Flash
Préc Suiv

Indray mijery

Efa vita ny tetezana eo Betongolo ary efa misokatra ny fifamoivoizana eny an-toerana. Efa vita koa ny ampahan’ny fanamboarana eny 67 ha mitohy rny Vatobe sy Digue ho fanarian-drano vaovao. Mitohy ny asa eny Ambodimita sy eny Besarety ary ny lakandrano Andriantany manontolo. Efa eo ambadiky ny Cheminot Vassacoss ny asa amin’izao fotoana izao.

Tanjona ny fampihenana ny tondradrano amin’ny faritra iva eto Antananarivo ao anatin’ny tetikasa  PIAA 2017-2019 miaraka amin’ny CUA, ny Samva, ny Apipa, ny Agetipa… Hitohy eny Ankorondrano, eny Anosivavaka ary eny Tsimbazaza ny asa fanadiovana.

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique