fantatra mazava ny toerana nanarian’ireo jiolahy azy fa efa tafaverina eny amin’ny fianakaviany izy io. Herinandro teo ny nitazonan’ny jiolahy azy. Mazava ho azy fa nisy ny fifanakalozana vola tany ambadika tany. Tsy nisy tratra ny jiolahy ary tsy misy fantatra ny momba azy ireo. Teny Androhibe raha handeha hamonjy fodiana ity Karana ity no nisy naka an-keriny. Andrasana izay mba fanadihadian’ny mpitandro filaminana.

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique