Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary CCI Ivato

Songadina an-tsary CCI  Ivato

Ireo kandidà miisa 17 mianadahy mianaka tarihin’i Deba tamin’ilay ambara fa fihaonambe mahatapaka, teny amin’ny CCI.

Novokisana tapa-mofo ireo andiana tanora maromaro nasaina nameno isa ny efitrano fivoriana.

Soratra sy sary : Tiana sy Synèse R.

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique