Flash
Préc Suiv

“Can 2019” – Barea: ireo mpilalao 22 narafitr’i Nicolas Dupuis

“Can 2019” – Barea: ireo mpilalao 22 narafitr’i Nicolas Dupuis

Raikitra izany ny lalao miverina eo amin’ny Barea an’i Madagasikra sy ny ekipan’ny Soudan, ny 18 novambra izao. Efa nisy ny lisitr’ireo mpilalao navoakan’ny eo anivon’ny FMF, omaly. Eny amin’ny kianjan’ny Cnaps Vontovorona ny hanatanterahana izany.

Vitsy ny mpila ravinahitra handrafitra ny ekipam-pirenena malagasy amin’ity lalao hifandonana amin’ny Soudan ity. Araka ny safidy nataon’ny mpanazatra Nicolas Dupuis mantsy, 11 ihany ireo mpilalao mpila ravinahitra voaantso hiatrika ny lalao, ny herinandro ho avy izao. 11 kosa ny mpilalao avy eto an-toerana.

Mi.Raz

Lisitry ny mpilalao mandrafitra ny Barea

Razakanantenaina Pascal, i Amada Ibrahim Samuel, Ilaimaharitra Marco, Randriambololona Zotsara, i Nomenjanahary Lalaina, Andriatsima Faneva Ima, Andriamahitsinoro Charles Carolus, Rakotoharimalala Njiva, i Voavy Paulin, i Fontaine Thomas, Randrianasolo Jean Dieu Donné, i Njakanirina Sandratriniaina Tobisoa, i Metanire Romain, i Morel Jeremy Michel, Rakotondrazaka Andrianavalona, Rabeson Fetraniaina, Razafindrasata Tsito, Rakotoarisoa Baggio, i Bekary Mario, Ramanjary Roger Theodin, Ravelomanantsoa Mario Carlos, Rajomazandry Andrianirina.

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique