Flash
Préc Suiv

Tselatra

Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana ain’olona teny amin’ny RN 7 PK 616 + 515, omaly tolakandro tamin’ny 1 ora sy 35 mn, teo amin’ny sampanan-dalana mihazo an’i Betroka. Nivadika tao anaty fiolahana ilay fiara 4×4 Mitsubishi Pajero. Vokany, maty tsy tra-drano ny mpamily iray raha olona roa hafa kosa naratra mafy ka nentina haingana ao amin’ny hopitaly Ihosy.

 

Les commentaires sont fermées.