Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Saron’ny polisy avy ao amin’ny PPA Ampefiloha teny amin’ny sisin’ny La Réunion-kely, ny zoma lasa teo ny jiolahy raindahiny amin’ny fanendahana amin’iny faritra iny. Niharan’ny herisetran’ity jiolahy ity ny olona roa nandeha hariva teny an-toerana. Lasan’ilay jiolahy ny vola 800 000 Ar sy telefaonina finday. Nanao fikarohana avy hatrany ny polisy taorian’ny fitorian’ireo lasibatra ka niafara tamin’ny fahatrarana ilay jiolahy. Naiditra am-ponja ny asabotsy teo izy rehefa avy natolotra ny fampanoavana.

Les commentaires sont fermées.