Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Nanolotra fitaovana ho an’ny Fikambanan’ny sembana miatrika ny hoavy (SMH), tetsy Ankorondrano, ny fikambanana AFF, tarihin’ny filoham-boninahitra, Ravatomanga Haingo, omaly.

Ireo tanoran’ny VTKA Antsirabe, resy lahatra ary hampandany ny kandidà Rajoelina amin’ny fifidianana.

Les commentaires sont fermées.